Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/11/2003 20:14)
Ao amin'ny namana
- Possibilité hametrahana alias amin'izay ny namana tsy voatery hanana boaty 2 na 3 na sns... - Hafatra tahiry. Anamboarana boaty anankiray hoe Hafatra tahiry. Diia amin'izay izay hafatra tena ilain... tohiny
novalian'i xxx ny 09/12/2003 14:53
xxx ( 17/11/2003 16:50)
Ben'ny tanana
Tsara ve ny hisian'ny karazan'antoko ao anatin'ny manolotsain'ny tanana.Sa avela hanjaka tokana... tohiny
novalian'i xxx ny 05/01/2004 12:41
xxx ( 17/11/2003 16:16)
tantara hafa
Mitovy @ ilay lalao iray ihany ity fa ny mahahafa kely azy fotsiny dia atao miady rima raha mety. Rahamety hoy aho an! Fiainana daholo izany... tohiny
xxx ( 15/11/2003 11:22)
1er contact
Lehilahy no manoratra. Inona kay no zavatra tadiavinareo vehivavy ho fantarina voalohany indrindra rehefa misy kôfa miresaka aminareo. Dia manomboka aiza nareo no mety hoe mi-s'intéresser amin'ilay... tohiny
novalian'i fijo ny 14/01/2004 09:37
xxx ( 15/11/2003 11:20)
Fianarana mi-charme
Tsy ny vehivavy ihany no tokony hahay hi-charme. Ilaina io na amin'ny lafiny asa na amin'ny lafiny fifandraisana fotsiny. Ny kôfa mantsy tonga dia mivatravatra fotsiny matetika. Ahoana no atao reh... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 09:28
xxx ( 13/11/2003 20:22)
Ry tovolahy isany................
Ho an'ireo zay mahatsapa tena fa Lahy rehetra! Mba valio kely 'reto fanontaniako ireto azafady: -sarotra b @nreo v kay ny manaja anay viavy? -inn koa no mahatonganareo mandaiga @nay? -ary sarotra b... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 12:36
xxx ( 04/11/2003 09:57)
Matahotra am sexualité ko zaho
Sarotra ny toerana misy ahy am zao satry tsy aiko tsony ze atao. Ndraindray za ti ol mitovy fananahana amiko ndraindray za ti ol mifanohitra fananahana amiko. Efa niseho tamiko zany, ary tena mataho... tohiny
novalian'i raten ny 22/12/2003 18:46
xxx ( 01/11/2003 15:15)
Ny fandraisan'ny dokotera ny marary
Ahoana no fomba fijerinareo ny fandraisan'ireo personnel médical ny marary eny amin'ireny hôpitaly na dispensera ireny amin'izao fotoana izao?... tohiny
novalian'i angie ny 01/04/2004 11:19
xxx ( 01/11/2003 14:13)
Marina ve fa ............... ?
Marina ve fa mampihena force izany ny fanalana ny volon'ilay fika be ?.Raha @ izay andro mafana izao aloha dia aleo raser-na sa ahoana ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 11:04
xxx ( 01/11/2003 14:04)
Fa maninona kay .... ?
Fa maninona kay na bandy samy bandy aza dia misy menatra mampiseho ny sexe -ny ?.Rehefa any @ piscine ohatra na miaraka mandro dia misy bandy manafina ny azy ?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:08
xxx ( 31/10/2003 18:59)
Biz'oroka... fanehoam-pitiavana
Manomboka ny volana Novambra dia nampidirina indray ny atao hoe Biz'oroka eto amin'ny namana. Azonao apetraka ato ny fanontaniana momba izany sy ny sosokevitra. Misaotra. Hery... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/01/2005 03:04
xxx ( 29/10/2003 12:38)
mora tonga ny an'lery
aza zarina toaka izany aky izy a! Izao no hevitra lazaiko an-dry : Tonga dia asaivo mipaompy haingana be izy @ voalohany . Mora tonga ny azy @'iny , fa mora velona indray rehefa hain-dry mamelona az... tohiny
novalian'i tannya ny 25/02/2004 18:38
xxx ( 29/10/2003 09:02)
Volombava
Saliii daôl Resaka mandalo fotsiny. Inona ry zalahy no tsara, ongotana ny volombava sa kakasana? Lé kakasana mantsy raim dia maniry sady maranidranitra be. Kanefa lé ongotana koa sao dia misy bl... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2004 11:09
xxx ( 24/10/2003 12:14)
ilaina ve ny kapaoty
zavatra efa mba ela iz ty no tiako hambara, raha toa ahy daholo ny kofa rehera de mety tsy hampiasa io zavatra io, fanontaniana ary ho an'ny ehetra ary, inn no fy azo @ io zavatra io raha fonosina ao ... tohiny
novalian'i fetra ny 11/01/2004 17:15
xxx ( 21/10/2003 18:28)
Dia tena sarotra tokoa ve ny mitia olona iray raha vao tsy misy firaisana ara-nofo??
Betsaka no milaza fa hoe mitory tsy fitiavana ny tsy fanomezan'ireo vehivavy ny vatany nefa, misy maha-marina izany ihany @ lafiny sasany.... tohiny
xxx ( 16/10/2003 15:01)
Manambady dia voageja
Tena zava-misy. Misy namako izay manambady. Tamin'ny voalohany dia tena saro-piaro be mihitsy rangahy ka dia tsy navela hiasa mihitsy aza ramatoa. Na aiza na aiza aleha dia tsy afa-mihetsika. Taty aor... tohiny
novalian'i raten ny 22/12/2003 18:36
xxx ( 14/10/2003 09:28)
Fahasambarana ...
tena mety tonga amin'ny atao hoe fahasambarana ve ny mpifankatia ? ny tiako lazaina, tsy ilay firaisan'ny nofo fotsiny fa tena fahatsiarovana fa sambatra eo anilan'ilay tiana? ...... tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2004 01:42
xxx ( 07/10/2003 12:19)
afaka revena milay ve?
misy madama zay any zany, $ alo de ananany e, ny euro tsy lazaina intsony, fa izao izy de ratsy sady tapa-barika no matavy be, mety fantatrao izy, sahy ary ve nareo raha eo @ toerako?... tohiny
novalian'i lema ny 08/01/2004 15:36
xxx ( 07/10/2003 11:08)
manin kay ny sasany no.....
in no mahatonga ny vehivavy sasany mampirafy e, misy tsirony anga io zavatra io sa???... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:09
xxx ( 04/10/2003 18:20)
Manapasaka
Marina ve fa rehefa manapasaka sipa dia tena miraikitra tokoa ilay sipa fa sarotra ialana?? Fa inona no mahatonga an'izany??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0951