Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 15/02/2006 09:39)
fitiavana v?
niaraka t@ bandy 6 mbolana teo za , d ,ny fiarahay aloha tsy d serieu b fa somary kilalao ihany , sady mifanalivi_toerana zahay ka tsy d mifankahita raha tsy isaky ny 2 mois eo foana , za koa moa rehe... tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2006 09:49
xxx ( 15/02/2006 09:34)
aprés TANTELY ....
eee dia mampalahelo mihintsy ny miss sy ny manequin ao @ gazette de la grande ile androany dia misy hoe elle a mis un glaçon dans son string !!!!un manequin figurant d'un spot de telma !!!MAMPALAHELO... tohiny
xxx ( 14/02/2006 18:24)
tokony mba hampijaliana koa ireo frantsay miditra any dago
tokony mba hatao sahirana koa ireo vazaha miditra any amintsika indrindra ireto frantsay fa miseho ho milay... tohiny
xxx ( 13/02/2006 21:56)
misy signe extérieur ve ahalalàna...
misy signe extérieur ve ahalalàna fa tsy ampy firaisana na te hiray ny vehivavy iray!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:50
xxx ( 13/02/2006 13:04)
mila fitiavana
mitady namana hiaraka hamakivaky ity fiainana ity aho,efa nitady ihany fa tsy mbola namokatra h@ izao tovolahy,23 t,manao master,mba valio ee8O... tohiny
xxx ( 13/02/2006 07:36)
mba toroy hevitra azafady
ts haiko na efa nande teto am dinika ity dinika apidiriko ity fa mba mangataka torohevitra avy aminareo raha azo atao izaho de miaraka amina olona iray ka saropiaro be io olona io tamin'ny voaloha... tohiny
xxx ( 12/02/2006 12:25)
sexe ny lehilahy...
Marina ve fa azo fantarina @ alalan'ny halehiben'ny tanana na sofina ilay izy? Isrine... tohiny
novalian'i weeb ny 12/07/2016 08:14
xxx ( 10/02/2006 14:49)
ST VALENTIN INDRAY ITY E
inona re no cadeaux tena tian'ny sipa atolotra azy e ...lingeries ve sa voninkazo sa in vaky ny saiko... tohiny
xxx ( 06/02/2006 15:01)
sipa be tampiny...
ahoana ny fijerinareo kofa ny vehivavy be tampiny reny e! toa rehefa mandalo eo anoloan'ny groupe-ndehilahy ka sipa be tampony ny mandalo dia analànareo foana.....?... tohiny
novalian'i deghany ny 02/06/2006 09:10
xxx ( 04/02/2006 06:17)
MITIA OLONA EFA MANANA SIPA
Miarahaba anareo, Arakin'ny sujet dia mitia olona efa manana sipa aho. Nekeko ny fitiavany satria: 1-Izaho rahateo tia azy koa 2-Amiko ny sipa dia tsy mbola vady Dia niaraka izahay efa ho v... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2006 14:14
xxx ( 03/02/2006 08:48)
lingeries menamena !!!!
asa ialahy izany raha ohatr'ahy fa tsy manaitra ahy mihintsy ny lingeries menamena tsy taitra mihintsy ikotobalita na slip na string na boxer ...:-D:-D... tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 11:05
xxx ( 02/02/2006 07:31)
mila torohevitra sy anatra
Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko Za dia olona saropiaro... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/02/2006 09:36
xxx ( 02/02/2006 04:08)
tonon-kira
Sao misy manana ny tonon-kiran'i Jerry Marcos Kawitry e? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2006 10:58
xxx ( 01/02/2006 19:38)
ilain'ny vatana tokoa hono ny firaisana ara-nofo!!!
asa na marina izany na tsia fa surtout ny vehivavy dia ilain'ny vatany ny firaisana ara-nofo ....dia hoy aho hoe ahoana izany ireny masera ireny... tohiny
novalian'i kama ny 12/02/2007 06:36
xxx ( 31/01/2006 18:48)
mifampiverina indray
Aona no ataoko fa niady zahay sy ny olona tiko de saraka nefa fantatro izy fa tena mbola ty be ana za koa torakizany ka inona no ataoko mba hitenenako azy hoe ndao ndray hifampiverina satria samy mbo... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 19:45
xxx ( 31/01/2006 13:38)
separation
mba mila hevitra avy aty @nareo namana , inona kay no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation,?, raha tsy t hanao divorce fa separation fotsiny v d misy taratasy na karazana ordonnance v azo ,mba at... tohiny
xxx ( 31/01/2006 10:22)
iza taminareo no efa amoureux t@ cousin (e)
iza taminareo no efa niaraka t@ cousin(e)...isany aloha ny tenanay... tohiny
novalian'i atsroby ny 22/02/2006 14:39
xxx ( 30/01/2006 21:50)
iza taminareo no efa niaina t@ jalousie ...
iza taminareo no efa niaraka tamin'olona jaloux (se)sy tena possessif(ve) tafahoatra....... tohiny
novalian'i pulchery ny 17/02/2006 13:13
xxx ( 30/01/2006 20:17)
hono hoa marina ve izany...
hoe ny bandy nidévergé ny sipa iray hono tys mety adinony mihintsy!!!... tohiny
novalian'i bellla ny 30/04/2006 17:02
xxx ( 30/01/2006 16:43)
finoanoampoana
mba tiako fantara we, efa nahita olona voany ody gasy v nareo?,sa mbola honohono foana ?, za manokana manko mbola tsy nahita... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1175