Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/09/2005 06:46)
Mandeha rà refa manao rapport
Miarahaba ny mpiserasera rehetra, miala tsiny fa mba hanao anonyme kely ny tenanay androany, fa aza anihaniana na zany aza fa tena resaka serieux ty an! :) Refa manao rapport za d mandeha rà, inon... tohiny
novalian'i Beinjy ny 30/11/2005 17:12
xxx ( 22/09/2005 20:15)
inona ny manosika ny olona miverina @ efa namitaka azy
tena tsy azoko mihintsy fa mba lazao ahy ny hevitareo. Misy tovovavy iray manana sipa, mbola sipa fotsiny an, dia mampirafy be ilay lehilahy, io no voalohampitiany, sady ny ray amandrenin'ndralehilahy... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 20:49
xxx ( 22/09/2005 09:10)
tia marina ve sa interet
Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy di... tohiny
novalian'i cutie ny 25/09/2005 16:39
xxx ( 22/09/2005 05:49)
Ny mpiasa asaina manasa slip nefa ianao matanjaka be mety ve
Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena h... tohiny
novalian'i bozimanga ny 19/10/2005 13:19
xxx ( 22/09/2005 04:41)
santimaka
:?:rehefa tena tia olona iray ianao ! dia mahatsapa fa toro be ny fo !tsy dia mahalatsa-kanina firy, indrindra fa raha sendra misy zavatra tsy azo ihoarana ?kenda raha vao hisara-toerana . ZANY VE LE... tohiny
xxx ( 15/09/2005 11:55)
Voavonjy de tsy ho very intsony ve?
Misy milaza fa rehefa voavonjy ny KRISTIANA de voavonjy fa tsy ho very intsony na inn na inn ataony, tsy haiko aloha e! ianao ve mety mbola ho very na de efa KRISTIANA aza? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2005 15:12
xxx ( 13/09/2005 17:04)
firaisankina aty an dafy
ny zavatra mampalahelo amintsika mpiray tanindrazana die tsy masy ny firaisankina aty ivelana toa mifakataotra izany ny fijeriko azy nefa dia mahafinaritra izany hoe misy mpiray tanindrazana amin ny t... tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2005 15:49
xxx ( 12/09/2005 13:08)
tononkalo ny noely oo
slt doly oo ! sao re mba misy manana tonokalo am teny gasy azo atao am noely ho any ankizy o ! hisaorana mialoha ! izay mandray anjara ! d mirary soa !:D... tohiny
novalian'i gasitiako ny 11/10/2005 10:30
xxx ( 11/09/2005 08:26)
ahoana ty kolonel sy general nanondina ny volan'ny rese
tena mba tsy lasa kosa aloha e , aiza ve ka efa ela anie zany no nitranga e , ary ny tena masosotra @ izy ty dia nisy mihintsy KOLONEL iray nanangana societe na transport... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 05:58
xxx ( 09/09/2005 15:03)
REHEFA TENA TIA VE DIA MAINTSY MANDEFITRA
Refa tena tia ve dia tsy maintsy mandefitra?... tohiny
novalian'i tojo007 ny 29/10/2005 11:23
xxx ( 08/09/2005 12:52)
LOGICIEL LIBRE:Linux ;Inux....
Manaoana tompoko! Mba tia anontany aho hoe fantatrareo ve ny momba ireo [b]logiciel libre[/b] izay efa mihamaro izao ny olona manaparitaka azy? Lazao anay izay mety ho [b]tombotsoa[/b] azo na koa ny ... tohiny
novalian'i zakony ny 23/09/2005 09:48
xxx ( 07/09/2005 12:43)
tsy haiko zay atao ....
tena kivy za ry zareo a efa elaela ihany za no nisaraka t@ le sipa niaraka tamiko fa lasa any ampitra izy, tapakevitra ny hitady olotiana vaovao za, za aloha bandy an, akory nefa ny hagagana fa tsapa... tohiny
novalian'i kiali ny 07/10/2005 19:57
xxx ( 06/09/2005 09:01)
la plus belle femme du monde
= Maria Sharapova... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 04:59
xxx ( 01/09/2005 21:08)
tongotra vakivaky
hoy ny ntaolo tongobakivaky: sady mahasosotra no mahamenatra. Araka ny noalaza io de mba mangataka hevitra aminareo zay mahalala we inona ny vahaolana @ tongotra vakivaky. Vao tsy ela no nipoitra ilay... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2005 20:22
xxx ( 30/08/2005 00:25)
mpankafy COUNTRY
mba maniry ny te hifanakalo hevitra sy vaovao @ ireo namana hafa mpankafy hira country.Asa manahôna ny hevitrareo fa raha ny tenako dé...... mpankafy tokoa,noho izany dé mba mangataka amibareo ny v... tohiny
novalian'i xxx ny 05/10/2005 20:36
xxx ( 26/08/2005 19:17)
mokary
sao mba misy mahay re7-na mokary fa tena sady tsy mahita mpivarotra aty an-tany lavitra aty no tsy mahay e! dia misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i JHY ny 29/08/2005 12:35
xxx ( 24/08/2005 08:49)
epilation
civilisation ny epilation ankitrio . dia manontany anareo aho fa za rehefa mi s'epile indrindra ny maillot dé mitatra no matevina no au bout de 2 jours défa matsiotsilo be, nenareo kay in no atao ... tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:52
xxx ( 21/08/2005 19:47)
Kristiana hatrany ankibondreniny
Fa nahoana no lazaina fa tsy misy kristiana hatrany ankibondreniny izany? na de hoe kristiana i dada ary koa kristiana i neny... tohiny
novalian'i moi ny 06/10/2005 05:54
xxx ( 19/08/2005 10:51)
ho anareo rehetra ao strasbourg sy ny manodidina
Miarahaba anareo rehetra tompoko Handalo any aminareo ny tenanay ny week end izao ary miangavy anareo rehetra izay tia handefa entana mba hiantso anay ( 0625514511, rrichara@yahoo.fr )mba hahafahana ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 17:25
xxx ( 19/08/2005 09:29)
Jeneraly
Efa nisy nahita an'le solon'i Jeneraly nihira ve? de ahoana ny fahitana azy?... tohiny
novalian'i gasikam ny 30/09/2005 05:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3362