Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/01/2006 20:01)
hono ho aho e!!!
ireny sipa be nono ireny ve tsy mavesatra rehefa mandeha sa misy direction assistée izy ireny :-D:{... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:03
xxx ( 18/01/2006 16:51)
manontany ny hevitrareo
Misy namana nisaraka tamin`i vadiny , niala tao antokatrano rasipa fa tsy tia intsony. Nandefa email nilaza hoe hiasaraka fa tsy mety intsony , ny navalin`ilay rangahy dia hoe "OK" tsy misy tohiny int... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/01/2006 23:43
xxx ( 18/01/2006 16:28)
mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve
mba fanontaniana kidaladala ity?... tohiny
novalian'i mazoto ny 17/05/2006 09:42
xxx ( 18/01/2006 03:45)
Karana, tsy manakalo vola amin'ny gasy
Dia mahagaga rey olona fa ny Karana ao amin'ny Eureka "tsy manakalo vola amin'ny gasy izahay, fa vazaha ihany". Nefa dia eto Madagasikara, ary ny mpanjifa betsaka ao aminy dia Malagasy.... tohiny
xxx ( 16/01/2006 14:22)
FILM GASY
hono oa rizareo, fa manin kay ny film gasy no tsy mba misy ol mifanoroka zany mihintsy na oe ol manao fitiavana , nefa amiko reny no mba anisan'ny mampanintona ny rehetra! Mandaingà ndray zay milaza ... tohiny
novalian'i Roch ny 12/04/2006 21:04
xxx ( 16/01/2006 13:50)
String!
nareo ve mba tia manao string? misy ny sasany miteny oe mampisy infection,misy oe ny anton lé slip reny anié hitazomana lé takolaka roa e fa raha manao string dé tsy voatazona lé izy fa lasa miro... tohiny
novalian'i tt11 ny 19/08/2011 05:45
xxx ( 16/01/2006 13:48)
Tampon!
ahoana oa no fampiasa reny tampon reny ry reto a!tsy manimba ve??... tohiny
novalian'i laracroft ny 22/01/2006 12:27
xxx ( 16/01/2006 13:01)
Mofogasin'Analamahitsy
Tena nandalo tany Analamahitsy tany ho aho za fa lé mofogasiny alou tena mlay b mitsy tena azoko lazaina fa mbola tsy nahita ohatr'izany aho(l)!!! Efa ela ve no nisy an'izy io sa vao haingana? mamp... tohiny
novalian'i kenaina ny 18/01/2016 12:23
xxx ( 16/01/2006 10:37)
fanotanina kely
hono wa ry reto aôna kay no halala fa tsy miraika aminao firy tsony ny olona miaraka aminao indrindra ra ohatra ka mipetraka any ivelany izy?????... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:09
xxx ( 14/01/2006 11:39)
tiako be ilay madama any lavatra be any
oh lereto ah misy madama manambady izay re tena tiako be tena potika amin'ny mihintsy aho izy mantsy niteny tamiko hoe hisaraka @ vadiny mba omeo hevitra aho hahantateraka ny raharahanay marihiko... tohiny
xxx ( 13/01/2006 11:00)
nangovitra i lery !!
bjr a tous izao e misy zavatra mba tiako fantarina ity, nisy sipako taloha izay dia nony nanao izahay dia nangovitra be lery tahaka ilay nahazo an'i leonardo Decaprio tamin'ilay titanic iny:-D. tsy s... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:13
xxx ( 12/01/2006 19:48)
fandihizana
misy lhl 1 sipako ,niaraka nandihi izahay si ny namanay d, nefa mbola nikoty sipa 10 angamba izy t@ io alina io, sady aminizay izy tsy mivakiloa fa mifankahita sy mifankafantara ny sipa kotiny . Fanam... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:57
xxx ( 12/01/2006 12:36)
vaky loha
misy namana 1, lhl,manambady,zaza 2.:?:oops::cry: Azo lazaina fa tsy nampoizina ny zavatra niseho fa io ny situation familialny nefa de tia vhv 1 hafa izy izao nandritra ny fotoana tsy de ela loatra.... tohiny
novalian'i nalaina ny 18/02/2006 16:07
xxx ( 11/01/2006 05:34)
Mitady mpitendry
Mitady mpitendry 4 mahay tsara izahay hiaraka aminay amin'ny tournée "Ambiance Rock Gasy" @ volana avril 2006. 1- basiste 1- synthé 1- guitariste soliste 1- batteur Ny répétition dia atao... tohiny
novalian'i fbi ny 13/02/2006 16:46
xxx ( 10/01/2006 22:25)
lehilahy
inona no mahatonga ny lehilahy , somary tsy miraika na somary tsy taitaitra @ vhv , tsy vonona ny hanambady na efa manan situation tsara aza , mbola t hirevy v sa? ,ary ahoana no ahafantarana lhl tsy ... tohiny
novalian'i soasoafy ny 24/02/2006 13:40
xxx ( 10/01/2006 17:10)
namana very hevitra
Misy namana anankiray milaza fa manana olana izy, vehivavy izy io ary mitondratena,nandeha ny fikotiana dia nanaiky ilay vehivavy, efa nihaona matetika @olontiany elaela , mifanoroka fotsiny sy miresa... tohiny
novalian'i bolida ny 31/01/2006 14:48
xxx ( 10/01/2006 06:13)
Teny diso tsy mba kabary ;)
Diso ny fiteny hoe : "fitiavana virtuel". Jereo amin'ny diksionera ny hoe virtuel. Raha mifankatia amin'olona eto amin'ny internet ianao, dia [b]réel[/b] izay fa tsy virtuel. Virtuel izy raha tsy ... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/01/2006 07:57
xxx ( 09/01/2006 16:16)
mbola mitady an'ilayvehivavy tsara fanahy aho hatr@ izao
mbola mitady ny ame soeur-ko aho hatr@ izao manorata @ fitia_virtual@yahoo.fr kof mitady ..... tohiny
novalian'i mbositra ny 16/02/2006 08:48
xxx ( 09/01/2006 15:21)
olana
miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa !, efa toetrany mihitsy io , sady tsy d tiany loatra zany vhv trop colla... tohiny
novalian'i valinaka ny 15/02/2006 12:39
xxx ( 09/01/2006 15:15)
miodina
tratry ny taona daholo aloa e! vhv za manoratra !probleme aloa za miodina , nefa manajanaka 2, manambady , matoa miodina aloa misy ny probleme , oh:tsy ampy calin, tendresse, sex 1 isambolana 'raha mi... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2006 13:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4286