inn no hevitrareo?
1. xxx
(
23/12/2003 13:22)
@zao fotona zao!ny firaisana ara-nofo v tena porofo pitiavana sa fitiavana ny te-hanao fotsiny! "tahaka reo olona zay mihinana ka tamàna d tsy t-hiala tsony!"
Ka ny "faire l'amour" v hobby sa tahaka lazain'ny lehilahy sasany hoe porofo-pitiavana??
Ka ny "faire l'amour" v hobby sa tahaka lazain'ny lehilahy sasany hoe porofo-pitiavana??
novalian'i fijo ny 23/01/2004 11:02
2. donemaskit
(
23/12/2003 13:57)
Za tsy mbola nanana firaisana hafa-tsy t@ sipako (ke j'aime!!). Ho anay tsy dia tena hoe "preuve" loatra ilay izy, fa "fanehoana" sy "fikarakarana" ny fifankatiavanay. Dia tsy hanao tsony ve refa il n'y a plus rien à prouver?! aiza?!!
Tsy hafaliana te hanao mints koa alo e, raha tsy zany efa lasan'ny koaitra avokoa ny kely hananana!
Tsy hafaliana te hanao mints koa alo e, raha tsy zany efa lasan'ny koaitra avokoa ny kely hananana!
4. hendry
(
23/12/2003 15:30)
Ny ankamaroan´ny olona hoy aho dia faly te hanao fotsiny. Raha tsy zany ve vao azony ny ilainy dia lasa mitady hafa ndray izy?
Raha tahanisa dia vitsy dia vitsy ny mieritreritra ny firaisana ara-nofo ho fanehoana sy fikarakarana ny fitiavana, ny be an´isa dia ny mihevitra azy ho fahafinaretan´ny nofo tsy maintsy atao fotsiny
Raha tahanisa dia vitsy dia vitsy ny mieritreritra ny firaisana ara-nofo ho fanehoana sy fikarakarana ny fitiavana, ny be an´isa dia ny mihevitra azy ho fahafinaretan´ny nofo tsy maintsy atao fotsiny
7. fijo
(
24/12/2003 10:10)
maskita,hay ve ialahy vao iray izay no hazo e.hitako be resaka.
sady porofom pitiavana io,no ilaina koa hoan'ny vatana sy ny saina.
sady porofom pitiavana io,no ilaina koa hoan'ny vatana sy ny saina.
10. xxx
(
30/12/2003 11:31)
Raha ny tokony ho izy dia porofom-pitiavana nefa misy bandy sasany manao filan-tsy mahita fotsiny dia lasa tsy milay.
13. rinakely1
(
05/01/2004 20:30)
"les hommes aiment pour faire l'amour et les femmes font l'amour pour etre aimées!":
ra lélà: passion lé izy
ra vhv: preuve
ra lélà: passion lé izy
ra vhv: preuve
15. fijo
(
06/01/2004 16:25)
ele nga ramaskita tsy lehilahy,no matahotra ny generalizena.marina io lazain'i rinakely io.
17. fijo
(
07/01/2004 09:54)
ka ita fa marina ary ko inonaindray.ny lahy natao hameno,ny vavy natao ho fenoina.
18. ravatorano
(
13/01/2004 17:31)
ny sipa marina matoa manao izy zay de reveny ianao fa ho an'ny kofalô c le kontr-R.Pehany aloha de aviteo izy mitsikaraka zé ho pehana indray .Mahery iany isik kofa tony an !
sa ahoana rinakely ????
sa ahoana rinakely ????
