Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 12/12/2003 16:08)
teo am - pirevena
Efa nalefako ty lohahevitra ity fa nocensuren zareo angamba. Efa mba tratry ny sipa terak' etotra teo am - pirevena ve nareo ry bandy isany ary tonga de maimbo an! Fa tena tonga de kola be batoto de... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:55
xxx ( 11/12/2003 16:47)
inn moa no tanjona eto e
lazaiko aminareo lehilahy sy vehivavy eto @ sera² fa impossible ny amitié eto, fa tsy maintsy miafara any @ amour foana. Ataon'ny ol 2 ahoana no hinamana nefa izireo tsy mifankalala akory, tsy hifam... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:33
xxx ( 11/12/2003 12:23)
urgent!!!
tsy haiko alo zay nanasiana azy ty! fa aleo angaba ato! Naika anontaniko d zao:inn kay tokony ataoko ra zao:za zany tsy diso fa nanaiky ho diso! d za no nangataka famelana saingy injisy fa tsy nora... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:33
xxx ( 10/12/2003 20:05)
fifankatiavana voalohany
Salut daholo an!!! Tena mba revin' lisany ve lty raha ohatra ka misy joba tena reven' lisany de pezy ka am le fotoana naha-pezin' lisany azy tonga de manao. Amiko aloha ohatran tonga de joba bordel... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:55
xxx ( 10/12/2003 16:59)
Inona no tena ao am-pony ao?
Nitia aho saingy zao tsy fantatro tsra hoe ahoana ny tena ao am-pony.tia ve izy sa tsy tia? ndraindray nefa, sarotra ny mandaiga ka hiteny hoe tsy hita hoe tia izy.nefa zao aho tsy mino instony. ma... tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2004 20:35
xxx ( 10/12/2003 11:20)
inona oa ny position tena tsara rehefa e!!!
mba te hanontany aho raha mba azonareo valiana hoe inona no tena position tena ahazahoana fihiny tsara rehefa manao e!... tohiny
xxx ( 09/12/2003 18:10)
maninn kay??
ny fanontaniko d zao: inn kay ny mahamay ny ol hanana rapport sexuel na "lely"!!ary inn ihany kou no hitiavan'ny ol mitelina sperme!? ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:08
xxx ( 08/12/2003 19:59)
rehefa ho faty?
Marina ry reto fa kristianina aho,fa saingy izao asa ianareo raha mitovy hevitra amiko;fa raha mahatsiaro ireo havako tena akaiky maty aho de toy ny miheritreritra hoe!inona marina moa no any an-danit... tohiny
novalian'i lemurkata ny 22/01/2004 20:09
xxx ( 08/12/2003 19:46)
Ny lehilahy gasy,be ny mpamitaka.
Mahagaga ahy ry zareo fa maninona kay ny lehilahy gasy,tdy mba atokisana ara-pitiavana,toy ny mila miova foana ve?sa efa miseho an-dry zareo dadany mihintsy ry zareo;ka mora miala bala any @ sipa hafa... tohiny
xxx ( 08/12/2003 19:19)
"Sao de ataonao ho filantsy mahita fotsiny aho"
Efa nisy bandy nilaza anareo toa an'io ve ry zavavy isany o? Isrine... tohiny
novalian'i lema ny 16/01/2004 12:39
xxx ( 08/12/2003 19:17)
Marina ve fa...
Tsy tokony ho borosiana na hotsanina ny vava rehefa mifoha @ maraina. Inona no antony? Isrine... tohiny
novalian'i isrine ny 10/03/2004 13:21
xxx ( 08/12/2003 11:30)
mivoraka be ny any lery
inona kay no mahatonga an'zany fa tenza gaga be aho ,sady tsy manaraka ny norma no tena glady be.... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2004 19:51
xxx ( 04/12/2003 09:44)
voadona sa voafitaka?
Ahoana no hanadinoina olona iray,tianao nefa tsy te hiaraka aminao intsony;ary izy anefa miteny fa mbola tianao fa tsy afa-manotra (mino izany ve ianaoreo? )... tohiny
novalian'i isrine ny 20/12/2003 19:39
xxx ( 03/12/2003 09:29)
ho an'ny gasy aty frantsa
Gaga iany aho ry zareo! manina kay isika refa tonga aty am tany pandrosona aty de adinotsika 'lay malala manina tsikazay? misy mantsy oue tsy ody tsony ony izy fa tsy misy filaminanan,tsy misy fandros... tohiny
novalian'i ralay ny 24/01/2004 20:15
xxx ( 01/12/2003 19:25)
Mety hahaliana, vehivavy gasy any Liban sy ny sexe!
Dia ahoana no iainanareo any Liban ny fitiavana e? Ohatra hoe ny an'i Isrine? Aza sosotra an!... tohiny
novalian'i isrine ny 28/12/2003 20:54
xxx ( 29/11/2003 15:18)
ny filahina
hono hop aho inona marina no tena tinareo lehilahi lava filahina ve sa fohy sa lehibe sa kely... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 16:46
xxx ( 27/11/2003 12:22)
Zé mazoto d mamaly daholo e!
"Pour" sa "Contre" @ vevavy mirevy? -Pour enao lazao ny antony -Contre lazao ny antony -raha tsisy ambara d misaotra nitsidika ny lohateny... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:30
xxx ( 27/11/2003 12:07)
kilaoty mifono vy
Mba revin'ialahy isany ve ny sipa raha mafy silipo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 09:39
xxx ( 26/11/2003 19:33)
manapasaka
Tena mbo misy fantans milay ty ry reto a!!! Tena mety ve raha ohatra ka manapasaka sipa nefa manao kapoty???... tohiny
novalian'i fijo ny 14/01/2004 10:31
xxx ( 23/11/2003 20:30)
Ry tovovavy isany.....
Aleo koa aho mba hitaraina. Matetika ny lehilahy heverinareo fa hoe mandefitra foana. Ny ankamaroanay mantsy na dia mampirafy aza nareo dia ekenay ihany... na dia midongy aza nareo dia ekenay ihany!!... tohiny
novalian'i mawashi ny 14/01/2004 11:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5547