Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/06/2005 17:03)
Miaraka amin'ny vadin'olona
Resaka vavolombelona ity... misy angamba amintsika ato miaraka amin'ny vadin'olona, na efa manambady fa minia miaraka amin'olona hafa. Manana ny antony hanaovana an'izany ireny olona ireny kanefa tsy ... tohiny
xxx ( 21/06/2005 00:42)
Rencontre Sportive Malagasy (Montreal, 2 sy 3 jolay)
Miarahaba antsika rehetra, Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika... tohiny
novalian'i Nelly ny 22/06/2005 14:56
xxx ( 21/06/2005 00:41)
Rencontre Sportive Malagasy (Montreal, 2 sy 3 jolay)
Miarahaba antsika rehetra, Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika... tohiny
xxx ( 19/06/2005 21:56)
afaka fotoana vitsivitsy de hiamaro ny vahiny ho any dago!!!
lazina fa mahantra ny gasy nefa afaka fotoana fohy de ho any dago daholo ny vahiny(angorona ny arenan'ny gasy izay marihana fa manan-karena tokoa isika)Aty ivelany de maniry ampiasa ny volany any dag... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 21:47
xxx ( 19/06/2005 19:51)
gasy tsy misy taratasy ao france
toa maheno zà hoe maro ihany ny gasy tratra ireny tsy manana papier ireny ao france amzao fotoana izao ka nohazaina izy ireny ary tsy maintsy haverina mody, misy tena mahalala ny resaka marina ve nar... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:01
xxx ( 19/06/2005 14:55)
mpisoloky ao amin'ny tsaty
Izaho ry namana dia isan'ny mpitsaty eto amin'ny serasera.Ka zao misy namana iray ao, izy io dia tsy mitsahatra ny mangataka vola ao, ary isaky ny miditra za, dia angatahiny vola, tsy fantany angamba ... tohiny
xxx ( 15/06/2005 05:41)
inona no tena atao hoe fahasambarana?????
misy ny olona tsy mahalala ny tena atao hoe fahasambarana, misy ny manambola be nefa tsy sambatra misy ny olona mitia de efa sambatra ary aminareo mba inona no tena fahasambarana?........ tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:48
xxx ( 30/05/2005 06:40)
fitiavana ve ny fifampibanjinana ?
Ahoana ny fahazoanareo ity hevitr'ity mpanoratra iray ity : "Tsy ny mifampibanjina velively no atao hoe tia fa ny miara-mitsinjo ny lalan-kizorana".(Tsy tadidiko ilay mpanoratra)... tohiny
novalian'i Todi ny 15/07/2005 06:11
xxx ( 28/05/2005 07:49)
ny olomasina rehetra any an-danitra
Izay efa naheno dia mivanitika fotsiny an. Nifaninana manonona anaran\'olomasina hono ireto mopera sy pastera ka ny nifanarahana dia isaky ny mahatonona anarana iray dia manongotra ny singam-bolom-b... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/06/2005 05:19
xxx ( 26/05/2005 15:01)
Ahoana no ahafantarana
Ankoatry ny angola, ahoana ahafantarana fa tena tia marina ilay tovovavy ? Misy ve ny hoe mody miseho tsy tia nefa ny ao am-po mitaralila sy tia be ?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 04:41
xxx ( 24/05/2005 17:40)
Roland Garros : Dally pesque roues de bicyclette
naika kidaranan'bisikileta i Dally tany Roland Garros (6-1,6-0) sahalan'ny t@ herintaono (éliminée au 1er tour) [url]http://www.rolandgarros.com/fr_FR/scores/stats/day8/2035ms.html[/url]... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:54
xxx ( 24/05/2005 14:06)
sipa manao ahoana ?
sipa manao ahoana no mba tiany kofa ato ? botabota ? lavalava ? mahiahia ? fohy volo sns...sa tsy maintsy intelligente sns..., samia hoe mba milaza ianareo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:36
xxx ( 24/05/2005 08:22)
namana mitady hira
Manolotra ny arahaba tompoko. raha mba misy mahalala tsara ny tonon\'ilay hira hoe \" vavaka ho an\'i Neny\",dia hisaorana indrindra raha mba afaka mametraka azy eto fa tena mba tiko hampianarina n... tohiny
novalian'i rantylahy ny 29/04/2012 12:29
xxx ( 21/05/2005 11:39)
HENATRA
Firy taona ny olona vao misy henatra ?.Dia misy olona tokony hahamenatra koa ve ?.Misy manko fianakaviana sasany dia tsy misy an'izany henatra izany na samy mpifady izao aza ao an-trano.Misy koa eo @ ... tohiny
novalian'i hercool ny 13/08/2005 08:08
xxx ( 17/05/2005 11:32)
mpivady miady
Ity tantara ity de tany ambanivohitr’gasikara tany no niseho. Ka any moa rey olona tsy de mba misy manao atin’akanjo zany na lehilahy na vaiavy fa ny lehilahy tonga de mijoloka pataloha de ny vehi... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:03
xxx ( 15/05/2005 12:45)
Fety ny Reny (fête des mères)
salut dahoulll jay: Ho avy njay zao ny fety ny Reny (fête des mères)ny zavatsa itako ary tena tsapako dé refa mifaly miaraka amy Neny zany , nefa injissy , tsy ba afaka miaraka mifaly aminy tsoun... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/05/2005 18:26
xxx ( 15/05/2005 09:09)
lò sy mamy
Inona ary izany:” ao anatin’ny fahaloavana (lò) no misy ny mamy???” ze mahita de omeko Euro999,99!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:20
xxx ( 15/05/2005 08:45)
mihodina ka nihodina
Ny mahagaga amin’ny lehilahy de izao, indrindra rehefa tafaraka iny ry zareo: na inona na inona ahavo lentan’ny resaka atao (ohatra: resaka pôlitika, fikarohana sns..) de tena misavoana miakatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:14
xxx ( 15/05/2005 08:43)
sipa eto Tanà
Fa maninona kay ny ankamaroan’sipa eto Antananarivo refa tsara tarehy izay no raha tsy fohy kely de mahia kely?... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/09/2005 14:14
xxx ( 15/05/2005 08:43)
sipa milay
Tsy tsikaritrareo ve fa ny ankamaroan’sipa any amorontsirak’Gasikara de manana le bika tsara daholo? Indrindra moa fa ny “entana” de tsara de tsara...Fa ny sipa ampovoantany indray matetika ts... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2907