Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 29/03/2004 17:49)
ahoana no atao raha hiaraka @ ramatoa efa nitaraka
mba omeo sopapa ry vahivay hoe ahoana no hatao araha te hiaraka amin'ireny ramatoa efa niteraka ireny nefa mbola manja be ny mahita azy .... tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:46
xxx ( 29/03/2004 17:39)
Solika
Mikaikaika ny ameriakana fa efa mihoatra ny $2 ny iray galona amin'ny solika amin'ny faritra sasany raha toa ka $1.50 izany tamin'ny voalohan'ny taona. Na izany aza dia mbola anisan'ireo firenena mor... tohiny
novalian'i ramoul ny 01/04/2004 15:07
xxx ( 29/03/2004 11:48)
Ny vehivavy
Ahoana no mahatonga ny vehivavy hampifila nefa raha vao voapendy indray mandeha dia mamikitra toy ny dinta?... tohiny
novalian'i mumu ny 04/06/2004 11:53
xxx ( 26/03/2004 18:30)
Mitovy isika
Tao am-pianarana hoy ity ankizivavy iray : Voanay ny lehilahy fa izahay manana ratsam-batana maro" "Aiza koa" hoy ilay ankizilahy. "Ka izahay manana nono roa tombony" hoy ilay vavy. "Ka ny ratsamba... tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2004 10:47
xxx ( 25/03/2004 16:25)
Mbola mendrika ny ho antsoina hoe
Aminareo, mbola mendrika ny antsoina hoe Ray aman-dReny, na hoe Pastora ve i Andriamanjato Richard? Raha ny tantarany sy ny nataony no jerena, miampy ilay filazana omaly, sy ny fanerena zaza tsy ampy... tohiny
xxx ( 22/03/2004 20:02)
Fanandramana
Mba tonga mitsidika ny tranokala dia mijery hoe manakory ny fandehany. Jerena raha afaka mamaky teniratsy izy ity lelena. ... tohiny
xxx ( 22/03/2004 12:53)
Safidy
Iza no mety eh manasipa misolonify, sa solaloha?... tohiny
xxx ( 20/03/2004 16:24)
Nationalité frantsay
Naheno aho fa azo vidiana hono ny fahazoana ny nationalité française na ny carte de résident. Afera ve zany sa mba làlana ara-dalàna? Raha afera dia ahoana? ary raha làlana ara-dalàna dia ahoan... tohiny
novalian'i mirabel ny 08/05/2005 16:50
xxx ( 19/03/2004 20:39)
vavy be taona noho ilay bandy
Miantso anareo namana aho fa mba te hanontany ny hevitrareo hoe ahoana ny fiarahana raha ilay bandy 10 taona latsaka noho ilay sipa nefa ilay bandy tena tara be mihitsy.... mety ho hety ve ny fanambad... tohiny
novalian'i pam ny 14/06/2004 14:42
xxx ( 19/03/2004 15:25)
Ny gasy tia miolakolaka
Asa aloha fa ny fahatsapako, dia ny gasy toa mahitsy eh. Toa tsy manao ilay hoe oui, mais, na yes but. ... tohiny
novalian'i mimich ny 27/08/2004 14:18
xxx ( 18/03/2004 16:24)
Ody hozatra sy....
Ireto mba misy lisitry ny tapa-kazo fampiasan'ny malagasy. Aphro-natoraly Voapaka, Tenina, Handy, Vahinamalona, Lambohenjana. Dia tandremo sao manao survette ambany fa tsy mety an.... tohiny
novalian'i tsilan ny 29/04/2004 12:10
xxx ( 17/03/2004 15:09)
Ahiahy tsy mety maty!
Tena ahiahy tsy mety maty izy ity. Sipa kely vao 14 taona, le vadibeko amin'izao no azoko ny fitiavany! de nitaiza azy nandritra ny 8 taona aho vao nandoto ny hafotsiany. Tahotro ny tsy nanaovako iza... tohiny
xxx ( 17/03/2004 12:48)
hanangana fikambanana ho an'ny izay mitady fitiavana
ô ry zalahy mpanoratra mahay ato amin'ny serasera?ity misy kôzy milay, 'ndé hanangana sampana iray vao² zà,ho an' izay mitady sipa.De asiana sokajiny hoe matotra,tsy matotra, manja, ratsi²,bingo... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 22:08
xxx ( 15/03/2004 18:18)
sipa&rap
mitady sipa mikiff rap tsy miankina @ clan na groupe nefa kosa mahafe ny rap tsara ny tiako lazaina @ le mahafe de tsy we voatery mahay mivazo rap fa rehefa tsy mivadika @ rap fotsiny de mahafe azy z... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 21:36
xxx ( 15/03/2004 17:27)
Manimba ny fiaraha-monina ve ny fivavahana kristianina eh?
Mba manontany anareo aho hoe manimba ny fiaraha-monina ve ny maha kristianina ? ... tohiny
novalian'i rhaj ny 22/03/2004 17:51
xxx ( 12/03/2004 18:44)
tokony hatevenina ny fampianarana lalàna ny mponina
Tena tokony mba heverina izay ahafantaran'ny mponina ny lalàna amin'ny asa ataony na ny ara-piaraha-monina, fa manjary katahotra daholo ny fokonolona raha vao misy sahy mitonona fotsiny hoe manana to... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:43
xxx ( 12/03/2004 14:43)
Ny silamo ve no tena mpanjifa sa ahoana eh
Miala tsiny aminareo silamo aho fa ny zavatra hitako no lazaiko. Raha eto Bruxelle dia any @ Gare du Nord any no misy ireo trano fitaratra fampirantiana vehivavy. Toerana izao itobian'ny Maraokanina ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:37
xxx ( 11/03/2004 09:21)
Fiainana aorianany fahafatesana
Nalahelo mihitsy aho tamty fiainako indray mitoraka ity nefa tsy foiko ihany ilay izy rehefa nataoko ny fandinihana, tsy safidiko akory anefa ilay izy,dia ho sanatria marina ve de ity fotsiny ny fiain... tohiny
xxx ( 11/03/2004 09:16)
mijaly ireo fournisseur ankehitriny!
mahita aho fa tena miferotraina ireo fournisseur ankehitriny na de tsy miditra ao anaty politika aza toa ampifilafilaina izy ireny ny hampiasa ny volany izay no mba fitadiavany nefa toa mahare resaka ... tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:55
xxx ( 09/03/2004 11:55)
Fahafinaretana ve le mikil eh
Izay no fanontaniana tao an-tsaiko, satria misy namana mikil dia nilaza hoe efa mangidihidy hono izy f'andeha hiverina hikil indray. Tsy olona mahantra akory io an. Mahafinaritra azy hono ny mahita k... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579