Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 13/05/2005 17:29)
ramatoa be taona
Ahoana ny hevitrao, mety ve raha ny lehilahy no kely taona noho ny vadiny? Na tsy mitovy finoana? Na tsy mifandanja ny fianakaviana roatonta, izany hoe resaka ara-bola sy aratoe-tsaina mihitsy?... tohiny
novalian'i pitchou ny 20/05/2005 21:00
xxx ( 13/05/2005 17:22)
ozom-behivavy
Izao ilay tantara raha tsorina, tsy nampoiziko ho tia ahy ilay sipa t@ mbola teny @ lycée fa ry zalahy matanjaka ihany no nifandrombaka tao. Izany hoe: izaho tia azy t@ izany fa tsy nahasahy. De mbol... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:28
xxx ( 11/05/2005 13:56)
izaho dia afaka mamorona hira ho anao ( rock, pop, hard,..)
raha misy groupe na olona tsy manana hira, na te hamorona , na tsy mahay mamorona, dia mba hanoraty aho fa izaho afaka mamorona ho anao ( reo )( rock fm, na pop, na hard,heavy, speed, symphonique, slo... tohiny
novalian'i fijo ny 16/05/2005 22:40
xxx ( 06/05/2005 07:31)
Matory mitsangana
In ar zany? refa mitsangana tsika na mipetraka d izy matory, refa matory kosa tsika d mitsangana izy?... tohiny
novalian'i sasa ny 31/05/2005 05:22
xxx ( 03/05/2005 07:51)
mila fanampiana e
Mba mangataka ry zareo, aiza kay no misy ny fanakalozam-bola Euros en Mg na MG en Euros, na Dollar en MG, MG en dollar Miala tsiny fa mbola vahiny be amin'io nefa ny tena mba te hividy zavatra any iv... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:22
xxx ( 29/04/2005 22:09)
Mifangaro ny volana sy ny volana
Lasa ny eritreritro hoe:ahoana no ahafantarantsika ny mahasamihafa ny teny hoe "volana" (volana fenomanana)amin'ny teny hoe "volana" (tsy mivolana)?Teny iray ihany ve ireo fa ny "contexte" no manavaka... tohiny
xxx ( 29/04/2005 22:00)
Mifangaro ny volana sy ny volana
Lasa ny eritreritro hoe:ahoana no ahafantarantsika ny mahasamihafa ny teny hoe "volana" (volana fenomanana)amin'ny teny hoe "volana" (tsy mivolana)?Teny iray ihany ve ireo fa ny "contexte" no manavaka... tohiny
xxx ( 27/04/2005 23:17)
LTP Moramanga
Houn waaaaaaa mba misy ankizy nianatra tao @ LTP moramanga ve ato eeee.... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2005 04:52
xxx ( 26/04/2005 15:22)
ny eja
Ny eja mpanoratra sy mpamoron-kira Ahoana no hevitrareo momba ity artista poety ity? efa mba nifanerasera taminy ve nareo dia mba manao ahoana ny toetran'izany poety kalaza izany?... tohiny
xxx ( 23/04/2005 07:50)
mankaleo...!
tena tsy mahasarika intsony ny adihevitra momba ny finoana ato. Jereo fa mihena hatrany ny mpandray anjara. Saika ry dadabe sy Mifenty no anarana miverimberina sy mameno ny forum, ka manjary mahamona... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/05/2005 18:35
xxx ( 19/04/2005 15:16)
fantatrareo ve fa ...
Fantatrareo ve fa : 1 - Isika ato amin'ny namana no farak'izay MPANARARAO-PATY indrindra. :-D :-D :-D 2 - Mihoatra ny 10 ireo lohahevitra no mifarana any amin'ny fanaratsiana ny finoana kato... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:31
xxx ( 19/04/2005 13:28)
mpihira rock vaovao
ahoana ry reto no fahitanareo lé hirah ? mahavoa kosa a!... tohiny
novalian'i kdoo ny 24/08/2005 05:34
xxx ( 18/04/2005 10:49)
Voatery ...?
Ialako tsiny aloha ilay xxx Mpandray anjara eto ihany fa manjary misy olona hafa voakasika koa mpandray anjara ka manjary fantany aho. Ianareo ve efa nahatsiaro hoe toa voatery nitia izany :roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:45
xxx ( 18/04/2005 09:34)
Spaghetti
Ialana tsiny fa amin'ny teny frantsay ... Un médecin a une aventure extra conjugale avec son infirmière. Elle lui annonce un bon matin qu'elle est enceinte. Comme le médecin ne veut pas qu... tohiny
novalian'i sasa ny 21/04/2005 12:56
xxx ( 14/04/2005 15:21)
URGENT - MBA MANGATAKA FANAMPINA RE RA OLONA OOOO
Manao ahoana daholo, Mba misy fanontaniana kely apetrako ho anareo izay mahalala informatique : Mety ve ry zareo ny miverifier ny historique ny zavatra rehetra nojereko t@ internet na dia efa no-pa... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/04/2005 16:43
xxx ( 12/04/2005 05:00)
Ahoana indray ary ity!
Efa maro ny dinidinika momba ny Katolika ato ka saika mba hanontany momba ny Fiangonana hafa indray zah! ho an'ny [b]FJKM sy Loterana[/b]: Raha tsy diso zah dia misy an'izay hoe:"mino ny fiombonan'... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2005 07:53
xxx ( 08/04/2005 13:04)
Loin des yeux... est-ce vrai???
Mba te-hafatatra ny evitrareo aho, mino tokoa v nareo f'marina io dicton kely frs io oe "loin des yeux loin du coeur"?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 22:16
xxx ( 08/04/2005 05:44)
affaire sur internet
Mba tena marina ve ity affaire sur net lazain-dry zalahy 'ty sa escroquerie fotsiny e ? Raha tena marina asio temoignage, raha tsia koa dia mba asio temoignage ihany koa e. Merci... tohiny
novalian'i ihaia ny 06/08/2005 06:04
xxx ( 26/03/2005 07:14)
hebergement web
sao dia misy mahita site hi-heberge-na site perso gratuit ianareo de mba asehoy eto e. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ranjaka ny 30/03/2005 09:13
xxx ( 25/03/2005 17:04)
Vorona sy anana
Ankamantatra mahatsikaiky.Efa enonareo v? 1° Nivory daôlo ono ny vorona retra teto an-tany. D nisy vorona iray tsy tonga, in ary lé izy ô!!! 2° Bdb ny karazan'anana f'misy anakiroa tsy finana... tohiny
novalian'i ledada ny 27/06/2005 07:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1302