Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/08/2004 14:28)
Te hianatra any ampita
manaôna daholo Za wa ry zareo manomana ny maîtrise-ko @ ity taona ity ka maniry ny hanoy ny fianarako any Europe (indrindra ao France) ary tsy mahafantatra ny fombafomba fanao amin'izany , koa mang... tohiny
novalian'i jon ny 08/09/2005 12:37
xxx ( 12/08/2004 09:41)
Hamela azy ve aho
ho antsika namana rehetra taona maromaro zay no niaraka izaho sy ny olona miaraka amiko. de lasa nianatra aty ampita aho , nisy olona niaraka tamiko fa 1 mois fotsiny taty. niansto ahy ilay miaraka... tohiny
novalian'i fijo ny 26/08/2004 21:32
xxx ( 11/08/2004 09:29)
Mampiady ny "portable"
tsindraindray ela miaraka am sipa iny no misy miantso tampoka surtout fa hoe vehivavy de ady tsy vita.De ahoana no ataon lisany?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:37
xxx ( 04/08/2004 16:51)
SOS
victime d'un abus sexuel,j'suis tombée aujourdhui enceinte et je vais accoucher dans klk mois! refa resahana ny fianakams momba ny olana d ny atsasany mamporisika ahy hitazona ilay zaza ary ny ambon... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:39
xxx ( 03/08/2004 08:55)
atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques ???
atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques??? Raha @ alalan'ny fiteny, ahoana?? Raha fihetsika kosa, toy ny inona?? .... :idea: ... tohiny
xxx ( 30/07/2004 17:52)
Sipa ratsy
Fa maninona hoa ianareo bandy no tsy mba taraiky amin\'ny sipa ratsy tarehy ? F\'angaha rehefa manja ilay sipa dia manja hatrany anatin\'ny kilaotiny koa, ary rehefaratsy ilay sipa dia ratsy koa ny an... tohiny
novalian'i rahan ny 30/11/2004 14:51
xxx ( 29/07/2004 02:20)
Quel insulte
" Hajao ny lasa raha te handroso" hoy ingahy Siraka. Midika ve izany hoe hajao ny tantara fa zanatany isika, ary tompoy izahay mpanjanaka fa hiaro anareo any amin'ny EU sy ny FMI ary ny BM? Antsika no... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 21:06
xxx ( 28/07/2004 13:47)
Tempo gaigy
Iza no tinareo indrindra amy tempo gaigy kay, de mba lazao ny antony raha azo atao, mahafinartitra ahy daholo izy 3 lahy ( faniry lova , popoly ) fa iray kil tamiko tany bira aby reny... tohiny
novalian'i totty ny 10/02/2005 20:34
xxx ( 28/07/2004 13:45)
Unik
mba te hahalala aho hoe mbola miexiste ve ry Unik , maba ilazao vaovao e ... tohiny
novalian'i caramel ny 03/01/2005 14:23
xxx ( 26/07/2004 08:08)
Gazety vidy-varotra tsy misy relecture "mahamenatra"
Tena mahamenatra sady manorisory ny mamaky ny gazety vidy varotra, indrindra mo raha sendra misy zavatra ilainao ao ka mi-tel de diso le prix eo ohatra. Ny f™ty amin'izay tsy lazaina intsony. Nefa ... tohiny
novalian'i lilbon ny 20/07/2005 10:40
xxx ( 24/07/2004 21:20)
fontaine.....
lisany ve efa nisy sendra an'reny "fille fontaine" ireny?de mba aona kay? m'lay ihany v? :/ ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:35
xxx ( 24/07/2004 17:38)
lay fanantenako
(l) Miarahaba nareo ny tenako zahako d mipetraka aty antany lavitra aty (Fr) mba mitady ny ho ravaky ny tokantranoko aho aoka zany tsy ho atao intéret na sangisangy fa tsy kilalao ny fitiavana ka ra... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2005 22:00
xxx ( 24/07/2004 11:27)
RNS-Vichy
Iza marina moa no nivarotra ny RNS amin'ny Vichy ary ohatrinona ny vidiny :?: :!: (juste pour savoir ...)... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/07/2004 15:43
xxx ( 21/07/2004 16:29)
ankamatatra
Inona ary zany: sintosintonina ny sofiny dia mangetogetotra izy?... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2004 22:33
xxx ( 20/07/2004 14:17)
Boridana
Mahavariana tokoa ny manaraka ilay hazakazaka ambisikileta fiodidinana an'i Frantsa fa hitanao eo daholo ny toetra amam-panahin'ny mponina amin'ireny toerana ireny. Misy tsara, misy ratsy koa fa ilay... tohiny
novalian'i lilbon ny 20/07/2005 10:43
xxx ( 16/07/2004 15:03)
LES HOMMES
C'est si compliqué !!! Les hommes gentils sont laids. Les hommes beaux ne sont pas gentils. Les hommes beaux et gentils sont gays. Les hommes beaux, gentils et hétérosexuels sont marié... tohiny
xxx ( 09/07/2004 19:40)
milaybefoana
DEVINETTE - Qu'est-ce donc ? Quelle est cette chose qui s'allonge quand on la prend entre les mains, quand on la passe entre les seins et que l'on introduit dans un trou ? Alors ? ? ? ?... tohiny
novalian'i ramoul ny 24/08/2004 15:39
xxx ( 08/07/2004 23:25)
amour a distance
Possible ve io e?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 23:53
xxx ( 07/07/2004 22:03)
Ny asa eny ambanivohitra marina ve tsy natao ho an'ireo nianatra eh
Avy ary ambany ary ity no nentiko niakatra teto fa mba nahaliana ahy eh "Ny lehilahy leisy ry Jaombilo tsy boka erintaona an. Raha nianatra ianao dia mba ampiasao hamoronana ny fahaizana fa aza manai... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:19
xxx ( 07/07/2004 07:42)
Devinetty milaybe
Quelle est la différence entre un preservatif et un cerceuil?... tohiny
novalian'i xxx ny 09/07/2004 20:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2216