Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/02/2004 12:26)
hafiriana
Tokony hoe mba tena adiny firy lesy no tena mahafaly joba rehefa otrizay?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:52
xxx ( 17/02/2004 11:22)
fitiavana hafahafa
Ts!! misy olona tiako izay e! te hisaraka aminy aho nefa izy tiako, izy tsy haiko marina na tia ahy na tsia fa mbetika tia, mbetika manadino dia mijaly fotsiny aho ary lasa mitady harary fo mihitsy ka... tohiny
xxx ( 13/02/2004 09:05)
NY ANJELY IHANY NO MIDITRA ETO
Mitady Anjely Ho Safosafona.... tohiny
xxx ( 11/02/2004 19:47)
ndao ry reto hihaona a!
ndao ry reto hihaona fa sika miresaka nefa tsy mifankahalala akory a... tohiny
novalian'i booboo ny 01/07/2004 11:49
xxx ( 11/02/2004 15:42)
Inona no atao hoe tena fitiavana ?
Inona no tena hatao hoe fitiavana ? nahoana no raha vao resahina ny fitiavana dia tsy maintsy ao ny resaka firaisana ara-nofo ?... tohiny
xxx ( 07/02/2004 10:06)
inn no mahatonga azy manao an'zany
tantara lava ihany fa ezahiko afohezina. nisaraka t@olontiako aho 4bolana lasa izay(zà no nanampakevitra satria nisy zvt tsy mety saika hataoko)! miantso ahy ihany izy anefa ndraindray, ary ndraindra... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:52
xxx ( 06/02/2004 10:47)
Antson Ny Foko
Mitady Vehivavy Mahay Miresaka. Ny Antony: Hitazona Secret Ny Karama: Mahaiza mifidy Na Vola Na Fitiavana Ny Faharetany: Arakarakin ny Signe De Zodiaque-Nao Lion Ny Ahy Ka Eritrereto Raha Mety... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/03/2004 16:39
xxx ( 05/02/2004 20:21)
tiareo ve raha ...
Mety aminreo ve raha ny sipa indray no magataka firaisana valhany? Ny ahy mantsy ny kfako hedry be loatra.... tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:50
xxx ( 05/02/2004 18:20)
mitady âme soeur
dia araka io lohateny io e :ny ol tadiaviko? lhl matotra, miasa, 1 enfant (de préference lahy), convertit, divorcé, omeo ny pseu dia any mifanome mail merci ... tohiny
novalian'i sara ny 22/03/2004 17:09
xxx ( 05/02/2004 17:45)
inn mahatonga?
ny ankamarony bandy d oh tsy misy hafa tsy resaka hoe manao refa miaraka! inn kay mahatonga azany!?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2004 10:32
xxx ( 05/02/2004 11:09)
bandy ihany no milay
élaisany aza manaiky ataon'ny sipa hoa" kofa"zany fa "fako"anie lety zany e! ... tohiny
xxx ( 04/02/2004 14:56)
1er amour
Iza no afaka mitantara ny 1er amour-ny?na ny fitiavana na ny fanaovana,zay tantarainareo mety doly... tohiny
xxx ( 04/02/2004 12:55)
FETY BE
Ny ahy izao no mba eritreritro hoe:fety fa somary maharitra ohatrany hoe:3 andro ohatra dia ny toerana mety hoe Matasoa? ka ny tena tsara dia mba manao feu de camp manao grillad polet maskit sns..mila... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2004 09:22
xxx ( 02/02/2004 09:58)
afaka hamfisiny kokoa ve ilay forum"Antson'ny fo"
manahona e, Samy manana ny hiriny daholo ny olona refa mitsidika an'ity site ity.Ao ny te-hahita-namna,te-hanala azy,te-hahita vadysns...Tsy misy hevitra ve mahaefficace kokoa an'resaka ao @ Antson'n... tohiny
xxx ( 01/02/2004 09:22)
hevitra momba ny fitadiavam-bady
Hono hoa: tena tsy azo atao mihitsy anga izany mitady vady izany eto ....? Toa raha vao misy an'io teny vady io dia vazivazin'y sasany fotsiny ...mahagaga izany fa amiko tokony ho fomba tsara hifankal... tohiny
novalian'i harry5 ny 23/09/2005 20:00
xxx ( 30/01/2004 11:10)
Mitady Ny Tsara
Ny manoratra ihany koa tsy ratsy(Lehilahy)fa tsy nety mifanena @ilay tena azokazoko mihitsy aho. ka Vehivavy Teraka eo anelanelan ireto daty ireto 23.3-21.4 na 23.11-21-12 naa 23.9-21.10,ny akoatran ... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 12:12
xxx ( 23/01/2004 09:50)
Mitady bandy matotra
Miarahaba ny lelahy retra, iza no te hiaraka amiko, za dia sipa 24 ans, efa mba niaraka t@ bandy ihany taloha fa saingy tsy afapo t@ izay natao? tsotra tsy miavona, izay tinao lazaina fa aza mih... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 21:42
xxx ( 22/01/2004 09:36)
tohiny rahara tadiavina!
maro ny ol miteny hoe mamijaly sns! nefa refa sendra zay tsy mety tany anga sa atao hoe sendra tsy nahazaka sipa ray ilay kofa!maninn lazaina fa mampijaly ilay sipa! ary maninn nareo kofa sty mety ... tohiny
novalian'i pitchou ny 01/03/2004 19:15
xxx ( 21/01/2004 15:54)
manonofy ratsy matetika aho
raha manonofy ratsy matetika dia inona no tokony hatao?!! ny finoana aloha matanjaka tsara fa ilay nofy raha tonga foana dia ahoana no hevitra?... tohiny
xxx ( 18/01/2004 19:41)
Ambatolampy gara
Hono ho'a,antso ihany moa izy ity,iza no mipetraka ao Ambatolampy ka mahalala ny adiresin'ilay clinique eo akaikin'ny tsena azafady?... tohiny
novalian'i ramoul ny 07/04/2004 16:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804