Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 05/06/2004 11:21)
Asa fikarohana
Recherche Post Doctorale na PhD: http://www.uni-tuebingen.de/zag/seiten/jobs.html ny mombamomba azy dia mirary soa ho anareo. Mila fanazavana fanampiny? Raisina an-tanandroa ny fanontanianao. ... tohiny
novalian'i ramoul ny 14/06/2004 20:10
xxx ( 04/06/2004 13:51)
avortement urgent!!
inn kay ny fanafody ho anina ra mihoatra ny 4 bolana ny enceinte nefa tsy t-hitazona ilay zaza!! inn remède efficace injindra!? ba valio moa fa tena URGENT! ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:08
xxx ( 03/06/2004 01:06)
O ry NY an
Mba fanalana azy anie ilay kitra atao amin'ny 3 sy 4 eh. Tsy maninona na vehivavy aza no betsaka amin'ny ekipanareo. Raha tsy mahavoa ianareo dia andao fanorona no atao eh... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2004 04:21
xxx ( 30/05/2004 15:34)
ho an'ireo mpanapy sy mpanamôly
tsy haiko na efa nandeha tato izy ty na tsia nisy mpanao gazety nanao enkety momba ny fahatezàna nandeha tany @ auspice nahita rangaha antitra b telo d nanao interview: -ledadabe1 : hono wà... tohiny
novalian'i arimalala ny 19/11/2004 09:33
xxx ( 29/05/2004 17:10)
horoscopes
horoscopes,caractériologie mifandraika amin'ny anarana,numérologie, etc , mino ireny ve ianareo? ary moa ve mitombona ireny aminareo fa raha izaho manokana dia ny resaka toetoetran'ilay olona (cara... tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2004 06:09
xxx ( 29/05/2004 06:11)
tiako ianao
ampy ahy ve ny milaza izay amin 'ilay olontiako? tiako ianao ampy izay, tsy asiana hoe nahoana ! raha tsy hoe envoy er-na , d avy eo manisa hafatra ... d firy moa izy teo ? 50 !! ... tohiny
novalian'i atmos ny 01/07/2004 21:39
xxx ( 26/05/2004 08:56)
Ilay Tena Tiana
Iza amintsika ireto no efa nahazo an ilay olona tena tiana tsy hoe ny sainy ihany no hitiavana azy fa ny vatany koa milay sy tiana.... tohiny
novalian'i atmos ny 01/07/2004 21:44
xxx ( 25/05/2004 13:41)
fo tena tia nefa nahitana ny ratsy
ory zareo an! tena inona no ataoko fa tena tojo ny tiako aho nefa tao tena manao ny tsy hitiavako azy izy , nefa izao! izy tsy mahafoi ahy mihitsy tsy fatatso ny antony . ... tohiny
novalian'i banga ny 21/04/2005 10:04
xxx ( 25/05/2004 07:13)
venger un rival !!!
lui detruire la vie entiere!!! ahoana ny hevitrareo!!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:50
xxx ( 24/05/2004 20:34)
FOIBE FJKM : Lavaka ara-bola 1,7 Milliara FMG
Hoy ny mpanao gazety Jeannot Ramambazafy, tamin' ny Alakamisy 13 Mey 2004 tao amin' ny Madagascar Tribune, hoe ny FOIBE FJKM dia misy lavaka be (ara-bola) 1,7 Milliara FMG.... tohiny
novalian'i livakely ny 21/07/2004 06:29
xxx ( 21/05/2004 18:49)
Sciences sociales
misy faculté sciences sociales ve any dago?département ana sociologie-science politique ohatra?... tohiny
novalian'i masinkery ny 10/11/2005 09:41
xxx ( 19/05/2004 12:05)
Iza no taloha ny Atody sa ny Akoho?
Amiko ny atody no taloha, satria raha tsisy atody tsisy akoho. Sa ahoana? ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:04
xxx ( 18/05/2004 23:33)
http://www.sxc.hu/
Ho an'izay mila sary hanaovana design isankarazany dia tena mahafinaritra io site http://www.sxc.hu/ io satria hahitana sary maimaim-poana... tena interessant.... tohiny
xxx ( 18/05/2004 06:56)
harcèlements moral
ahoana indray ry zareo no fomba fahitanareo an'io amin'ny fiainanao na ny fiaraha-moninao andavanandro?inona no toerana tokony horaisin'ny voasedra amin'ireny cas ireny,satria mantsy rehefa tsy tafari... tohiny
novalian'i booboo ny 06/06/2004 13:36
xxx ( 18/05/2004 05:34)
Mila torohevitra
Miarahaba an-tsika rehetra, Mba toroy hevitra aho r'ireto fa misy zavatra manahirana ny saiko â! T@ mbola ankizy dia nisy ankizilahy izay, tena hitako mintsy fa tara b tamiko izy (izaho izay manor... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 21:18
xxx ( 16/05/2004 17:46)
Fanambadiana
Inona avy kay ny lalàna momba an'izy io . Nisy niteny hoe misy lalàna miaro ny vhv gasy zay miaramipetraka amy vazah aty dago hoe rehefa plus de six mois dia raha misaraka dia ohatran'ny droit ana... tohiny
novalian'i xxx ny 03/01/2005 17:44
xxx ( 16/05/2004 12:08)
fihaonana any gruissan
ohatran'ny isa-taona dia ho avy ndray ny fihaonana any gruissan @ week-end ny pentecote dia mba tongava maro sady mba occasion hihaona-tsika rehetra aty lavitra aty e , zay matsiaro an'i gasikara... tohiny
novalian'i oully ny 16/05/2004 16:22
xxx ( 14/05/2004 10:03)
iza no mila azany eh!
ny tenako tovovavy, tsy sanatria akory anisan'irony mitonon-tena fa satria maro ihnay reo tovolahy mitady sila-panahy ka tsy aiko raha misy manjary amiko ihnay ry zareo reny fa raha mitady fanazavana ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 21:42
xxx ( 12/05/2004 14:24)
ny firaisana
aminareo bandy ato, raha manao relation amin'ny sipanareo taloha ianareo dia inona no eprouver-nareo ? misy fitiavana ve sa mba manimanina fotsiny sa tsy misy olona hanaovana de ilay sipanareo talou ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 00:04
xxx ( 12/05/2004 14:19)
Mpisipa taloha nefa mbola misy firaisana
Aona ny hevitrareo hoe olona niaraka taminareo talou, efa tsy miaraka intsony efa herintaona nefa dia manohy manao rapport sexuel ? Mbola misy fitiavana ve izany ? na ilay bandy na ilay sipa ? ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/07/2004 07:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3081