Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 02/03/2006 16:04)
mitady lay namana fahiny.
"na dia fohy aza ny fotoana niarahana ..." ilay tany Mahajanga, dia lasa any Diégo ianao avy teo!!raha ianao no mahita ity hafatra ity dia valio fa...... tohiny
novalian'i llalah ny 29/04/2006 06:23
xxx ( 02/03/2006 10:29)
tsindrona andanivoa ve raha olo-tinao zao no mpiodina?
manana olo-tiana, tena tiko, ary tsy mbola nisaraka, niodina le akamako, sady nieritreitra we tsy fantatro, de ohatry ny tsy mpiodina izy rehefa eo @ny za. tena tsindrona ivoha, marary ahy mafy ny at... tohiny
xxx ( 02/03/2006 08:58)
MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS
mahagaga mihintsy inona ary no antony?:x... tohiny
novalian'i mimika ny 26/08/2006 00:22
xxx ( 01/03/2006 16:03)
RECRUTEMENT DES TALENTUEUX MALGACHES
Offshore Developpement, societe francaise recherche pour son developpement des freelance Desginer, Graphiste et Flasher. Veuillez envoyer votre CV ou portofolio a info AT offshore-developpement.com... tohiny
xxx ( 01/03/2006 12:53)
lamaody ve sa hadalana...
Na mety aretin'ny taonjato faha-21 koa angamba. Betsaka ny vehivavy no milaza fa dia izay no angatahin'ny lehilahy matetika ankehitriny. Mety hoe fanandramana na fitiavana an'ilay mihitsy koa angamba.... tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:39
xxx ( 28/02/2006 06:38)
tsy resaka mananihany ity fa tena mitady aho
tena kofa mitady joba milay aho ok mpananihany: s'abstenir (Nesorina ny adiresy satria tsy fantatra sao dia adiresin'olona no napetrakao... ianao rahateo xxx) [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i batso ny 26/03/2006 14:06
xxx ( 27/02/2006 22:52)
vola giazan'ny banky
[i]"la loi sur le blanchiment d’argent autorise le gel des comptes pour cause de mouvements de fonds suspects"[/i] rehefa maherin'ny ohatrinona izany? Henoko fa toa hoe adihadiana be hono izao rehef... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:04
xxx ( 27/02/2006 09:45)
tia v?
miaraka @na olona ray zay za!zay efa teo @ ray taona sy tapany teo niaraka, milamina tsara alo ny @nay!za tia an'azy ary izy ihany kou tia anahako! indray andro nefa nisy olona ray zay nahafinaritra ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2006 08:43
xxx ( 26/02/2006 19:03)
olana eo @ fanambadina
ahoana no mba fijerinaoreo ty tranga iray ty , mpivady tsy mifanaraka , nifankatia ihanyt@ volohany ,fa avy eo tsy nisy fitiavana intsony ,isakizay misy fifandriana dia tsy misy afatsy o... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2006 19:09
xxx ( 26/02/2006 10:20)
nuisette
mba tiako ho fantatra we, inona ny couleur-na nuisette na sous vetement mahafinaritra ny lhl, ratsy v raha hotrany leopard ,zany we maramara b sy marron2, nefa za zarazara ?... tohiny
novalian'i vale ny 01/03/2006 18:48
xxx ( 26/02/2006 07:49)
kino fisaka ny tetezana apoaka
iza ary izany ze mafantatra? ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 19:43
xxx ( 24/02/2006 11:13)
JIRAMA TOKONY HASIANA CONCURANT PRIVEE
manao ahoana daholo! Tena tsy rariny ny ataony JIRAMA fa isam-bolana izao ve de mampakatra jiro foana, ny jironay zao @ volana decmbre 152ariary ny unité ny janvier 166 ariary ny unité ny févr... tohiny
novalian'i radanz ny 08/03/2006 13:24
xxx ( 24/02/2006 09:32)
famantarana ivelany
Miala tsiny aloha raha miditra ato fa ato angamba no antenaiko hahitana ny valim-panontaniana nanitikita ahy e!Bandy be aho na de XXX aza no eo! Nisy resaka izay tato indray mandeha hoe fantatra ety ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2006 08:46
xxx ( 21/02/2006 13:05)
Ahona ny fihetsemponareo
Ahoana ny fihetsemponareo raha ohatra ka misy olona tena tinareo na akaiky anareo ndrindra marary na sorena na tsy de en forme tsara. Manome courage ve nareo sa ahoana. Za manko lasa miferin'aina koa,... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2006 11:44
xxx ( 19/02/2006 19:46)
week-end
mila toro-hevitra @ nareo namana za, handeha hanao week-end hiaraka @ sipako za, zahay sy izy aloha efa nanan(sex) , kanefa tsy d tena proche b ,satria mbola somary mbola menamenatra sy tsy d sahy2 b... tohiny
novalian'i vivi ny 23/02/2006 17:48
xxx ( 17/02/2006 12:54)
vehivavy antitra mbola mi string!!!!
sady nihomehy irery aho tao anaty rer no tonga saina nahita ity vehivavy efa somary antitra mbola manao string!!!saika hiteny aho hoe hanafarako mille bande any mada ve ianao=))=))... tohiny
novalian'i dailynews ny 29/06/2006 20:28
xxx ( 17/02/2006 06:16)
BIKA MAODELY
Mba anontaniako ny nhevitrareo namana oa ny momba ilay fandaharana : "BIKAMAODELY" ao amin'ny TVM. izany re ka tena fangalana tahaka rano fotsiny ny PAZZAPA ny RTA hatramin'ny voalohany ka hatramin'iz... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 15:50
xxx ( 16/02/2006 16:19)
feno mpivarotena gasy ao la réunion ao...
araka ny voavao ao @ wanadoo.mg dia feno gasy vavy mpivarotena ao la réunion ao 30 à 50 euros ny pasazy aiza moa no ho mora ny fahazoana visa e !!!... tohiny
novalian'i barry ny 06/04/2006 10:04
xxx ( 15/02/2006 13:31)
tia v?
fa maninona ny lehilahy refa miaraka @ vehivavy bola mahita mijery sy mandinika tarehina sipa hafa ihany? lazaina fa sipa no matérialiste fa nefa ny lehilahy tena matérialiste sady tia vola!! ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:31
xxx ( 15/02/2006 12:21)
mofo
ahoana ny ahafantaranareo lhl we tianareo ny vhv na d efa azo aza ny mofo(firaisana ara-nofo)?, ary raha tsy tianareo v , d na ny hiverina ihinana mofo manaraka aza tsy ataonareo intsony fa maharikori... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 04:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087