Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
05/07/2004 12:40)
Mitepo ny foko, mila olon-tiana
Dia ahoana izany, tonga dia lettre de motivation, C.V présentable dia fatokisana dia ny fitiavana manaraka fotsiny éh......
suite
répondu par fijo le 11/01/2005 23:32
xxx
(
01/07/2004 10:35)
feo
afaka mba fantarina hoe inona no antony mahatonga ny mpihira mikasom peo fa mba liana aho ...
suite
répondu par fijo le 05/07/2004 23:01
xxx
(
01/07/2004 08:19)
Raha ny gasy moa no teo @toeran'ny vazaha
Mba lasa ny saina hoe raha ........
angamba hoy aho dia eeeee satria ny gasy rehefa mba manamanana dia miavonavona sy tsy mahalala ny hafa ....
suite
répondu par lanto le 10/07/2004 19:52
xxx
(
29/06/2004 07:40)
Synusite sa sery tsotra
Izaho dia be lelo be ; tsy mety afaka sery mihitsy. Ka mba atao ahoana ny manala azy? Raha synusite inona no fanafodiny ? Raha sery tsotra inona no fanafodiny?...
suite
répondu par sylvia15 le 16/02/2015 17:17
xxx
(
29/06/2004 07:26)
Ny ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia
Mba ahoana kay no ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia ilay olona ? Midika ho fitiavana sa tsia ny tsy fanoroan'io olona io ny trano fonenany sy ny fianakaviany na ny RADniny? Sy ny tsy fahatong...
suite
répondu par mioumia le 28/09/2004 11:09
xxx
(
24/06/2004 13:59)
manipulation
bdb ny ol mihaina ao anatiny manipulation na misy ol mi contrôle indirectement ny fiainany!
inn mety fiantraikany zany @ fiainany ho avy! bola anana fahatokisana ny tenany ihany v izy?ary iza sisa n...
suite
répondu par fijo le 29/06/2004 20:02
xxx
(
23/06/2004 10:33)
être trahie!
inn kay conséquences ny trahison na resaka fianakaviana na eo @ ol mpifankatia?...
suite
répondu par fijo le 24/06/2004 22:22
xxx
(
23/06/2004 10:11)
Mandà ny fanaovana Marriage
Mandà ny fanaovana mariazy aho satria fandaingana eo anatrehan'Andriamanitra izany raha @ izao toetr'andro iainantsika izao....
suite
répondu par pitchou le 15/07/2004 03:00
xxx
(
22/06/2004 10:37)
Angadrano sa Aretina hafa
Mijaly be aho @ ireto angadrano @voloko ireto ka mba mitady vahaolana izay mety hahafaka azy.
AZO ALANA VE IRENY SA EFA ARETINA MIHITSY...
suite
répondu par sejianis le 29/06/2004 17:51
xxx
(
22/06/2004 10:21)
te hatavy
Inona ry zareo no sakafo tena mampatavy haingana, nefa tsy ireny sakafo be menaka sy mampahatofoka be ireny koa? Inona no légume na voankazo manangeza?
Dia misaotra anareo mialoha.
Oully...
suite
répondu par fandresenatolotra le 06/07/2016 08:49
xxx
(
21/06/2004 09:22)
être abusée!
inona ny fiantraikany abusement eo @ fiainan'ny olona! ary inona mety ho conséquences any ra ny vokany abusement lasa enceinte ilay sipa!? ...
suite
répondu par fijo le 06/07/2004 21:39
xxx
(
20/06/2004 15:57)
mila fanazavana
efa mba nisy nahazo olon-tiana na vady tato ve isika mpikambana ato @ ity serasera ity? Tsy izany mantsy fa lasa ihany ny saiko hoe mba efficace ve ny fitadiavana izany ato? Dia A+...
suite
répondu par fijo le 28/06/2004 22:58
xxx
(
17/06/2004 20:12)
te ahiha
tovovavy aho ary avy niteraka ,efa ho dimy volana zao ny zanako,nefa izaho tsy mety mihena fa mbola matavy be ohatrant@ ireny bevohoka ireny foana.
mba omeo evitra ry reto fa te ahiha a!!...
suite
répondu par sipagasy le 01/05/2005 14:11
xxx
(
15/06/2004 13:58)
mila torohevitra!
misy fiantraikany inona kay ra oh ka mipipi dia manahitaina?ary misy fofona hafa²,sy miloko mavo²b!...
suite
répondu par idealy le 07/07/2004 05:56
xxx
(
15/06/2004 09:29)
fausse couche!
inn marina ny atao hoe fausse couche sy ny symptôme retra?
...
suite
répondu par fijo le 17/08/2004 22:15
xxx
(
14/06/2004 15:00)
maninona ny Boys Band no be mpanankiana indrindra ireo mpiondana rap
Amiko raha mbola resaka hira izany tsy tokony hifanaratsy fa tokony mifanome soso-kevitra. Tsy tokony hisy zany ady eo @ samy mpiangaly mozika zany fa samy manao izay mahafaly azy...
suite
répondu par dotmg le 08/07/2004 06:46
xxx
(
12/06/2004 23:02)
Jono
Mitombo isa hatrany ny mpikambana ao @ koperativan'ny Jono eto @ takelaka http://chat.serasera.org/?Nickname= Tamin'ny fanisana natao farany diaireto avy no hita :
betty Rafimalala
lanto Pousy
mu...
suite
répondu par kinaoly le 29/06/2004 00:13
xxx
(
09/06/2004 20:46)
vita sinoa
efa mahazatra lé hoe zavatra vita sinoa hono morasimba, ohatra hoe: kiraro, appareil, sns... dé lasa ny eritreritra hoe mba aôna zany ny amin ireny sipa sinoa reny?...
suite
répondu par joda le 19/06/2004 10:49
xxx
(
08/06/2004 19:49)
fanafody
Nodidiana aho dia lasa misy cicatrice ngeza be , inn kay ry reto no fanafody afaka mahakely azy aloha du moins raha tsy afaka ? Misaotra mialoha...
suite
répondu par rambofrau le 14/07/2004 19:44
xxx
(
08/06/2004 10:14)
Sendra surprise...
Asa na eto no tokony hiresahana azy ity fa horesahiko ihany aloha... Misy bandy miresaka sipa virjiny moa tetsy ka izao no sendra ahy indray andro...
Niresaka izaho sy ilay sipa ary dia raikitra ny f...
suite
répondu par fijo le 22/06/2004 22:26
