Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 12/08/2005 00:22)
Melbourne 2006
[img]http://www.melbourne2006.com.au/_template/headerleft.gif[/img] [url]http://www.melbourne2006.com.au/?s=home[/url]... tohiny
novalian'i RHTP ny 02/11/2005 06:19
xxx ( 11/08/2005 17:33)
Mitady namana hiresahina tsy antitra be tsy tanora be
Raha mba misy re dia mba manorata eto e... eny @ 50 ans raha misy... dia miandry o ary aza mananihany o.... tohiny
novalian'i jamal ny 02/11/2005 14:03
xxx ( 07/08/2005 11:17)
rebika
MPANKAFY rebika ny tenako.eo amini feo no tena itiavako azy indrindra moa fa taloha. tato ho ato anefa de hitako fa nisy fahabangana io tarika io . ny antony dia tsotra .tsy ao intsony ilay tsara ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:08
xxx ( 06/08/2005 19:20)
ny Mombamomban i Thiaé .
ny mpihira Thiaé dia tena malaza tokoa aty andafy indrindra fa any Gabon sy la Reunion de eto france ,satria dia matetika izy no miseho ao @ fahita lavitra aty ao @ ilay emision hoe fille TV vao t... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2005 20:07
xxx ( 03/08/2005 11:27)
Nalaina tao am mombamomba an'ambondrona
Nalefan'i [ jarry ] - Daty : 03/08/05 01:57:35 slt daolo eh! sao de efa misy manana tonon'ny album 3 nareo eh? de misaotra eh! ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 20:18
xxx ( 01/08/2005 15:38)
Ahoana no fomba hanadinoiko ilay "amour de jeunesse-ko"
30taona aho izao, ary miara-mipetraka amin'olona mifampizara fiainana amiko efa ho valo taona, sady tiko no tia ahy koa! Hivady izahay ato ho ato, kanefa ao ambadika ny fahasambaranay dia misy zavatr... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:04
xxx ( 15/07/2005 15:24)
teny malagasy
ahoana kay ny hevitrareo ny amin'ny fanagasiana fahatany ny teny frantsay? raha misy voambolana malagasy mahasoloazy ve tsy aleo io no ampiasaina toa izay managasigasy! ohatra ny hoe "club" izao ata... tohiny
novalian'i fasaly ny 17/07/2005 19:18
xxx ( 14/07/2005 19:18)
izaho dia midobodoboka foana ny foko
salut daholo ô! izaho rehefa reraka n... tohiny
novalian'i ttittie ny 25/09/2005 16:58
xxx ( 14/07/2005 05:37)
Tsy misy sentiment
Efa maty vady 4 taona lay vhv ary tsy mety tafalatsaka lalina mihitsy amina lehilahy hafa.Raha vao avy miaraka be amin'olon izy (azonareo angamba ny tiana ho lazaina eto)dia tofoka de aleony mitady ol... tohiny
xxx ( 12/07/2005 09:20)
ny tenintsika
Tokony mba atao teny malagasy ofisialy tsara ilay tononkalo zany e! ohatra hoe: de=dia zà=izaho... tohiny
novalian'i kally ny 13/07/2005 10:08
xxx ( 07/07/2005 17:14)
inona kay ! mba lazao ny anao!......
inona no zavatra manintona sy manaitra ary itiavanareo lehilahy vehivavy iray raha mitopy any aminy ny masonao, na izy vao hitanao sy fantanao na izy efa mifanerasera aminao satria, izaho dia miara-mi... tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:06
xxx ( 06/07/2005 18:32)
ra tratra maka vadin'olona
saika mba hanontany hoe inona no mety ahazo aty @ tanana ra tratran'ny vadin'ilay olona miaraka ,mamono aloha tsy misy matahotra azy fa ny eo @ fanjakana ahoana ... tohiny
novalian'i deghany ny 20/09/2005 16:22
xxx ( 05/07/2005 15:15)
Be Fitiavana be
manahoana daoly nareo rehetra mamaky ity vetsom-poko ity, tsy hoe sanatria akory hanakiana be fahatany, na koa manenjika olona, fa dia tena kivy tanteraka ny tenanay raha nandinika fa ohatrany tsy mis... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2005 19:49
xxx ( 03/07/2005 16:09)
katolika mibaby aliaka?
Miala tsiny amin'ilay fanontaniana fa taiza/iza/ inona no antony/ kay no niandohan'io fomba fiteny io?... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/09/2005 18:35
xxx ( 02/07/2005 10:22)
LOTTERY
I anareo ve mba efa nahazo E-mail avy any andafy ary io Mail io dia milaza fa i anao no nahazo t@ fisarihana Lottery ary dia tena vola be tokoa.Rehefa manaraka ny zavatra ampanaoviny anefa i anao dia ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:37
xxx ( 29/06/2005 15:48)
Fitiavana x 2
Possible ve ny mitia olona roa amin'ny fotoana iray ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:27
xxx ( 27/06/2005 14:48)
ceinture de chasteté
Tena mba mila an'io aho ry namana isany fa mba misy mahita ve aiza no hahitako an'io eto amin'ny tanana. :-* ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 22:00
xxx ( 27/06/2005 11:21)
Mety fantatrao ve ny Famille Fauvette
Izaho mitady an i Dadako na ny havako . raha mba mety misy olona mahafantatra io Famille io dia mba lazao ahy .... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 20:20
xxx ( 27/06/2005 11:18)
Zé-clair, Dream.on,Number one
Tana/Maurice/Tana Hafaka hifandray ve isika ? dia hifampitatara zavatra be dia be lazao ahy hoe iza ianao dia holazaiko anao hoe iza aho , ary koa aiza no misy anao izao ,izaho aty @tananan ny panjon... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:04
xxx ( 27/06/2005 11:13)
Mitady ankizy ny Affinitéplus
Tsy fantatro raha mba hafaka mifandray aminareo avy amin areo ankizin i affinitéplus aho .... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 21:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763