D 'OR NY ENTANA AN!!!!!!
41. Fiffi
(
24/04/2006 18:26)
Herimiafina: miala tsiny , miala fondro an! tsy nahazo ilay interprétation manko aho ka dia namaly vilana anao. :oops::oops:
44. sakaizakely
(
25/04/2006 22:31)
tena ilaina miboridandridana otran'izao ve vao atao we d'or e ? De le tsy mety miala ankanjo zany inn ?
xxx:
D ' or ny entana e !!!!milay e:-D:-D
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32112.htm
45. Fiffi
(
26/04/2006 03:36)
sakaiza kely: fa aiza kay no misy miboridana hitanao ao ? iza no miboridandridana ?
46. pissoa
(
26/04/2006 04:38)
sakaizakely, ka rehefa tsy "miboridandridana" dia tsy hita tsara ny entana ka tsy lazaina hoe d'or na tsy d'or :)
Fiffi :-*:-*
Fiffi :-*:-*
48. mandrindra
(
26/04/2006 07:12)
pissoa, ka raha tsy ampy ny fijerin'ny maso fotsiny dia inona no atao mba hilazana na d'or na tsia ny entana ?
49. pissoa
(
26/04/2006 07:24)
Hihihi, ianao indray ve no manontany an'izany ahy ry mandrindra an? :lol: