Mitady malagasy mipetraka any Mayotte

1. xxx ( 12/05/2010 16:54)
Salama daholo Tompoko,
Mikasa ny hitady vola any Mayotte aho fa tena tsy mahalala ny ambony sy ny ambany mikasika ny fomba rehetra mikasika izany, ka mba maniry ny hisera amin'ireo malagasy efa monina any, ka maniry torohevitra mikasika izany.
Misaotra mialoha Tompoko.
Faly

miharytradingfaly@gmail.com
répondu par sipagasy le 16/05/2010 20:13
2. sipagasy ( 16/05/2010 20:13)
jereo fa any Mamoudjou misy malagasy monina ao à ruelle Loulou ao, dia mampamangy hoe e!

dia mahazahoa izay kasaina tadiavina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2405