Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/03/2006 02:16)
hanana 4L daholo ny malagasy?
[quote=Ravalomanana]"Nous pouvons atteindre le taux de croissance de 10% à condition que la Banque mondiale tienne ses promesses [i]et que chacun respecte son engagement en tant que responsable et ho... tohiny
novalian'i fitaka ny 29/03/2006 16:01
xxx ( 12/03/2006 11:01)
FITIAVANA SORA-JANDIANA !!!
Manao ahoana izaho izay manoratra dia tovovavy ,izaho dia ny lehilahy efa zokinjokiny no tiako. Gaga ny namako raha niteny aho hoe izaho hoa akia tia an' i....indry ve adala hoe ry zareo. Tsy miaraka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:17
xxx ( 11/03/2006 21:50)
NY FAMADIHANA fomba gasy iray izay tsy misy maharatsy ...
Tsy misy maharatsy ny famadihana ary fomba gasy efa nentim-paharazana NEFA hitako sy tsapako fa efa mihasarotra ny fiainana ankehitriny,misy ny fianakaviana sasany midi-trosa mihintsy noho io fomba io... tohiny
novalian'i titis ny 22/10/2006 00:05
xxx ( 11/03/2006 08:05)
MR RAVALOMANANA a reçu une claque de JAMES BOND hier!!
Mr RAVALOMANANA a reçu une claque hier lors de l'innauguration du nouvel immeuble de la magistrature à TSARALALANA,par JAMES BOND(le représentant de la banque mondiale).Diffamation ou non? encore ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2006 04:35
xxx ( 11/03/2006 04:49)
Tokio sy Tana
Tamin'ny filoha ravalomanana mbola ben'ny tananan' Antananarivo hono no niseho ny tantara. Namangy an'ny Madagasikara izany ny solon-tena avy tany Japon, hijerijery ny zava-misy. Nalahelo ery ireo so... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 06:53
xxx ( 10/03/2006 13:48)
refa maty vao ramalala ny arista any amintsika!!!
Mampalahelo!ary tsy hita izay ilazàna azy fa rehefa nandinika ny tenako dia refa maty vao ramalàla ny artista any amintsika oh:I RAKOTO FRAH ,azo atao hoe ngezalahy. Jereo anefa fa mandrak'ankehitr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2006 05:32
xxx ( 09/03/2006 10:28)
fa misy ve no nateraka hijaly eh !!!!!!!!
salut daholo ny namana rehetra e izaho reto mba misy zavatra ho tantaraiko anareo rehtra mandalo eto a, misy namako iray izay tena mampalahelo ahy mihintsy ary tena tsy hitako intsony izay atao azy k... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 10:30
xxx ( 09/03/2006 08:13)
mbola mitady ilay namana fahiny ihany e!
Tsy mbola afapo tamin'ireo valinteny izahay, ka indro hamafisinay ilay antso. Raha ianao ilay namanay tao CTM ka lasa niasa any Diego: dia mba homeo ny adresse hafahana manoratra ho anao izahay! mis... tohiny
xxx ( 08/03/2006 16:58)
La TIKO-NGUNYA connaissez-vous cette maladie?
La maladie que vit MADAGASCAR est connue sous le nom scientifique de syndrôme aigüe de la TIKOISATION,ou encore la TIKO-ngunya.Il s'agit d'un TIKO -virose,rend dingue les agents des ministéres.Elle... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:58
xxx ( 08/03/2006 11:42)
FISCALITE A MADAGASCAR
Manahoana daholo. Mba mila fanampiana avy aminareo namana. Mba misy afaka manampy ahy ve @ torolalana hatao momba ny fiscalité eto amintsika: - fanaovana déclaration fiscale: revenu - impô... tohiny
xxx ( 07/03/2006 20:05)
Andray fa dia inona loatra!!!
IZAO ANGAMBA NO ILANA NY ATAO HOE CIVISME!!!zavatra tsara ireny t@ fanjanahantany ka mba mila averina fa tsy lasa kosa ny toy izao http://www.madanight.com/madagascar-photo-30807.htm... tohiny
xxx ( 07/03/2006 18:48)
week end(suite)
naka torohevitra teto za t@ alohany andeha week end ka t@ week end teo ilay izy no nitranga , @ ankampobeny alohany d nahafinaritra ilay izy e!, sady tsy netiny tany @ hotel za fa tany antrano , d nah... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2006 17:05
xxx ( 07/03/2006 12:37)
sarotra fantarina
Miankina @ tsirairay ihany fa mahaiza mananakina ny fiainana @ Atra.Ny fitiavana tsy kilalao mihintsy fa rehefa mba mitia dia ataovy @ fo fa tandremo fotsiny sao araraotin'ny hafa.Bonne chance... tohiny
novalian'i njrtinah ny 06/12/2006 19:46
xxx ( 07/03/2006 07:59)
tsy misy tokony hahamenatra ilay émission FR3 omaly 06 mars
Amiko manokana dia tsy misy mahamenatra ilay reportage:" faut pas rever "izay tao @ FR3 omaly iny,raha ny amiko manokana.Ny antony, dia tsy vao izao no ahalàlàna fa mahantra ny gasy,mampalahelo toko... tohiny
novalian'i amleoui ny 09/05/2006 04:20
xxx ( 06/03/2006 15:22)
Diso tsipelina
Naky ny page d'accueil n'ny site radio vazogasy ny tenako, ary gaga nahita ireo fautes d'orthographes ataon'ireo namana sasany @ dokam-barotra. Tsy hoe te hanakiana be fotsiny akory ny tenako fa mba m... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/03/2006 20:28
xxx ( 06/03/2006 14:35)
kilalao ve
ny fitiavana?(l)... tohiny
xxx ( 05/03/2006 17:22)
Y-Zit
Tizy Bone devient Y-Zit en solo http://www.musique.lycos.fr/mag/actu/article/news/54325/tizy-bone-devient-y-zit-en-solo... tohiny
novalian'i yoanne ny 15/03/2006 12:23
xxx ( 04/03/2006 21:41)
ity sisa ilay 747 -200 (tohiny sady farany)
sahala @ izao sisa no niafarany avy tao CHATEAUROUX (FRANCE)vers fin 2002 dia tao BRISTOL -FILTON (tao ANGLETERRE) http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=199108 raha tsy misokatra dia mangata... tohiny
xxx ( 04/03/2006 18:58)
ity sisa no niafaran'ilay 747-200 ankoay
izao sisa no niafaran'ilay 747-200 ankoay asa izay nahatadidy!!! [img]http://[/img]www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=216603... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 03:49
xxx ( 02/03/2006 18:26)
Andao isika hiditra xxx daholo
Andao hoe isika hiditra xxx daholo dia hanao faminanihana hoe iza ary aho ? Mety ve ianareo ? dia ho hitantsika eo hoe iza ary aho miteny io , dia raha tsy misy mahafantatra dia lazaina @ farany fa mb... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/03/2006 04:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2513