Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 03/04/2006 17:39)
NY FAHANTRANA mila ezaka à long terme!
Amiko manokana dia mila ezaka lavitra ezaka raha tiana hihen-danja ny fahantràna ny hoe hanafoana aloha tsy possible satria na aty @ tany manan-katao aza misy mahantra. Mila ezaka avy @ mpitondra di... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:05
xxx ( 03/04/2006 13:52)
fiambenana ny toerana manan-tantara ao ANTANANARIVO!
Raha mi-remarquer ianareo raha ny aty @ pays européens fotsiny ohatra dia tena tsy ataon'ny police sy ny miaramila ambanin-javatra mihintsy ny fiambenana ny toera-manatantara ao aminy na andro na ali... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 14:42
xxx ( 02/04/2006 11:44)
fitia handamoka?
misy tovovavy kely izay( eo @ 15 t ao ho eo) mifanila-bodirindrina aminay.rehefa nadroso ny volana sy ny andro dia tafapaka tany @ ny "foko" ka tena miha-voasarika hatrany2 aho. ny olana anefa dia met... tohiny
novalian'i radeeds ny 08/04/2006 03:02
xxx ( 01/04/2006 14:05)
MR le prezidà et MR le 1ér ministre arretez vos cinemas svpl
Mr le président de la république de Madagascar et le 1ér ministre arretez de faire du cinéma aux peuples malgaches s'il vous plaît!....La plupart sont analphabétes et cancres mais quand même...... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 18:25
xxx ( 31/03/2006 11:04)
01 avril 2006
satri mo zany za ts ho eo am 01 avril 2006 de tiko tataraina eto le blagy mazto aza mamaky ...[u]jereo eto[/u]... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/04/2006 13:40
xxx ( 31/03/2006 10:41)
IREO MPIANDRY !!!
Maha lasa saina ahy ry zareo miala tsiny aloha raha misy tafitohina fa zavatra hitako izy ity teto @ tanàna .Nisy olona voan'ny épilepsie na andro be dia sendra hitan'ilay mpiandry dia niantso ny na... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 12:28
xxx ( 31/03/2006 10:31)
AHOANA IHANY NY FANANTENANA MOMBA NY HO AVINTSIKA E!
Marina fa tsy mety ny mitaraina lava fa tena tsy mbola hita taratra mihintsy aloha pour le moment ny atao hoe FANDROSOANA raha ny eto MADAGASIKARA no resahina e -ny sandam-bola mihen-danja toy ny ... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:15
xxx ( 30/03/2006 17:37)
azo heritreretina ve ny extradition-an'i Deba makany Dago?
Io indray izao no malaza raha manaraka ny vao² farany any Afrika nareo. I Charles Taylor,Lyberia no tiana ho lazaina@izany miampy an'i Husen Abré an'i Tchad. Azo heritreretina ve indray andro any ... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/04/2006 04:52
xxx ( 30/03/2006 13:41)
HO AVY INDRAY MANTSY ITY NY FIFIDIANANA!!!!!
Ho avy indray ity ny fifidianana ! Ny zavatra tena mahalàsa saina dia MAHANTRA ny firenena nefa ny candidats milatsaka minimum 10.Ny fanontaniana mipetraka dia AVY TAIZA no ahitàn'ny candidat vola ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2006 22:51
xxx ( 30/03/2006 09:09)
MISY RESAKA TSY LOJIKA AO MADA AO E !!!!
Rehefa tena nandinika lalina aho dia misy toetra tena tsy mety ataon'ny malagasy matoa ny mpitondra manararaotra lava izao ....ny mpitondra natao hanompo ny vahoaka fa tsy ny vahoaka no manompo ny mpi... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:11
xxx ( 29/03/2006 21:21)
Gasy any andafy ???
Misy madama efa zokinjokiny izay nitantara zavatra tamiko fa tena tsy mampino ahy. Nisy olona 2 niantso azy @ telefaonina hono, tsy mitonona anarana an ! fa mitatitra fotsiny hoe ny vinantonao vavy ma... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 05:08
xxx ( 29/03/2006 14:41)
hatraiza ny tena fitiavana
Mba ampio aho ry reto! misy lhl miaraka amiko, nifampiteraka 1 izahay (3 tona),tena tia sy manaja io olona io aho ka fantany izany ka nohararaotiny, izy aloha tsy mbola tratrako nampirafy, fa isaky ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 09:42
xxx ( 27/03/2006 15:31)
MIARAKA VE IZY IRETO E?
MIARAKA VE IRETO ARTISTA 2 IRETO ? mba question tsotra fotsiny na curiosité e ny tena moa aty ivelany aty dia mahita azy ireto inséparables:-D:-D ... http://www.madanight.com/madagascar-photo-28970... tohiny
novalian'i mirrinna ny 06/04/2006 10:54
xxx ( 26/03/2006 10:15)
manomboka androany ny heure d'été o
miva 1h ny décalage e réglez vos montres:-D... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 03:32
xxx ( 24/03/2006 21:17)
La corruption télévisé any Madagasikara
Corruption Télévisée... A Madagascar, on ne fait pas les choses comme les autres et dans certains secteurs d'activités, cela frise le non sens économique pour ne pas dire la corruption ( d'ou le... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 19:21
xxx ( 24/03/2006 20:04)
AZA DIA MANARAKA AKAIKY LOATRA NY JO ...
aza dia manakaiky loatra ny jo refa miakatra tohatra izy fa manjary jenjina :-D:-D http://www.dancehallreggae.com/imageview-aspix?imageID=12685 =))... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2006 05:13
xxx ( 24/03/2006 19:19)
karemy hono
lazaina fa 40 andro ny karemy dia hoe efapolo ny dikan'ny hoe karemy nefa rehefa isaina 47 andro vao tonga ny paska. Iza no afaka manazava?... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:08
xxx ( 24/03/2006 14:31)
TANA MANIA 3
Tena efa mivoatra ny sarimihetsika malagasy, tsara rehefa te hivoatra saingy tsy tokony claserna visa B ireny fa hatao hoe érotique e! Efa olona mamba be daholo ny acteur sy actrice ao sady hita hoe... tohiny
xxx ( 24/03/2006 06:47)
Fitaizana be antitra
Miarahaba antsika rehetra!! Saika mba hanontany aho hoe: Mba misy toerana fitaizana be antitra ve tsy Lavitra an'antananarivo (karazana maison de retraite médicalisée) ? Fantatro hoe tsy eken'... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 02:20
xxx ( 24/03/2006 06:04)
MAZOTOA HOMANA E
Samy manana ny fomban-taniny sy ny sakafony tokoa fa dia ao ASIE ao dia mihinana zavatra hafahafa tokoa ry zareo ao ao VIET-NAM ohatra dia misy mihinana ity biby izay atao hoe meilleurs compagnon de... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2401