Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 04/02/2005 10:48)
iza kay zany mpihira atao " simon Randria " zany :-D :-D ... tohiny
xxx ( 01/02/2005 17:29)
immigration canada
Ry Namana! mahita amin'ny site aho dia manontany anareo izay monina aty canada oe ahoana ny tena fandehan'izy io, ny tenako izay manoratra dia aty mada ka mety tafiditra ihany v ny tenanay raha mampi... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2005 15:09
xxx ( 27/01/2005 21:07)
Foto-kevitra Voajanahari
Miarahaba antsika rehetra. Hono hoy aho, mba ahoana sy ahoana ny hevitrareo @ ity foto-kevitra Voajanahari ity izay tarihin\'ny Olombelo Ricky sy Dama satria angamba misy azo raisina ihany raha oha... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 22:33
xxx ( 22/01/2005 06:48)
Empire TIKO
tsy nisy appel d\'offre marina ve? (SINPA - SOMACODIS - TIKO PETROLEUM etc...) Now that he is president, Ravalomanana freely mixes state politics and business in a manner that has some labelling hi... tohiny
xxx ( 22/01/2005 05:11)
mampirafy
fa maninona kay ny lehilahy no tia mmpirafy... tohiny
xxx ( 21/01/2005 18:28)
Tsy nihetsika intsony :-)
Tsy nihetsika intsony ity lohahevitra ity satria lasa any amin\'ny - momba ny takelaka - fety sy fihaonana ny tetik\'asa sy vinavina hery :-)... tohiny
xxx ( 19/01/2005 06:02)
48 minitsa fotsiny? tsa mamokatsa
MELBOURNE, Jan 19 The American, looking for her first grand slam title since her Wimbledon triumph in 2003, hammered six aces as Randriantefy\'s RESISTANCE LASTED JUST 48 MINUTES.... tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:48
xxx ( 12/01/2005 14:06)
mitady vehivavy
salut izaho dia kôf mitady jôba azo iarahana raha misy ato @ ity site mahafinaritra ity, tsy manana olon-kafa , dia raha misy dia apetrako eto ny mail- dia any isika miresaka be dia be ok... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2005 21:51
xxx ( 06/01/2005 17:30)
hanambady sarah
vaovao tselatra hatao amin\'ny sabotsy 15 janoary izao ny fanambadian\'i sarah ravalomanana ao amin\'ny paroisse internationale andohalo dia avy eo ny sakafo eny manandriana avaradrano, fa gasy ny va... tohiny
novalian'i fi ny 08/02/2005 08:53
xxx ( 06/01/2005 10:01)
MISY FIANTRAIKANY .....
Mety misy fiantraikany ve raha ohatra ka tsy manao firaisana ara nofo ela ela ny bandy ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 23:24
xxx ( 05/01/2005 10:37)
danse modern jazz
nareo ve misy manao an\'io sa misy afaka mba milaza ny momba an\'io za mantsy mba te hanandrana nefa lé soupless ny ahy no mbola mila travail be merci :D :D ... tohiny
novalian'i watafon ny 08/01/2005 17:49
xxx ( 03/01/2005 09:46)
Tarigetran\'ny mpanjono ho an\'ny taona 2005
Fihirana 3o3 : \"raiso ka arotsahy ny haratonao\" ...... (hitohy)... tohiny
xxx ( 28/12/2004 00:50)
Voina Asie Atsimo
Mba man ontany tena aho hoe sao mba misy mahazo vaovao mikasika ireo namantsika malagasy mipetra ka any asie any, tra-doza tamin\'ny alahady maraina lasa teo iny! ... misaotra tompoko... tohiny
novalian'i mihanta ny 28/12/2004 16:29
xxx ( 25/12/2004 14:21)
SARO-KENATRA
Fa man\'inona ny lehilahy saro-kenatra kokoa nohon\'ny vehivavy ?.Misy bandy tena manafina ny sex-ny na dia @ samy bandy aza.Misy antony manokana ve sa dia henatra tsotra izao ?... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 23/09/2005 16:25
xxx ( 22/12/2004 01:26)
Inona sisa no mety
O ry zalahy an.. efa nandalo president teo jiaby asan\'olo olo rehetra io. Nisy Mpampianatra teo= niara niongana t@ repoblika voalohany Nisy miaramila teo=tetezamita ihany, koa ireo Mpitsara... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/02/2005 15:32
xxx ( 21/12/2004 07:53)
misy marina ve sa fampihononana
manontany tena aho indraindray satria rehefa tena teren-doza dia terena hampiasa finoana fotsiny raha tsy misy vaolana dia lazaina fa izay no sitrapon\'Atra. raha mangataka zavatra dia indraindray ts... tohiny
xxx ( 19/12/2004 13:33)
TSY TOKONY .............
Asa raha efa fantatrareo fa tsy tokoky hanao slip ny bandy rehefa matory @ alina.Tsy tokony hoterena hono ny sex @ alina fa tokony avela hiaina tsara.Toromariky ny dokotera koa izy io.Ary nareo mba ma... tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2005 20:57
xxx ( 18/12/2004 17:38)
AJANONA FIRY VOLANA NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA
MIARAHABA ANAREO REHETRA? ARAKA IO SUJET IO DIA MANDRE AMIN\'NY OLONA FOANA AHO WE MILA AJANONA QULEQUE MOIS HONO NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA FA SAO MISY FIANTRAIKANY AMIN\'ILAY ZAZA?KA AJANONA FIR... tohiny
novalian'i booboo ny 06/04/2005 13:19
xxx ( 17/12/2004 13:30)
Angano angano
Resadresaka virtoaly nifanaovanay namana tsy manan-katao eto @ serasera: -Mba mila HERY sy tohana avy aminareo fa nilaozan-tsakaiza e ! -Tsy mety kosa hoe ankatoky ny krismasy izany no misy maNARY. ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:17
xxx ( 13/12/2004 01:47)
Resy Malaisie
Sao dia misy mahafantatra, mbola i Prof. Dr.-Ing. Vees ilay \"ingenieur civil geotechnicien\" nanao ny fototry ny trano avo indrindra any Malaisie ihany ve no nanao an\'io any Taipeh io sa olon-kafa? ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.323