Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/10/2005 11:23)
sao dia ny malagasy kosa ary no kamo?
Sao dia isika malagasy kosa ary no kamo mamokatra de tsy mandroso isika? hitako mantsy izany any @ faritra sasany indrindra ny amoron-tsiraka: tsy misy ezaka mihitsy ireo tantsaha fa na ny manongotra ... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 20/10/2005 19:02
xxx ( 14/10/2005 08:33)
mba toroy hevitra aho ry reto fa hanam-bady
ny tena moa efa zanaka aty ahoriana tsy de mahalàla inona intsony sady tsy hita izay zokiolona tena mahalàla ny fomba tokony hoarahina. Inona avy no tokony ho atao sy hiomanana ohatra raha vao hanga... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/10/2005 12:27
xxx ( 13/10/2005 11:32)
fanampian'A/tra
hono ho'a ry reto, ilay A/tra ivavahanao hono rehefa tsy manampy anao mivantana be (ara materialy, ohatra ara-bola, aretina sns) de tsy izy izany (na hoe tsy tsara izany). Izany hoe tsy alehany izay i... tohiny
novalian'i daran ny 19/10/2005 08:52
xxx ( 13/10/2005 08:45)
ahoana ity loza voajanahary lava ity e?
iza ianareo no efa namaky ilay boky hoe "le réscapé de l'enfer?" tena nahaliana ahy izy io ary raha tena marina tokoa de mahalasa saina ihany. Fa ny fanontaniana de hoe "sitrak'A/tra tokoa ve ny fis... tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:45
xxx ( 12/10/2005 04:48)
Hi hi hi hi hi hi ! MOn Père sy Frère
Hi hi hi hoy izah eto ambony Marina izany fa tsy vazivazy Fa misy le olona tena mpanala azy Ka ato amin'ny namana miserasera De maro rey olona ireny mon-Pères Raha izaho aloha de tsy nahala... tohiny
novalian'i cutie ny 31/12/2005 20:17
xxx ( 08/10/2005 16:29)
bandy gasy sy sipa ...
Ianareo ve mihevitra hoe efa tena zakan'ny sain'ny bandy gasy ny sipa siantifika (ireo mandeha lavitra amin'ny fikarohana sy ny fianarana, fa tsy hoe izay mahay siansa) indrindra moa fa hoe manao mate... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2005 21:08
xxx ( 07/10/2005 05:28)
mitady namana
mitady mpanampy vehivavy ao an-trano ka ireto ny criteres: age 23-30 mahay mipasoka :), mahandro:lol: , de manasa lamba8),mba manjamanja :D, de madio:P, de kilasy mody:wink:, fa mahazo matory in11:... tohiny
xxx ( 06/10/2005 08:58)
tongotra mangidihidy
saika mba hanotany ahy sao mba misy mahalala , sao dia misy mahalala hoe inona ny mahatonga ny ratsatongotra mangidihidy sa vokatrin'ny hatsika ve?? satria t@fotoanan'ny hafanana dia tsy naheno mang... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 21:19
xxx ( 06/10/2005 08:24)
ahoana avy ny fomba fanaovana (na fisotroana) kafé
ity ny fomba fanaovana kafé mahery indrindra hitako hatr@ izao (faritra atsinanana Dago): -efa misy vovoka kafé vonona aloha -fihazana @ bakan-kazo izay ny tahom-pary 3 na 4 lavalava hivoahan'ny r... tohiny
novalian'i xxx ny 11/10/2005 09:54
xxx ( 04/10/2005 13:14)
tsipelamanga
inona no dikan'io azafady ? misaotra... tohiny
xxx ( 03/10/2005 13:34)
ankamatatra
inona ary zan :tsy akoho tsy gana nefa misy takorobabony??... tohiny
xxx ( 01/10/2005 13:38)
Inona ary izany ?
Inona ary ny valin'ity ankamantatra ity. Izao aloha an. Aza dia mandefa fisainana lavitra fa ataovy eo amorom-patana ihany e : "Nasehony ny azy, nosokafako ny ahy, nampidiriny ny azy, notsoahiny ny az... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:25
xxx ( 30/09/2005 16:22)
Ho antsika vehivavy!
Tianareo ve raha ny lhl miaraka aminareo no mi-"décider" ny akanjo, coiffure...-nareo??? ... tohiny
novalian'i body ny 22/11/2005 16:30
xxx ( 30/09/2005 14:34)
Panda
Mba mila torohevitra amintsika izay mahay fomba fanalàna ny panda fa tena zavatra iray manimba maso sady mandratsy endrika!Misy ihany ireny"crème" manala azy ireny fa d matetika d "spécial 50 ans e... tohiny
xxx ( 29/09/2005 12:10)
Iza ilay hoe fitovizan-jo eo @ lahy sy ny vavy?
Mbola misy ihany ny lehilahy mpanao didy jadona, manao ny vehivavy ho "ambany"zo noho ny lehilahy!Aminao rariny ve izany sa tsy maintsy izay tian'ny ralehilahy foana no arahina na mety na tsia , satri... tohiny
novalian'i lilbon ny 04/10/2005 05:18
xxx ( 26/09/2005 12:04)
Fitiavana tsy misy sacrifice, tsy tena fitiavana
Ny fitiavana dia mitaky sacrifice hatrany, raha toa ka tena tia ny olona iray. Vonona ny hiaritra ny fijaliana ho an'izay tiany. Miaritra sy maharitra eo @ tsy fitoviana ara-kevitra,ny fifandirana isa... tohiny
novalian'i lilbon ny 07/10/2005 05:43
xxx ( 25/09/2005 04:59)
fa maninona ny lehilahy no tia tena
efa toetra voajanahary ve sa........ny fitiavan-tenan'ny bandy ka na ao an-toka-tranony aza dia ampiariny izany????????... tohiny
novalian'i fredo ny 20/10/2005 18:19
xxx ( 25/09/2005 02:48)
raha ianareo teo @ toerako
Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia... tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2005 10:18
xxx ( 24/09/2005 12:39)
ahona ny pate fanaovana mofo gasy
sao dia mba misy mahay ato hoe ahona ny fanaovana an'ilay pate fanaovana mofo gasy.... tohiny
novalian'i zouzou ny 25/10/2005 07:48
xxx ( 24/09/2005 04:45)
izao no manjo refa maika
21 taona , nianatra teny amy universite ,de nanao sipa , de tia be an\'le sipa! deizy kou tia be ! de avy eo nifankahita toetra!hita ihany kou ny toetra ratsy ! de niova za lasa tsy tia be tsony ! ... tohiny
novalian'i lilbon ny 30/09/2005 05:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3629