Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 19/06/2003 09:43)
c trop facile...
Ary misy zvtr tena mahagaga an'ah mihitsy ho aho @ reny oln miaraka reny...(moi y compris) Tena mahay mifandainga mihitsy nareo(mbô kôzy e!) Tsy haiko hoe mifankafantatra loatra ve de tonga de hay... suite
répondu par xxx le 14/05/2005 15:03
xxx ( 16/06/2003 08:49)
Inn no position tena ankafizintsika?
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?... suite
répondu par kamory le 20/10/2010 07:37
xxx ( 15/06/2003 17:02)
Fa maninona???????
Misy zavatra iray tsy mety azoko mihitsy @ny kôfa mitovy @ko... Fa maninona kay ny lehilahy notsy maintsy mampirafy? Tena marina fa @ oln fanatro dia samy manana au moins sipa roa na telo ry zalahy... suite
répondu par hendry le 19/12/2003 17:09
xxx ( 14/06/2003 15:10)
gasy miaraka amina vazaha
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!... suite
répondu par rambofrau le 11/05/2004 19:08
xxx ( 14/06/2003 15:09)
gasy miaraka amina vazaha
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!... suite
répondu par iliade le 17/06/2003 18:23
xxx ( 13/06/2003 18:57)
Antanin' anandrano sa FJKM
mahalasa saina ihany ity olana miseho ] FJKM ity ahoana ny hevitrareo @ ao atanin' anandrano... suite
répondu par rafahafahana le 19/10/2010 16:40
xxx ( 13/06/2003 13:03)
fisotrona taoka sy ny sigara ????
Mba hialaza momba an'io taoka io aho hoe Inona ny mahatonga ny olona rehetra rehefa misy ny zavatra mahanjo azy dia tsy maintsy mivarilzvo foana e! ka tsy azoko mihintsy ny mahatonga an'izany rehetra ... suite
répondu par xxx le 01/09/2003 15:33
xxx ( 12/06/2003 11:23)
Inna no atao?
Tsy de gravy manao ahonn ny olako fa zany hoe mba tiako ho fantatra fotsiny ny hevitry ny hafa... Zao: j'ai 18 ans zany de klass terminala aho ary miaraka@na olona 16ans:eny e! mbola azo lazaina hoe ... suite
répondu par shala le 01/10/2013 06:16
xxx ( 04/06/2003 18:56)
sipa gasy lasa...
Ny sipa gasy aloha dia azo lazaina fa tsy ambakan'ny sasany é!...misy tena manja, nefa ny olana ngeza be dia lasa sarotiavina ry zareo ireny @ izao fotoana izao... sa hoe tsy maintsy ampy saosy be ny... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:57
xxx ( 27/05/2003 18:28)
Dia sanatria ve handresy satana
Rehefa namorona ny olombelona Andriamanitra dia teraka tao aoriana kely ny fahotana raha tonga dia handingana aho. Misy izany ny tsara sy ny ratsy. Andriamanitra mitarika ho amin'ny tsara, satana kosa... suite
répondu par psni le 24/09/2016 17:25
xxx ( 23/05/2003 10:55)
Diso ve ny FFKM
Diso ve ny FFKM raha nilaza ampahibemaso fa tsy tokony hampiasain'ny KMMR vaovao ny sigle hoe KMMR? Efa niantsoantsao an'izany daholo ny rehtra ka mba nilaza ny heviny koa ny FFKM dia lazaina fa parti... suite
répondu par ramoul le 21/04/2004 19:46
xxx ( 23/05/2003 09:52)
mora tonga ny an'lery
mora tonga be ny any le bandy manao firaisana amiko ka inona no azo atao mba hahaela ny azy... suite
répondu par lhomme le 25/04/2018 07:07
xxx ( 21/05/2003 18:43)
DoSol ve?
Fony teto Dago i Rossy dia nanana eritreritra hamory ny artista maromaro ho lasa professionnels. Amin'izao dia misiy ny looko Dosol. Sao dia i Dosol no hanohy ny nofinofin-dRossy. Dia mahavita soa ary... suite
répondu par iartistika le 20/04/2005 16:29
xxx ( 21/05/2003 10:48)
Aza mitsara mba tsy ho tsaraina
Raha vao misy fitsarana hoe ny ahy no marina ary ny an'ny hafa diso dia efa tafiditra ao anatin'ny fahotana sahady. Fa iza moa ianao no hitsara ny rahalahinao? Andriamanitra irery ihany no afaka mampi... suite
répondu par RA TAN le 15/03/2017 03:45
xxx ( 21/05/2003 08:52)
Frère amooureux !!!!!!
tena resaka marina io an ! Tsy tokony hiala frère ve izy ? S'il embrasse ttes les filles qu'il ....! Tsy mamitaka an'Atra ve izy ! Satria tokony A/tra no Hotiaviny betsaka matoa izy nisafidy io lalan... suite
répondu par shala le 01/10/2013 06:39
xxx ( 19/05/2003 13:27)
Mpihira diso lalana
mahavariana ihany ilay mpihira atao hoe THIARY satria raha ny lalana nolalovany (mpanao variété, reggae,dombolo, hira gasy ...) dia hita fa tsy mety malaza izy ary tsy manao hafa tsy ny maka tahaka ... suite
répondu par adamilus3a le 03/01/2004 18:31
xxx ( 16/05/2003 11:23)
Fivavahana sy ny valiny, ho antsika kristiana
Hono aho, mino ve ianareo fa mamaly vavaka tokoa Andriamanitra ? Be ihany ny boky novakiako momban'io. Ohatra : "La Prière", nosoratan'i Dr Rice. Mangataka izy an, dia tena valin'Andriamanitra araka ... suite
répondu par Ranyah le 29/08/2012 21:54
xxx ( 16/05/2003 11:14)
Namitaka
Diso ve aho raha manantena zavatra tena sérieux tamin'ny internet??!!! Noheveriko haharitra kanjo nofinofy fotsiny. Izaho anefa mino fa mbola ho avy ny anjara eto amin'ny namana... suite
répondu par josi le 21/04/2005 13:18
xxx ( 12/05/2003 11:09)
Rasa-bolo
Ny ahy kosa ry zalahy dé ity ny tena mampieritreritra ahy a Hitan'ialahy isany ny sipa izao dia manala ny volon'ilay fika foana , izany hoe na rser na hetezana. Dia hoe ny kofiboay hono tsy tokony ... suite
répondu par ikaretsaka le 12/01/2004 16:48
xxx ( 10/05/2003 11:45)
éducation sexuelle
Inona avy no zavatra tokony ho fantatry ny tanora momba ny sexe avy @ ray aman-dreny ary inona ny zavatra hainy ho azy (namana...)?... suite
répondu par kintanala le 22/02/2005 16:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 8.58