Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/04/2006 08:13)
MOZAMBIKA E.....mitabataba lalandava e...
MOZAMBIKA E....mitabataba lalandava e MOZAMBIKA E ...tsy mahita andro miratra GASIKARA A ..andeha ho aiza e tanana misy antsika e ....nolokoina MANGAMANGA IZY E feno trano ...mavomavo.. (HATR... tohiny
xxx ( 26/04/2006 19:32)
la boum
iza no manana ilay tononkira la boum azafady ôôô inona no lesona azo tsoahina @iny film iny?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 09:11
xxx ( 26/04/2006 11:20)
ireo zaza tsy anilan-dray
Miarahaba ny mpiserasera rehetra indray; Ny momba ny fanabeazana ireo zaza tsy anilan-dray indray no tiako asina resaka kely, matetika izy ireny misy olana any am-pianarany any, ka inona no tokony ... tohiny
xxx ( 25/04/2006 13:03)
Ny fampiharana ny lalàna mihintsy no tena MAMPAHANTRA e!...
NUL n'est censé à ignorer la loi...mahay ny dikan'io daholo angamba isika sanatria tsy midehaka fa hitarintsika io ao ambany kely ao. Ny zavatra tena tsikaritra aty @ 1/3 monde dia hita mibaribary... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:31
xxx ( 25/04/2006 11:43)
VOLAM-PIANGONANA AVY DIA MISY MANODINA!!!!
Mahavariana mihintsy ny fisainan'ireo olona sasany @ izao fotoana izao noho ny hamafisan'ny fiainana!!zava-niseho ary scandale en pleine messe herintaona lasa izay tao @ fiangonana KATOLIKA iray tao A... tohiny
novalian'i niryna ny 09/12/2006 04:24
xxx ( 25/04/2006 10:09)
FA MANINONA KAY ISIKA GASY NO TSY MANAIKY HOE MAHANTRA ?
Mahagaga ! ary maha lasa saina fa ny ankabeazan'ny malagasy dia tezitra refa tenenina hoe mahantra NEFA dia hita fa marina fa MAHANTRA! niteraka resa-be ilay reportage FR3 indray mandeha iry tezitra h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 21:00
xxx ( 24/04/2006 13:59)
mitady vehivavy manao an-keriny!!!!!
misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D... tohiny
novalian'i Tenio ny 06/05/2006 14:57
xxx ( 24/04/2006 05:59)
Agence mannequin
Slt doly mbo saika hanontany aho hoe aiza kay no ahitanaireny agence mannequin ireny dia hatramin'ny firy metatra no raisiny raha ohatra'ahy izao 1m 63 46 kg dia ahoana ,inn sy inn no tokony hatao ... tohiny
novalian'i pitchou ny 02/05/2006 23:54
xxx ( 23/04/2006 17:33)
io namana io , manahirana
hono hoa ry zareo , ahoana no mba hevitrareo , nisy namana mpanao trano , manana entreprise ilay olona ,dia mba nikasa hanao trano zany , dia teny , nandeha daholo ny resaka ... tohiny
novalian'i kala ny 02/05/2006 04:49
xxx ( 22/04/2006 20:18)
inona no tokony hataoko?
Mba misy fanontaniana kely 'za ôooooo! Ankehitriny dia efa misy olona miaraka amiko nefa izaho tsy mitady vady na sipa fanampiny intsony aho. Ny maha-very hevitra ahy dia hoe: inona no tokony ... tohiny
xxx ( 21/04/2006 19:04)
Whisky sy Rhum.
Ampio re tompoko, inona no whisky mora sy rhum mora de aiza no mety azo hanafarana fa tena te-higoka mafy zah izany e. :miam: HM... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:31
xxx ( 21/04/2006 18:19)
aiza , i
seheno diamantine, bodo, francky, david, mpianatra tao @ fitarikiandro andravoangy, t@ taona 94 na 95 teo ho eo, ny fantako kely aloha i seheno sy bodo aty andafy ,fa raha misy mba mahafantatra ny mo... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2006 05:09
xxx ( 21/04/2006 06:25)
ampio a ry reto a!
za zany miaraka am oul mapijaly ana efa o firy volana zay fa ts mety tafasaraka mits zay na in na in mitranga a!za mats zandriny alavitra b d raisny otran zazakely.iz mapirafy anà d zao lasa za ndray... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 16:44
xxx ( 20/04/2006 20:15)
FA MANINONA KAY ISIKA GASY NO BE FIALONANA E?...
Mbà nandinika aho fa @ ankapobény ny gasy dia be fialonana no faly raha misy zavatra mahazo ny olona iray...Any ambanivohitra sy any @ faritany dia mbola misy ny fampiasàna famosaviana sy ny ody m... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/05/2006 10:37
xxx ( 20/04/2006 16:49)
MITADY NAMANA FA DIVORCE E...
TSY AMPY KETSA KA MIVEZIVEZY E TSY TIA VAZAHA FA GASY IHANY E... gasy lahy 31 taona ,divorcé mipetraka eto FRANTSA manana taratasy ara-dalàna Manantena valiny mahafa-po e reponse assurée av... tohiny
novalian'i booboo ny 07/07/2006 09:10
xxx ( 19/04/2006 14:55)
le plus vieux métiers du monde?hono ka hoe...
Raha nandinika ianareo dia manomboka roboka ny sasantsasany @ ireo tanora ao DAGO @ ity raharaha manga ity mizara 3 mazava tsara ny tena antony hanaovandry zareo azy: -noho ny tsy fisiana. -noho ny ... tohiny
novalian'i pitchou ny 27/04/2006 16:58
xxx ( 19/04/2006 13:38)
D 'OR NY ENTANA AN!!!!!!
D ' or ny entana e !!!!milay e:-D:-D http://www.madanight.com/madagascar-photo-32112.htm... tohiny
xxx ( 19/04/2006 08:41)
SMIG ETO MADAGASIKARA!!!!..
:oops:225.000fmg na 45.000ar izany hoe 19 EUROS -10 litres d'essence sans plomb 98. -1 nuit any @ hotêl formule 1. -tennis fripperie eny MONTREUIL. -frais taxi eo Chatêlet -la défense raha tsy ... tohiny
novalian'i toovs ny 19/05/2006 13:46
xxx ( 18/04/2006 21:14)
cause côtiére et merina.......
Miala tsiny @ izay tafintohina @ ity syjet ity fa mbola hita na @ izao aza fa mbola olana be tokoa ny momba azy io ara-panambadiana ,ara-pinoana ,ara-pôlitika, ara-piarahamonina etc... Tao aorian'... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/04/2006 13:29
xxx ( 18/04/2006 16:57)
e! AREHETO KELY NY JIRO fa misy tsy mazàva ....
E! areheto kely ny jiro e fa misy tsy mazàva.... Ny zavatra tena atahoran'i RAVALOMANANA indrindra dia ny explosion sociale na ny émeutes ...Izany no antony nanomezany marché FID an 'ingahy SARERA... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2205