Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
26/09/2003 11:38)
Hafanao ny tana fa mampitehody e
Aiza daholo tsika ry gasy aty alavitra hasio resaka fa mangina loatra sa variana miady amin'ny fiainana v ?...
suite
répondu par fijo le 11/05/2004 23:19
xxx
(
24/09/2003 18:05)
Aza ataon'ialahy hoe...
Marina daholo ny filazan'ny sipa ato amin'ny namana hoe misy bandy tsy sérieux eto fa manadala fotsiny etsetra. Fa misy kosa na izany aza ny bandy sérieux.
Ny an'ny sipa eto koa anie dia rehefa man...
suite
répondu par fijo le 19/12/2003 20:20
xxx
(
23/09/2003 11:47)
coup de foudre ! télépathie !
Mba mino ve ianao fa misy izany hoe coup de foudre sy télépathie izany ?...
suite
répondu par lema le 31/12/2003 10:42
xxx
(
10/09/2003 19:51)
mino ny fisian'ny anjara sy ny lahatra ve ianao eo @ sehatry ny fitiavana
raha ny hevitro manko die ny safidy ihany no mitondra an'io zany hoe miankina @ safidin'ny tsirairay ihany e sa ahoana ny hevitrao io...
suite
répondu par voafitaka le 24/06/2011 13:13
xxx
(
10/09/2003 14:25)
Misy fiantraikany @ fahasalamana ve ny tsy fanaovana relation sexuelle??
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns
na ny sipa koa aza????...
suite
répondu par xxx le 23/12/2003 13:27
xxx
(
10/09/2003 14:25)
Misy fiantraikany @ fahasalamana ve ny tsy fanaovana relation sexuelle??
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns
na ny sipa koa aza????...
suite
répondu par fijo le 04/12/2003 09:12
xxx
(
04/09/2003 18:32)
fitiavana t@ internet!
Mitombona v zany hoe t@ internet, tao @chat no nanombohana fitiavana?sy nahita ilay olona irina hitantana ny tokan-trano?...
suite
répondu par favy le 09/12/2003 17:58
xxx
(
04/09/2003 18:29)
Possible v manorina fitiavana à distance?
Misy olona miaraka @ko efa ela ihany zay!! zay nefa zara fa mifanena satria mifanalavitra b ny toerana misy anay!! fa nefa tél sy mail sisa no hifanamborahanay fitia!fa nosarahany elanelantany izahay...
suite
répondu par valie le 27/09/2005 09:59
xxx
(
04/09/2003 12:50)
Sosokevitra ho amin'ny manaraka
- Apetraka ao amin'ny serasera ny modules donwload (aza adino ny mametraka ny docs tamin'i mcnyh)
- Manamboatra webmail (contact garmin sy r4d0)
- Ilay bbe neritreretina efa elabe oviana vao ho vita...
suite
répondu par hery le 31/03/2004 16:10
xxx
(
04/09/2003 11:17)
Marary an-doha lava
Mba tena mandreraka be ry reto fa zaho marary andoha lava a! ary tsy vitan'izay fa mitsonika foana ny orona, ... sao mba misy afaka manampy, dia misaotra mialoha!...
suite
répondu par sambatra73 le 23/01/2004 09:39
xxx
(
03/09/2003 16:50)
Resaka CEM
Rahampitso alarobia dia hiaona mivantana amin'ny mpiasan'ny caisse d'Epargne de madagascar ny komitim-pitantanana. Heverin'ireto CA ireto fa adidin'izy ireo ny mampahafantatra mivantana ny mpiasa ny t...
suite
répondu par xxx le 05/09/2003 18:55
xxx
(
02/09/2003 11:55)
Joba vita
Hita ivelany ve zalhy ny joba efa vita??? de in no halalana azy???...
suite
répondu par fijo le 27/01/2004 09:27
xxx
(
01/09/2003 15:49)
fitiavana voarara
Efa mba nisy taminareao ve nitia olona ao anatin'ny fianankavianareo?Amin'izao fotoana izao dia tsy hitako mintsy izay atao satria misy olona iray any ho any tena tiko ary mino aho fa tia ahy koa izy....
suite
répondu par fijo le 25/11/2003 20:53
xxx
(
30/08/2003 13:59)
FISANDOANA TOERANA HIPETRAHANA
Dia tsy azo atao ve ny milaza marina ny toerana tena hipetrahana rehefa miditra ho mpikambana voalohany ?.Ny sasany izany na mipetraka eto Tana dia milaza fa any USA.Tsy ny toerana misy anao no zava-d...
suite
répondu par harenadanny le 10/06/2016 17:20
xxx
(
28/08/2003 11:13)
Tsy mahatosika firy e!
Ny tena blem d lazain'ny sipa fa tsy mahatosika hono aho! ôtran'ny vetivety d tonga le izy e! indraindray aza tsy mety mihenjana ileiry! tsy haiko fa tena mila fanampiana ny bandy e!Inona no tokony h...
suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:12
xxx
(
27/08/2003 17:06)
inona no mahtonga izany!
Niaraka t@ olona iray aho ary ny nampalahelo ahy dia izao: tena tsy exciter izy fa malemy tanteraka, nilaza izy fa efa tany dokotera fa tena tsy mety hono.Mety nihinana zavatra mahataitaitra vedia las...
suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:46
xxx
(
16/08/2003 14:17)
Tsolotra
Mahafinaritra raha mba samy mitantara kely ny fisehoan - javatra hitany na fantany momba ny tsolotra isika :
Aiza ny toerana be mpanao tsolotra ary ahoana ny fomba fisehoany ?
...
suite
répondu par six le 03/03/2004 16:53
xxx
(
16/08/2003 08:56)
Aiza kay!
Saika hanontany aho rah mahafantatra hoe aiza aty Tana no misy mahay PERL mba hampianatra fa otran'ny sahirana aho......
suite
répondu par rjnirina le 06/02/2004 10:23
xxx
(
14/08/2003 12:55)
Marary ny KARATE malagasy
Mampalahelo mihitsy ny taranja karate malagasy aiza ve ka gidragidra lava zao, ny Jeux Africain @ izany de tsy lazaina intsony efa vita ny selection nefa ny championnat de mada aza mbola tsy vita , ne...
suite
répondu par 2203 le 22/09/2011 07:13
xxx
(
02/08/2003 09:28)
NY FIFAMPITOKISANA
Za ah! atrizay ny tiavako olona de miteny ao hoe:" matoky ahy ve ianao de milaza izy hoe tsy matoky ahy".
Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary l...
suite
répondu par riana le 09/12/2003 09:53
