Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 08/11/2004 16:44)
tsy hay intsony!!!!!
Fa maninona kay no misy sipa tsy mba mahay mitambitamby fa sady be kitakita no masiaka no mpanao didy jadona kanefa rehefa ialana dia ny bandy indray no lazaina fa macho e, salop e, connard e, ?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2004 21:30
xxx ( 08/11/2004 06:45)
Profety
http://www.prophetofdoom.net/ ... tohiny
xxx ( 08/11/2004 06:36)
tsy anenenana ny mijery azy
tena zefa ra izao kôzy e! http://www.prophetofdoom.net/toc.html :-D... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 10:47
xxx ( 08/11/2004 06:35)
Doma!!!
tena zefa ra izao kôzy e! http://www.prophetofdoom.net/toc.html :-D... tohiny
xxx ( 06/11/2004 21:54)
Mpihira gasy tsara feo indrindra
Mba mila ny ny hevitrareo, iza no mpihira gasy tsara feo indrindra :?: ... tohiny
novalian'i marina50 ny 18/04/2005 19:21
xxx ( 04/11/2004 03:37)
coup de foudre
Lasa amoreux viavy miara-mianatra amiko izaho izao. Tsy tiako izy teo aloha fa rehefa henoko izy fa misy sipa dia toa nilatsaham-baratra aho ka raiki-pitia aminy. Izy toa mangala-pijery amiko indrai... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:42
xxx ( 03/11/2004 21:18)
Ny fitiavana sy ny lainga ve mety miaraka?
Hono wa ry zareo? Raha misy olona miteny aminareo hoe tia anareo nefa mandainga aminareo. Ahoana ny eritreritrareo momba an\'izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 22:42
xxx ( 03/11/2004 19:03)
tsy mino fitiavana intsony aho,
mbola misy mpitia ve ny sipa efa nisara bady e , ahoana ny fijerin\'ny fiaraha monina ? toa masiaka loatra satria na dia tsy ilay vehivavy aza no diso dia toa hafahafa ny fijerin\'izy ireo ... tohiny
xxx ( 30/10/2004 04:33)
mamenatra
mamenatra na tsy président tsony aza izy :oops: http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?8,317071... tohiny
novalian'i papaweks ny 15/05/2005 14:16
xxx ( 29/10/2004 08:39)
mitady olo_tiana matotra
mitady olo-tiana matotra afaka hifapizara fitiavana eto @ ity fiananana mandalo ity... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 22:59
xxx ( 27/10/2004 20:00)
Resaka fanorenana trano
Izaho ihany no dondrona eh Mba nijery gazety aho ho\'a dia gaga tamin\'ny fanambarana fa tsy manara-penitra ny an-kamaroan\'ny trano eto Madagasikara. 1 Mba firy amintsika no efa mahalala izany feni... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 21:34
xxx ( 26/10/2004 23:35)
Hadino sahady v?
tohizo http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m4098d6db0c363... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:19
xxx ( 20/10/2004 05:56)
rehefa tsy hay aza be zesita an-gazety
manoratsora-pona le panao gazety le.... :-D :-D :-D ra olo-tsotra mo maninona fa to panao gazety! \"Auf Wiederseen meinen Damen und Herren\" http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=428&... tohiny
novalian'i ratiavao ny 30/11/2004 17:56
xxx ( 19/10/2004 20:16)
Ny maha zaridaina ny zaridaina
Indray andro hono dia nisy Andriana iray nifehy vohitra atao hoe Ambohibe. Tsara tokoa ity vohitra ity satria dia misy rano eo atsimo tanana tsy lavitra akory ny hadivory. Koa dia nanana hevitra ny An... tohiny
novalian'i Ovybe ny 02/03/2005 17:12
xxx ( 19/10/2004 15:22)
téléphone mora!
ne cherchez plus ailleurs! miantso any dago à 8 centimes deuros via naiz naiz! zay intéressé d manorata any @ rinantsoa@caramail.com... tohiny
xxx ( 19/10/2004 14:21)
milay ve le .....
Milay ve le atao fel....? ohatran\'ny te hanandrana nefa sao kakerin\'ny si eo , sa ahoana ? :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 23:19
xxx ( 19/10/2004 14:11)
manaratra sa ...?
ino mety aminareo? Mi-épiler sa mi-raser? Na ... na... io an ! Faly b reo bandy reo zao, hin! hin! hin!... tohiny
novalian'i majakely ny 31/03/2005 15:58
xxx ( 18/10/2004 13:48)
<> Antsonjombe. Voafitaka tanteraka ny mpijery
Voalohany nanao spectacle ankalamanjana ny Fitiavana marina afohezintsika hoe , Nanao fomba nisarihana olona satria mety tsy hahazo mpijery ,Dia nasiana ilay Peugeot 405,Loka sarihina @ireo billet iz... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 22:57
xxx ( 16/10/2004 01:41)
Filoham-pirenena rahatrizay
Iza amintsika ireto re no ho lasa filoham-pirenena rahatrizay eh? Revy lavitra io an... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 19:55
xxx ( 14/10/2004 14:19)
j\'ai 25 ans aujoud\'hui.
Joyeux anniversaire à moi. Et encore une fois, personne ne s\'est souvenu. J\'ai attendu que quelqu\'un débarque avec un petit cadeau à la main mais hélas. Meme mes parents et ma soeur ont oubliÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 20:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4402