Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/03/2006 13:02)
fitaizana be antitra
Miarahaba ny rehetra, Mba saika hanontany aho hoe misy an'ireny karazana " Maison de retraite médicalisé" (ohatra hoe ho an'ny be antitra diabetika) ireny ve tsy lavitra an'Antananarivo? Raha... tohiny
xxx ( 23/03/2006 12:35)
inona moa no atao hoe POLITIKA?....mbola be ny tsy mahazo an
Miàla tsiny raha mbola be ny tsy mahazo ny atao hoe POLITIKA hatramin'izao: PÔ-MISOLITIKA izay no tena dikan'io .Maloto dia maloto tokoa izy io ao MADAGASIKARA ao tsy misy mety manadio hatramin'iza... tohiny
xxx ( 23/03/2006 11:23)
Mbà mangataka kely ny intention'ny haino aman-jery @ 2007 e
Mba managataka ny intention'ny haino aman-jery (audio visuels)rehetra ao MADA e @ 2007 ny propagande no tiana ho tenenina eto mbà ho tazomina atao archives @ izay ireny fampananténana ataon'ny mpana... tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:05
xxx ( 22/03/2006 14:53)
ANKAMANTATRA! surtout ho an' i fasaly
inona ary izany? Ny an'ny lehilahy atsofony ary ny an'ny vehivavy velariny refa samy lena ?:?::?:... tohiny
novalian'i colar ny 18/10/2006 20:44
xxx ( 20/03/2006 11:31)
saint valentin
zay aho letsy vao manonatany antsika lehilahy: ahoana letsy ny fankalazana ny saint valentin: ? de ahona ary raha tsy asiana zany e? farany, de tena nankafy ery zao ialahy mamaky io teo ambonin'ny vad... tohiny
novalian'i fasaly ny 22/03/2006 13:06
xxx ( 20/03/2006 02:17)
ho aiza ianao amin'ny 2007
Fakafakao amin'ny saina tsy miangatra, dia diniho dieny izao ny toerana tokony aleha amin'ny 2007, raha misy azo itsoahana korontana. - raha voafidy ravalo: tsy hanaiky tsotra izao ny mpanohitra fa... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:17
xxx ( 19/03/2006 18:40)
misy mahatsara azy ihany ny sipa manao mini jupe a
misy mahatsara azy mihintsy ny sipa manao mini jupe ! indrindra raha toy izao ry zalahy sa ahoana ? http://www.minijupes.free.fr/images.php3?img=photos/031.jpg... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2006 21:40
xxx ( 19/03/2006 15:26)
masturbation
Misy voka-dratsiny ve ny masturbation any aoriana rehefa lehibe ny tena? Misy olona maniry ny hiala fa tsy afaka hono. sao mba azonareo ampiana @ alalan'ny toro-hevitra na fanafody na inona na inona ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2006 04:57
xxx ( 19/03/2006 12:41)
MIHA MAHAZO VAHANA NY FN na front national eto FRANCE
Hita t@ sondage t@ M6 fa ho an'ny éléction présidentielle 2007 eto frantsa dia samy 23% ny an'i LE PEN sy SARKO ,raha 12% monja ny an'i JOSPIN midika izany fa misy antony maromaro ao matoa mahazo ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 19:32
xxx ( 18/03/2006 07:14)
ASA IANAO RAHA MAHATSIKARITRA....
Asa ianao raha mahatsikaritra fa ao aminao ao dia misy faritra tsy mbola nokasihan'ny lalitra ka rehefa lalaovina maharitra dia tena hita fa mahafinaritra!=))=)) ... tohiny
novalian'i apache ny 09/05/2006 09:34
xxx ( 18/03/2006 03:49)
NO COMMENT !
[img]http://membres.lycos.fr/textart/03/GS_216ac15b6cdaa88d510d1e9809130652.png[/img] ... tohiny
novalian'i kala ny 06/04/2006 07:36
xxx ( 16/03/2006 23:35)
TGV (Trano Gasy Vaovao) toa fisolokiana tokoa!
Asa ianareo izay mbà mahalàla ny momba an'ity TGV na Trano Gasy Vaovao ity izay Atoa DOMENICHINI RAMIARAMANANA no PDG ao. Ekena aloha fa 10.000fmg na 2.000 ar no frais de dossier raha te hampiditra... tohiny
novalian'i soasoafy ny 28/03/2006 12:36
xxx ( 16/03/2006 16:27)
MBA TSY METY KOSA NY ATAOND-RA8 E
Raha amiko manokana dia tsy mety ny ataon'ny mpitondra ankehitriny nandroaka toy ny aliaka sy nikapoka ireo mahantra noho ny fandalovan'i KOFFI ANNAN ao ANTANANARIVO,afaka @ fikapohana ve ny fahantrà... tohiny
novalian'i lee ny 25/04/2006 16:51
xxx ( 16/03/2006 13:52)
webcam
nisy fotoana za sy ny sipako nifananihany rehefa miresaka @ msn we aiza ny web anaovana streept , d za koa nampiseho we sahy b zany ary noheveriko tsy ho sahy izy ,d niteny izy androany we mividiana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 09:44
xxx ( 16/03/2006 11:52)
ny aza marary aty dago ka tsy manambola!
Izay marary andrianina !toa lasa fiteny sisa ..nahalàsa saina ahy ny nahita ny fomba fitsaboana ao @ hopitalim-bahoaka iray eto ANTANANARIVO .raha ho any @ salle payante aloha dia omany ny 45 000fmg ... tohiny
novalian'i methode ny 13/05/2006 10:08
xxx ( 15/03/2006 17:58)
aza dia manonofy loatra re ry malagasy o
aza dia manonofy loatra re ry gasy mpiray tanindrazana mafy ady o..fahanana ronono an-tavy dia mino. Ao @ TIKO ankoatra ny encadrement dia tena ratsy karàma ny mpiàsa ao...koa maika ve fa ianareo a... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:13
xxx ( 15/03/2006 15:40)
mbola azo atao hoe MAIZINA ny ho avin'ity tanàna ry zareo a
Hevitra moa tera-bary fa mba sendra nandalo teto @ cyber-café aho na mafy ady aza dia mbà manenjika ny fivoarana e tsy misy maharatsy an'izany angamba. Mahita ny adi-hevitrareo ato aho dia mbà te ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:21
xxx ( 15/03/2006 14:32)
SEXY GIRL OE OE! fa sexy girl
izao angamba no tonga @ ilay fitenenana hoe aza mitovy randrana tsy mitovy @ tena tsy ho lasa: naomi campbell na claudia schiffer mihintsy !!!ny tokontaninao tsy misy afatsy antaninarenina sy tsaralal... tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:52
xxx ( 15/03/2006 14:06)
Tena tia ve zany sa !
Nisy sipa 1 zay nifanila trano tamiko ,tsy mbola niaraka zay t@zany ,d nifanerasera teny ,tsy nieritrerita ny hiaraka taminy mintsy za,zay no tao an-tsaiko ,tratra ihany za nony taty aoriana ,niaraka ... tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:28
xxx ( 14/03/2006 07:03)
Mpiangaly R&B sy Saola
Ny amerikana aloha hatramin'izao no mpiangaly fatratra an'izy ity. efa manomboka tsikelikely ny boay kely gasy toa an'i Marion ohatra de nedala hita ihany fa efa misongadina, ny tena olana kely hoy i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 06:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5802