Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/04/2004 16:35)
Ahoana ihany ity fitaizana ity eh
Mitaraina ny Ray aman-dReny fa vetaveta fiaina sy mafy loha ny ankizy ankehitrio. Ny mahavariana anefa dia raha vao maota fotsiny ny ankizy vavy dia efa hividianana akanjo eny am-poto-pe. Ka tsy mahag... tohiny
novalian'i mihanta ny 17/12/2004 07:15
xxx ( 20/04/2004 15:18)
hiandry azy sa tsia?
ny oll rehetra moa matoa tonga eto d hitady vahaolana.ka tsy haiko rah misy @nareo no efa tojo io olana manjo ahy io.fa na d mbola tsia aza d manampia re! manana olon-tiana aho. ary izy koa milaza fa... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2004 17:13
xxx ( 20/04/2004 09:23)
safidy!
miaraka @ ol 3 samihafa aho!nefa tsy misy foiko sarahana alo izy telo hatr@ zao!matahoatra aho nefa fa injay andro any tsy maintsy hilaza ny marina @ izy 3!sa ho jongléna hatr@ farany! mila fanapian... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 21:36
xxx ( 19/04/2004 18:53)
Ralaivao au prison
Ralaivao au prison... tohiny
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 19:26
xxx ( 19/04/2004 10:12)
BODO à Nancy le 30 mai 04!!!
Anao concert @ 30 mai zao i Bodo ao Nancy 15€ ny fidirana sady suivi d'une soirée ilay izy!! 12€ étudiant, ka dia tongava maro e!! Nancy faly mandray olona e!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2004 23:31
xxx ( 17/04/2004 14:52)
CONTACT TRAGEDIE
Salut!.Iza no mba mahafantatra ny contact n'ny groupe Tragédie na ny an'i TIZY BONE.Misaotra mialoha.... tohiny
xxx ( 17/04/2004 11:07)
saro-kenatra
manaona jiaby ny namana. araka ny hevitrareo ve mety ny sipa mipasoka volo sa tsia? Ny réaction an'ny lhl voalohany mantsy dia toa ny voloko foana no jereny ka lasa ny saiko.... tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2004 22:51
xxx ( 15/04/2004 15:15)
ndao hifaninana
izao ary mifaninana hira tamin'ny taona 60 dia atao kely ilay hira dia lazaina ny anaran'ilay tarikaizay mahay hira gasy an ( dia raha tsy hainy ilay hira dia ampiana izy) ohatra ry alino ô na... tohiny
xxx ( 14/04/2004 10:43)
hirampivavahana
fa maninona kay rehefa hoe groupe hanao hirampivavahana dia tsy misy mpanohana mihintsy?... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:30
xxx ( 13/04/2004 17:09)
iza no fositra t@ireny
dia mahagaga isika malagasy dia samy isika ihany no mifanenjika sy mifanaratsy raha mba misy lalana hafa alehan'ny olona ,jereo anie e misy dia sahy mitsikilo mihintsy hoe hay visa touriste no nivoah... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2004 23:20
xxx ( 12/04/2004 15:26)
tsy hita hoe vendrana ve ny mpitondra ankehitriny
taiza no mbola nisy vola gasy nitotongana ohatr'izao raha tsy t@ity andron'i ravendrana ity io ve tsy fitaka ohan'ny malagasy aza romotra raha fanatika ianao fa mba hevitra ny ahy ,sa ahoana ?... tohiny
novalian'i alz ny 19/04/2004 15:26
xxx ( 12/04/2004 15:11)
mba fidio kely hoe!!!
mpiavana daholo ireto olona ireto ,ary samy mpihira ihany koa mba fidio hoe izay tianareo na eo@toetra na eo @ endrika - voahirana (ratsimbazafy) -poopy -giana(tsy hyaiko na izao no fanoratra azy ... tohiny
novalian'i vahona ny 07/05/2004 22:44
xxx ( 08/04/2004 18:12)
L'avantage d'être une femme au XXIème siècle
Nous avons été sauvées du Titanic en premier - Nous pouvons effrayer les chefs avec des excuses concernant de mystérieux problèmes gynécologiques - Nous n'avons jamais soupiré après un pers... tohiny
novalian'i hendry ny 23/04/2004 15:38
xxx ( 06/04/2004 08:29)
Resak'X
Izay xxxxxx ihany no miditra eto. Aleo asiana resak'X e (resaka fotsiny fa tsy film). Maro ireo namana xxxxxx ka aleo mba omena toerana ry zareo. Zany hoe eto zany dia tsy mitonona anarana fa x... tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2004 20:02
xxx ( 06/04/2004 04:50)
sex with an ex
what s your opinion ?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2004 21:42
xxx ( 04/04/2004 15:24)
Mampirafy izy
Ahoana no hevitra? Misy namako zay arahiny moramora eran'ny tanana dia tratrariny any , nefa moa zao dia inona no issue an'izay? Tonga ve dia hifamono be rehefa tratra ? sa ve rohitina amy sofi... tohiny
novalian'i mumu ny 11/06/2004 20:45
xxx ( 03/04/2004 11:37)
Saro-kenatra be mihintsy
Za ry reto saro-kenatra an! Na manoratra eto aza aho dia menatra sady mamay be ny sofiko, nefa fantatro fa tsy misy mahita. Le rahavaviko foana no manintona ny olona satria za tsy mahita tenenina mih... tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 23:06
xxx ( 30/03/2004 13:50)
Mba zavatra tsara indray tantaraina eto eh
Aleo ry reto mba zavatra tsara indray no tantaraina amin'ity serasera ity fa tsy ity resaka masiso ifandroritana tsy misy farany ity foana an, mainty eh andevo eh, andriana eh, tanivo eh, tanindrana e... tohiny
xxx ( 30/03/2004 13:47)
Sinema sy ny olona
Ataoko fa ny gasy ihany rehefa avy mijery sinema no mahatsapa fiovana. Ohatra hoe avy mijery Jacky Chan dia ohatry ny matanjaka be. Hay kay na ny vazaha aza mba sanana ihany koa. Izay avy mijery The ... tohiny
xxx ( 30/03/2004 13:44)
Lasa aiza ary ny artista
tsy mba misy hita rehefa 29 Martsa, ngamba variana mamoronkira.... tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 22:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2658