Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
08/01/2004 17:14)
MARIAZY
Asa izy ity na eto na aiza no tokony hapetraka fa mba mila hevitra e!
Iza no mba afaka manome torohevitra toerana tsara eto Tanà hanaovana mariazy?
Misaotra mialoha e!...
suite
répondu par fijo le 05/02/2004 20:24
xxx
(
08/01/2004 14:48)
Aza mba vanda hoa raha hanao rapp sex
Velompanontaniana aho hoe inona kay ny position tsara ndrindra raha te hanao firaisana!Misy manko ny sasany te ho any nefa tsy mahay mandinika kory lay lavaka tokony hasiany!Aiza ve ko tsy dangitra ko...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:31
xxx
(
07/01/2004 11:50)
ramanenjana sa viagra
kof maromaro lesy zay nakany diego tany de nisy zay ranonjavatra kely zay nomele ol anay fa bô te hampirehatra sipa. kanjo tsy nety maty intsony ne ny rasta fa kay nosotroiny daholo le izy fa de ho ...
suite
répondu par niainjanahary le 24/07/2004 18:36
xxx
(
07/01/2004 10:40)
mahita hevitra hoan'ny vehivavy forcern'ny lélà
Misy mantsy lélà le miforcer vevavy hanao reny nefa tsy te hanao .Hitanareo le bozaka maniriniry ireny le ohatrany mainamaina reny?Reny alaina de ataovy any ampaosy de @zay tsy mety mihitsy e.De aza...
suite
répondu par fijo le 26/01/2004 19:54
xxx
(
06/01/2004 19:36)
manjono
ao anatin'ny kolon-tsaina ve sa lalao ny manjono...manjono sens rehetra io an!...
suite
répondu par pitchou le 09/02/2004 16:00
xxx
(
06/01/2004 16:50)
tsy mety velona mihintsy ny azy
vonjeo za fa tsy mety velona ny an' ny kofako nefa za efa te anao b mihintsy.inona ny vaha olana
mila nonona ve ny azy?...
suite
répondu par fijo le 30/01/2004 20:24
xxx
(
06/01/2004 12:27)
zava misy 'zany e!
fa mba maninona hoa ny sipa mbola mineur de efa "tany" sahady e!tsy ahatran'hoe mananihany ve zany sa...
De ho iza ntsony no hijanona ho virja?...
suite
répondu par rinakely1 le 22/01/2004 15:40
xxx
(
06/01/2004 09:31)
ahona ny halalana hoe tia anao lery
fantatro fa tsy misy valiny hoe tena izy,fa mba te-hafantatra ny hevitrareo e...
suite
répondu par fijo le 05/02/2004 18:55
xxx
(
03/01/2004 11:12)
diso v za!?
nisy ol zay niaraka t@ko fa nohony teny manondidina d nanomboka leo anazy ako!ary sarahako izy!
ny olana d zao! tsy haiko b ny ihany zay atao fa tsy maintsy injay andro any ra fatantry ny fianakams f...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:59
xxx
(
31/12/2003 20:39)
impiry isa-kerinadro
Impiry isa-kerinandro ry zalahy ny mpivady no tokony hifanaingina ?...
suite
répondu par fijo le 13/04/2004 23:18
xxx
(
29/12/2003 16:29)
Prof miaraka @ mpianatra
Mety ve araka ny hevitrareo raha misipa @ mpianany ny mpampianatra iray ( na lahy io na vavy ).Ny ankizy ankehitriny manko ohatrany manao provocation @ mpampianatra izany ....
suite
répondu par ludo le 13/08/2004 22:40
xxx
(
29/12/2003 15:00)
ahoana tokoa moa?
Tiana ve ny joba vo asiana sa asiana vo tiana?...
suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:43
xxx
(
23/12/2003 13:22)
inn no hevitrareo?
@zao fotona zao!ny firaisana ara-nofo v tena porofo pitiavana sa fitiavana ny te-hanao fotsiny! "tahaka reo olona zay mihinana ka tamàna d tsy t-hiala tsony!"
Ka ny "faire l'amour" v hobby sa tahaka...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:02
xxx
(
19/12/2003 17:00)
matérialisme!
les gens sont trop matérialistes? pourkoi?
avant de sortir avec kelkun, tt le monde s'arange dabord pour savoir sil la personne est friqué!c'est absurde!je comprends le fait kil y ait un peu de mat...
suite
répondu par fijo le 08/01/2004 11:00
xxx
(
17/12/2003 20:49)
iza lé CEVAM?
misy afaka miteny veazafady hoe iza izy ireo?...
suite
répondu par tnice le 12/04/2005 07:03
xxx
(
17/12/2003 14:40)
tary samy tary
sali daholo an!!!
Fantatro fa maro @ nareo no tsy dia mankafia an'ity kozy ity fa de miala tsiny za ra ohatra ka misy tezitra indray eto e...
Ka izao e: za tary vao tonga eto Pars (GVT hoy ry za...
suite
répondu par reamagasy le 13/11/2004 17:06
xxx
(
16/12/2003 15:31)
Virijiny
Nahatandrina ny maha-virijiny ahy aho hatramin'izay. Nefa raha nanao izahay dia tsy nino ilay bandy hoe virijiny satria mantsy tsy tao intsony ilay hovakiana. Ahoana no fomba hanaporofoiko fa mbola iz...
suite
répondu par xxx le 25/01/2004 10:26
xxx
(
14/12/2003 18:11)
rehefa tonga fotoana .......
Inona no atao mba tsy hiverimberenan'izany ntsony e: "rehefa tonga fotoana de marary fona ny kibo na maloiloy te-handoa!". Sa ve mety efa tarazo ny toy izany?
Isrine...
suite
répondu par xxx le 12/03/2004 20:57
xxx
(
14/12/2003 12:47)
Tsy mifantoka @ fianarana
Fa maninona hoa ny ankizy @ izao fotoana izao no tsy mifantoka @ fianarana intsony ny sainy.Ohatrany lasa lamaody ny fandehanana any am-pianarana nefa tsy misy zavatra miditra ao anatin'ny saina akory...
suite
répondu par booboo le 30/06/2004 13:09
xxx
(
13/12/2003 09:28)
la beauté est intérieure : théorie?
Rehefa mijey ny resakareo lehilahy ah dia hoe sao dia ratsy ny sipa e sns , nefa milaza hoe ny toetra ihany raha fitiavana ....
suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:50
