Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 30/01/2006 16:40)
ody gasy
tsy fantako aloha fa mahagaga anahako @ mpanao gazety malagasy fa mibaribay ny finoana na ny affirmation fa misy ny ody gasy na ny fanafody gasy , nefa raha zahako manokana d tokony tsy anjarany no m... tohiny
xxx ( 30/01/2006 10:33)
resaka omali
ary toa tsy hita aloha ilay resaka nini omali iny e , ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:10
xxx ( 29/01/2006 10:34)
destin
hono hoa ry reto! aona marina ity hoe anjara sy tsy anjara? mino ny anjara ve ianareo? satria maro lotra ny divorce, ny fisarahampanambadiana moa dia tsy lazaina intsony, na de efa 20 ans de mariage... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 19:36
xxx ( 29/01/2006 09:12)
mbalazao tokoa re
Manaona dôly ô! Inona no atao mba hanadinoana olona iray izay tinao indrindra, sy tsy foinao?... tohiny
xxx ( 26/01/2006 12:09)
Rehefa tonga fotoana
O ry zavavy ah, ianareo ve marary be toa ahy rehefa tonga fotoana? Toy izao ilay marary teneniko: kely aina kely; dia mafana be foana toy ny voan'ny tazo; safotra kely indraindray (ohatran'ny hoe t... tohiny
novalian'i FABIOJAX ny 06/06/2006 21:50
xxx ( 25/01/2006 19:31)
sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada o
sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada eto france no misy ahy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/01/2006 09:53
xxx ( 25/01/2006 05:38)
mpamitaka
maninona ny oloan avy aty andafy mandainga aminy any madagascar milaza hoe mpianatra sy celibataire nefa manambady belge antitra ireny nareo vehivavy tena oloan tsy misy manajatena mihintsy rehefa to... tohiny
novalian'i sasa ny 21/02/2006 04:43
xxx ( 24/01/2006 14:25)
Mpangalatra ny orinasa MADACOM
Tsikaritra tato ho ato fa manararaotra be mihintsy ny orinasa Madacom. Ho an'ny olona tsy maharaka an'izany aloha dia voa mihintsy e! Matoa ny tenako manoratra izao taratasy izao dia efa tratra. Ary t... tohiny
xxx ( 24/01/2006 10:54)
sao mba misy mitady bandy gasy e
irery aty antanin'olona aty fa sao mba misy mitady bandy gasy e ... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 03:24
xxx ( 24/01/2006 10:53)
tokony hisy momba ny garety gasy ato @ ity site ity
toy ny ao @ wanadoo.mg dia tsy manahirana intsony ny mijery ny feongazety gasy midi tribune l'express ary ny gazette de la grande ile... tohiny
novalian'i Levy ny 26/01/2006 13:53
xxx ( 24/01/2006 09:09)
Volokelika
Hitanareo rehefa manala volok elika a!raha alàna amin ny rasoir lé izy dé afaka tsara fa ny blem dé ny hoe maninn no lasa maintimainty ny elika?? inn no crème ataonareo aminy na ohatra izany mba... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 01:25
xxx ( 24/01/2006 09:08)
manala volo!
Mba ataovy resaka matotra e! ahoana kay ny fomba fanalanareo volo(ary ambany io an! aloha sy aoriana)mba hampiala tsara ilay ary aoriana na ato aloha fa indraindray misy tafajanona foana! surtout i... tohiny
novalian'i tsotrabe ny 29/05/2006 12:47
xxx ( 23/01/2006 10:10)
Voahendrikendrika nangalatra
Inona no hatao raha voahendrikendrika hoe nangalatra? Misy namako anakiray mantsy mitaraina fa voahendrikendrika nangalatra. Nahita annonce tamin'ny Gazety izy fa nisy ramatoa mipetraka any Arivonim... tohiny
novalian'i survivant ny 11/03/2006 10:58
xxx ( 21/01/2006 11:52)
inona marina no tena dikan'ity teny ity any e
any atsimon'ny nosy dia toa hoe tena teny ratsy izany BADA MENA izany izay mahalala aoka mba hilaza ny tena dikany!!!:roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2006 04:33
xxx ( 20/01/2006 21:06)
misasa!
impiry isan andro ny sipa no tokony hisasa mba tsy ho maimbo lé zavatra???... tohiny
novalian'i hertix ny 11/02/2006 13:15
xxx ( 20/01/2006 13:32)
Mitady an'i Erika JOERG
Sao mba misy mahafantatra na havan'i Erika JOERG ato? Namana tany Arnouville (Escale) no mitady, tsy niova ny adiresiko, n° phone.Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2006 13:47
xxx ( 20/01/2006 10:24)
Iza no antikrista
Hoy ny baiboly:"iza no Antikrista fa tsy ireo izay milaza fa tsy tonga ara-nofo i Jesoa?" -Ka naninona ny Baiboly no nilaza an'io afa-tsy ny hoe te hiaro ny finoany ny amin'ny fahatongavan'i Kristy h... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/03/2006 00:39
xxx ( 19/01/2006 16:55)
recette fandrahoana moules..
sao mba misy mahalala ny fomba fandrahoina ny moules azafady indrindra tompoko.isaorana mialoha izay mamaly... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/01/2006 19:31
xxx ( 19/01/2006 14:51)
Mitady fandefasana entana mora any dago.
Mba mitady fandefasana entana mora any dago re raol ra mba misy mahafantatra dia mba hilazao aho misaotra an'izay mamaly ny antso.... tohiny
novalian'i rurik ny 20/01/2006 07:57
xxx ( 19/01/2006 13:46)
fanontaniana momba ny allocation assedic
ohatrinona tokoa no mba omen'ny assedic eto france momba ny allocation chomage e... tohiny
novalian'i Mifenty ny 23/01/2006 09:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2456