D 'OR NY ENTANA AN!!!!!!

21. little ( 21/04/2006 09:14)
Pissoa> le hoe d'or alo de hoe j'adore zany e! fa mba kozy nge zany e!fa sekire zany ry pissoa:-$
22. Fiffi ( 21/04/2006 09:24)
ka j'adore inona aloha ?
23. vale ( 21/04/2006 12:26)
Fiffi::-D adala mintsy akia reo à, ny entana hono nge le bikan'le sipa e, dia ny derrièrrany ko ngamba zany sns, hihi njy tsy naharaka !!dia ny hoe d'or njay zany hoe milay e!! dia milay zany le sipa sy ny entany, azondry amzay ve?:-D:-D:°)
24. Fiffi ( 21/04/2006 12:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. fijo ( 22/04/2006 21:09)
za matanjaka,fa aleo hoentiko le entana ary e
26. Fiffi ( 23/04/2006 05:03)
fijo: mahazaka firy kilao ?
27. mandrindra ( 24/04/2006 11:36)
tonga rafijo dia fonday dia batao any a.
28. Fiffi ( 24/04/2006 11:44)
:-D:-D:-D:-D
29. ari.malala ( 24/04/2006 13:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
30. pissoa ( 24/04/2006 13:07)
:-D:-D:-D
31. kiali ( 24/04/2006 13:24)
fiaritiana:

mbola tsy tena dôro zao!!


tena marina zany fa tsy bola tena d'or no enao io!:D:D
32. Fiffi ( 24/04/2006 13:27)
kiali: zany an! tsara kosa zany an! :)
33. mandrindra ( 24/04/2006 14:13)
ka tsy d'or io fa manga e, jereo tsara ny sary !
34. Herimiafina ( 24/04/2006 15:24)
Tena tsara io tovovavy io kah! Tsara ihany koa ny entany, alako ilay teniko tery ambony hoe tsy proportionnelle, fa izao izaho d'accord tsara fa tena favy io tovovavy io.
Ahoana ary re no ahafahako miresaka min'izy io e? hummmm :@
35. Fiffi ( 24/04/2006 15:27)
fa maninona aloha no hatao hoe "entana" ? fa maninona raha hatao hoe "bika" ?
36. Herimiafina ( 24/04/2006 15:31)
Mivoatra ny fomba fitenenana raha any antrano dia Bika no tenenina, raha eny andalambe dia entana, mba fantampataro ihany ny tenin'ny tanora e!

morsa mantsy izy ireny mba tsy handratrana ny sofin'izay tsy mahazaka sendra mandalo, raha hiteny mansty hoe "tsara bika izany sipa izany" dia hisy hamaly hoe "reto lehilahy ireto koa dia saimbody foana".

Dia aleo atao hoe entana mba tsy hisian,izay jugement sy préjugé be izay! hummm :@
37. Fiffi ( 24/04/2006 17:15)
mba fantampataro ihany ny tenin'ny tanora e!
herimiafina: misaotra anao , hay tokoa moa efa tena antitra ity zah ity ka tsy maharaka anareo tanora eh! "tsy à la page" hoy ianareo tanora.
38. Herimiafina ( 24/04/2006 17:24)
Fa firy taona ny atao hoe tanora amin'i Fiffi e? :@
39. Fiffi ( 24/04/2006 17:29)
Herimiafina: ianao no tanora ka aoka ianao hiany no hamaly azy , satria koa ianao hiany no niteny hoe "mba fantampataro ihany ny tenin'ny tanora e!
40. Herimiafina ( 24/04/2006 17:45)
Miala tsiny amin'ity classification taona ity aho tompoko fa tsy fantatro fa kay misy nahatsiaro ny tenany fa antitra ianareo tato.

Ary miala tsiny indrindra fa tsy mahatsiaro ny tenako ho tanora velively aho. Manao azafady fa tsy fantatro hoe tsy azo tononina ny teny hoe TANORA fa mandratra sofina. Miala tsiny tompoko.

Victime be izaho izao! Asa faly ve nareo? :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3499