D 'OR NY ENTANA AN!!!!!!

1. xxx
(
19/04/2006 13:38)
D ' or ny entana e !!!!milay e:-D:-D
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32112.htm
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32112.htm
novalian'i mandrindra ny 28/04/2006 06:48

3. Fiffi
(
19/04/2006 15:03)
fa entana inona kay zany ? :roll::roll: fa manja kosa aloha le sipa an! zany wa fa gasy ka manja eh!

6. xxx
(
19/04/2006 17:08)
xxx> ary atahorako elah ity rehefa mandinika ny renin'lah. Noheveriko fa fitiavana kay "azoko sary an-tsaina..." :-(

10. Herimiafina
(
19/04/2006 22:24)
Ngôda ambany kely ambony le entana de sarotra loloavina knou! Tsy proportionnelle ny charge hehehehe :-D

14. Fiffi
(
20/04/2006 05:18)
ari.malala: ka ilay izy akia resaka tsy misy lohany , tsy misy hoe inona marina no tian'ny mpandefa ny dinika ho lazaina , tsy hitako mihintsy hoe inona no dikan'ilay lohahevitra , d'or inona ? entana inona ? mandreraka mihintsy ny dinika tahak'izao , marina fa hoe raha mandreraka dia tsy mamaly fotsiny fa mba rehefa mandefa dinika dia mba hatao dinika matotra sns......

15. little
(
20/04/2006 09:30)
Ountsss, ny ah aza mbola d'or no io ko! sady efa hitako teny @ lyfr ambatobe tena izy io fa tsy de tena d'or araka ny fahitana azy e!
Kozy zany e! ny ahy hoy aho mbola d'or no io.
:-$fa
Kozy zany e! ny ahy hoy aho mbola d'or no io.
:-$fa