Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
07/03/2004 12:58)
Fanatsarana tànana, tohin'ny Urbanisation
Sarotra ny fandidiana. Voalohany aloha dia ny fototra mihintsy no tsy tao. Raha miteny an'i NY na HongKong sy ny sisa isika, dia tena hafa ireny satria efa ela taonjato ny olona tao aminy no mampiasa ...
suite
répondu par ikaretsaka le 15/03/2004 13:14
xxx
(
07/03/2004 12:29)
fomba fiasan'ny malagasy @ malagasy
Nijery ilay soratr'i Eliana etsy ambany aho, no sady mijery ny iainako dia lasa saina mihintsy.
Ny gasy raha ampiasaina dia tena mahay tokoa, saingy raha tambatambazana dia mangery an-trano. Sady rah...
suite
répondu par fijo le 31/03/2004 23:52
xxx
(
06/03/2004 14:03)
diso
marina fa olombelona sahala @ rehetra ihany ny dokotera ka mety ho diso, saingy misahana aina ny asany. Efa in-2 aho no sendran'ny dokotera diso diagnostic ka ny 1 t@ ireo dia niafara t@ fandidiana sa...
suite
répondu par pitchou le 22/03/2004 18:48
xxx
(
05/03/2004 18:59)
Mba omeo ny anjarany ny tantsaha
Ho an'ireo mitonona ho mpiaro ny tontolo iainana.
Tsara sy miloko raha ny tatitra efa vita, tena mifanaraka tamin'ny vola lany. Saingy mbola mavo ary miha mavo ny ranon'i Ikopa.
Ny tantsaha tratry n...
suite
répondu par tsilan le 20/04/2004 15:44
xxx
(
05/03/2004 18:26)
Sur'eau
Asa leiretsy, fa dia tena dradraina fatratra mihintsy ny hoe antapitrisany litatra ny siro lany. Ny tena mba somary mampalahelo anefa dia ny olona an-drenivohitra izay misotro rano avy amin'ny JIRAMA ...
suite
répondu par sejianis le 13/04/2004 15:45
xxx
(
04/03/2004 16:17)
Avaka
Rahoviana no hiaraka eh ?
Eto Eropa, frantsa indrindra indrindra, dia misy ny fanondrona ny hoe gasy vao tonga. Ary dia andosirana mihintsy sao mitady trano. Ny olona avy ao Antananarivo indrindra in...
suite
répondu par booboo le 07/05/2004 15:29
xxx
(
04/03/2004 15:38)
Ahoana ireto mariazin'ny mitovy tavo ireto
Ahoana no mba hevitrareo mikasika ny fanambadian'ireto mitovy tavo ireto?
Ohatran'ny madiso ny Zanahary nanao ny tavo ho tsy mitovy eo amin'ny lahy sy ny vavy ny fankatovana ny raharaha ara-panjakana...
suite
répondu par rivorijasoa le 20/07/2004 07:09
xxx
(
04/03/2004 13:12)
Rahoviana
Rahoviana ny teratany Malagasy monina aty ivelany no hitambatra hanangana zavatra maharitra amin'ny toerana iray any Madagasikara ho fanehoana ny fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana. Toa ny resa...
suite
répondu par booboo le 02/07/2004 12:21
xxx
(
04/03/2004 12:31)
Samy tia
Samy efa manambady izahay kanefa samy raiki-pitia ihany koa. Te hiala kanefa efa tafiditra lalina. Tsy hita izay atao, lasa fijaliana indray ilay fitiavana satria te hifankahita foana kanefa tsy afa-m...
suite
répondu par fijo le 22/04/2004 20:38
xxx
(
27/02/2004 10:46)
toe-tsaina!
maninn kay ny olona na bola tsy miaraka aza na nisy fotoana niarahana d aveo nisaraka! d ilay ray no mitantara zany hoe manimba passeport ny ray en klk sorte!! na tsy nisy aza ny tantarainy!
d inn t...
suite
répondu par kitjo le 26/03/2004 20:23
xxx
(
25/02/2004 16:23)
possessif!
manimba fiarahana v kay ny diso possessif b loatra!?
d inn tokony atao!...
suite
répondu par kitjo le 26/03/2004 20:29
xxx
(
25/02/2004 09:22)
aleo misoroka toy izay hihaka
mbo hisorohana @ vohoka tsy hirina d mangataka fanazavana momban`ny tokony atao.
marina fa eo ny fanabeazanaizana isan-karazany nefa raha misafidy ny tsy hanaraka an`ireny d ahona?
Mila confirmation...
suite
répondu par kitjo le 01/04/2004 16:17
xxx
(
21/02/2004 19:29)
te hanangana groupe
te hanangana groupe rock aho nefa tsy mahita élement surtout chanteur
( charismatique )
izao guitariste
mba ampio o...
suite
répondu par nirijimka le 08/04/2004 12:45
xxx
(
21/02/2004 15:45)
mitady namana matotra
salut
izaho dia kof mitady sipa iarahana ( 19 - 23 taona, 1.56 minimum raha azo atao), mety ho gaga angamba ianareo hoe maninona no eto @ net aho no mitady...eto angamba aho no hireussir kokoa, raha...
suite
répondu par kitjo le 12/03/2004 13:43
xxx
(
21/02/2004 12:30)
Taiza sy Taiza
Hilazao vaovao fotsiny aho dia vita....
suite
répondu par kitjo le 03/07/2004 06:56
xxx
(
20/02/2004 20:05)
'za koa mbô hitady e!
mila namana vehivavy tsotra sy matotra mba hiaraka amiko raha mety .valio ao amin'ny rprincis@yahoo.fr...
suite
répondu par ngama le 12/03/2004 18:41
xxx
(
19/02/2004 20:14)
fanafody vavony
sao mba misy mahalala nareo hoe inona zany tambavy efficace be zany manala aretina vavony? mety tsy ho tambavy koa ilay izy fa hoe plantes, tsy haiko fa nisy nilaza an'izay fotsiny!! ra misy mahalala ...
suite
répondu par babalahy le 24/08/2005 18:14
xxx
(
19/02/2004 20:10)
momba an'i AMBONDRONA
mba afaka misy manome momba momba an'ny membre an'i tarika io ve nareo azafady? indrindra moa lé bandy kely tsara feo kely iny!! justement tsy haiko ny anarany sady mbola tsy hitako ny tavany fa mino...
suite
répondu par sweety le 29/11/2005 13:15
xxx
(
19/02/2004 19:23)
symptôme??
vomissement+nausées+vertiges=enceinte??
ra oui,d inn ny conséquences ny fanalana zaza eo @ fiainana any aorina!
ra non, d inn zany mahazo ?...
suite
répondu par booboo le 22/05/2004 18:03
xxx
(
18/02/2004 17:14)
inn ny atao
inn kay mety atao hiprovokéna ny règle ra en retard!?...
suite
répondu par fijo le 30/03/2004 09:11
