Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 04/12/2005 19:20)
sterilet!
vao 5volana izay za no nametraka sterilet , t@ 1volana aloa d tena nisy fihatraikany b tamiko ilay izy fa mandeha b ny regle sady ela b vao vita , d faha 2 volana indray mandeha fa lasa misy muquese h... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:28
xxx ( 30/11/2005 14:02)
miseho milay
miaraka @ lhl mahasosotra b za ,nefa izy io tiako , nefa ny toetrany aloa d mankaleo b!;fantako aloa we mety betsaka ny anome tsiny za we lhl efa hotranizao v mbola iharahana ihany ,mme na ny namako d... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 16/12/2005 04:32
xxx ( 26/11/2005 07:23)
ahoana ko ianareo vhv itony e!
inona no mampisefosefo anareo,rehefa manao firaisana ara-mofo,dia mba lazao koa izay mba tena tianareo hatao @nareo rehefa ohatrizay... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 01:39
xxx ( 26/11/2005 07:23)
ahoana ko ianareo vhv itony e!
inona no mampisefosefo anareo,rehefa manao firaisana ara-mofo,dia mba lazao koa izay mba tena tianareo hatao @nareo rehefa ohatrizay... tohiny
xxx ( 26/11/2005 07:12)
à méditer
Depuis plusieurs semaines, des éléments des forces de l’ordre affectés à la protection de nos hautes personnalités se sont donnés la mort. Et chose curieuse, le mobile était toujours le même... tohiny
novalian'i soanava ny 27/11/2005 16:46
xxx ( 25/11/2005 19:04)
seks
ny sex v afaka hitazomana olona iray , sa raha tsy manao anio d afaka mitazona ihany na efa 28ans ny andaniny sy ny ankilany... tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 13:59
xxx ( 25/11/2005 11:11)
fitia
mba tiako fantatra we inona ny mahatonga ny lhl manaiky hiaraka @ vadinolona ?, ary raha ianao @ ilay cas , inona ny sentiment na sensation na emotion ao anatinao , gener v sa tsy maninona ? @ voloan... tohiny
xxx ( 25/11/2005 04:46)
hatezerana
-nisara-bady vao ho 1minitra sy tapany ity vhv 1,tezitra ka lasa nivoaka ny trano ary de nandeha ary dia tapa-kevitra fa zay bandy mikôty azy voalohany eo de iarahany, -nisy lhl1 nahatsikaritra anef... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:14
xxx ( 24/11/2005 20:47)
pilule!
misy fiantraikany ve ny pilule eo amin ny vatan ny vehivavy na zay mampiasa azy??... tohiny
novalian'i peta ny 05/01/2006 11:35
xxx ( 24/11/2005 09:32)
amour impossible
misy karazana fitiavana betsaka nefa koa ao ny atao we amour impossible toa ny fisarahan-toerana na koa tsy mifampiteraka na koa tsy libre intsony ny iray ,tsy avelany ray amandreny miaraka... sns sns... tohiny
novalian'i Fantara ny 11/01/2006 05:16
xxx ( 23/11/2005 08:36)
mitady tonokira
manahona daholo e sao mba misy manana ny tonokira ny DADAH FORT-DOPHIN le hira hoe MALAELO CHERIE misotra mialo tompoko Nalefa ao amin'ny lohahevitra Artista sy Hira [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
xxx ( 22/11/2005 19:41)
fitiavan-tena ve!
hitako tato @ torohevitra maro tato we ny hezaka atao mba ahazoana olona iray tsiriritinao d ilazana we fitiavan-tena , tsy fitadiavana fahasambarana v zany? ohatra :raha misy olona 1 tsiriritiko nefa... tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 14:13
xxx ( 21/11/2005 23:31)
Un appel aux Musulmans du monde
http://www.faithfreedom.org/French/sina30308F.htm [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i Bariry ny 27/11/2005 22:33
xxx ( 20/11/2005 18:47)
fanafodin'ny fitiavana v d fitiavana ihany ?
manampitiavana @olona 1 za nefa izy toa tsy miraika amiko loatra, izy manko any @ province , zany we olona tsy ray tanana zany ! rehefa any za d tsy d misy probleme loatra fa mety @zay hilavako azy ny... tohiny
novalian'i mimiso ny 29/11/2005 20:57
xxx ( 19/11/2005 15:57)
mba te ahalala
hono ho aho ry zareo,ny vhv ve rehefa manao firaisana ara-nofo voalohany dia tsy maintsy mandeha ra le zavatra??Mba mangataka fanazavana ho an'zay mahalala.Misaotra dia aza tsiny ny @ny fanontaniako.... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 01:19
xxx ( 18/11/2005 23:20)
Bokin ny mpanoratra ato amin ny serasera!
ary maninona moa raha mba manangana boky iray ho an ny sangan asa rehetra ato amin ny tononkalo serasera ato e! fidina zany zay milay indrindra dia atao boky!! soso kevitra ny ahy an! ahoana any ny he... tohiny
xxx ( 18/11/2005 16:41)
fahamasinana sy fahamarinana zao filamatra!!!
firenena kristianina tsika zao???!:D:D:D:D:D:D:D:D;aiza o aiza fipetraka io tarigetra io é... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 09:29
xxx ( 18/11/2005 10:32)
Hery sy Herimiafina!
mba saika hanontany hoe azafady,tsy dia azoko loatra e! inona no mahasamihafa an i Hery sy Herimiafina ato amin ny serasera!olona iray ihany ve reo sa roa? tsy hiteny amiko akory nareo hoe ny 1 mia... tohiny
xxx ( 16/11/2005 08:06)
antitra sy olona sembana...
hono wa ry reto ra nareo no tratran'izao situation zao we mila manampy olona de iza no hitanareo fa important kokoa manampy ny olona efa antitra sa olona sembana ara-batana???:roll:... tohiny
novalian'i vale ny 28/11/2005 08:30
xxx ( 15/11/2005 15:46)
tiany hono aho !
mba entiko aminareo ity alaheloko ity ka asa re ny fahitanareo azy sy izay tokony ataoko, fa dia tsy zakako loatra ka zaraiko anio manana olona iray aho tena tiako, nisy fotoana izay... tohiny
novalian'i zama91 ny 17/12/2005 21:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3484