mokary

1. xxx ( 26/08/2005 19:17)
sao mba misy mahay re7-na mokary fa tena sady tsy mahita mpivarotra aty an-tany lavitra aty no tsy mahay e!
dia misaotra mialoha e!
novalian'i JHY ny 29/08/2005 12:35
2. zefalah ( 26/08/2005 22:22)
za mahay...fa kely fotsiny.
mividy arine ela alo..miaraka @ levira.
de avy eo mividy atody...de afangaron'la ao anaty rano...oatra arine 1 kilo atody 5 rano atrasakiny litatra...afangaroy izy reo,ary rea vita aro dia omany ny plat fanaovana azy..asio menaka,ary mendrasa kely...refa may tsara lay plt fanaovana azy dia manomboka miasa @zay ela..
zay no nataoko..de nety.
4. xxx ( 29/08/2005 06:13)
asa ity raha mety!
re-7 ho an'ny olona 6
mividy mokary 6 ianao, de esory ao anaty fonony,
de fonosy aluminium, de ataovy ao anaty four traditionnelle, mandritra ny 10mn à 200°c na 6-7
de avohay tao amin'izay de hano mafana tsara,
de ho kôpy ianao fa hihinana mokary mafana,
mba manomeza kely e!:^)
5. bichette ( 29/08/2005 07:22)
ary maninn manao xxx nareo kay
6. JHY ( 29/08/2005 12:35)
500g farine de riz
sucre à volonté
1/2 c a café de levure boulanger
1/4 l d'eau pour 4 c à s de farine pour le koba
-Melanger 4 c à s de farine avec 1/4 l d'eau et laisser bouillir
-Laisser refroidir
-Melanger avec le reste de la farine,puis ajouter la levure
-Couvrir et laisser reposer pdt 6h de temps
-ajouter le sucre et verifier
-ajouter un peu d'eau si necessaire
LA PATE NE DOIT PAS ETRE TRES FLUIDE
-Chauffer un peu d'huile dans des moules ronds et y verser la moitié d'une louche
-couvrir et la retourner avec fourchette
-laisser dorer
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6114