Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 10/12/2004 19:55)
Be zesta ve ny Protestants???
Remarque (sy fanontaniana) kely fotsiny e! Maninona kay ny Protestants no malaza ho be zesta rehefa mandeha mivavaka e? :?: Ayr koa hoe betsaka ny olona (tanora) no mandeha mivavaka any @ FJKM (i... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 17:16
xxx ( 10/12/2004 15:21)
première fois
hono hoa ry zareo,ny première fois anareo ve nilay araka ny niheverana azy,dé tsisy blème mitsy ve fa nande hoazy :^) ,mba misy conseil ve hoan\'ze vao hanao ny dingana voalohany azo omenareo? :D m... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:22
xxx ( 09/12/2004 11:47)
visite médicale /titre de séjour ???
hono ho aho ry zareo eto france,t@nareo nanao visite médicale lé vao naka titre de séjour voalohany ve dé tsy maintsy mitondra carnet de vaccination :?: de ahoana raha tsy manana? :( ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:38
xxx ( 08/12/2004 13:42)
RNS Vichy 2005
Fin Mars 2005. Horaiketintsika hatao masamasaka ve io vanim-potoana io hanaovana fihaonan-dehibe e ? Samoina... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:29
xxx ( 08/12/2004 11:43)
tsy sahy misaraka
t@ za niainga tany dago zany dé tena mbola matotra be ny anay e!5 mois teo zay no nialako tany,izy manoratra foana hoe hiandry ahy na firy taona no hijanonako aty ,za nef zao efa leo!manontany izy @ ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:03
xxx ( 07/12/2004 06:58)
tiany sy tia azy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy
Cousin-ko izy ary zanaky ny toton-ko fa efa maty io toton-ko io ary ilery mipetraka amin\'ny mamany .Miara-tezaina izy sy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy ary mifankatia ry zareo tamin\'ny fot... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:38
xxx ( 06/12/2004 02:07)
fomba aona?
ra tena sincere d fomba aona ny tenenana olona oe enao ratsy be?... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2004 21:19
xxx ( 29/11/2004 18:48)
efa mivoatra ny artiste gasy
tena efa mivoatra ny artiste gasy fa henonay aty france fa hoe hiaraka hihira @jennifer hono izany aina pazzapa izany efa mba tsara kosa aloha izany e... tohiny
xxx ( 29/11/2004 18:17)
Mila hevitra
Misy namana vavy akaiky te hiteraka, dia mangataka amiko zaza, satria hono za mifanaraka amin\'ny criteres rehetrany ; bogosité, bika, alavana, fahaizana, firazanana sy ny sisa. Tsy misy possibilit... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:56
xxx ( 27/11/2004 12:13)
hiandry azy sa tsia (tohiny)
tadidinareo v le sujet hoe hiandry azy sa tsia? (nanao menace de suicide ny oll niaraka t@ le olontiako) ary ambadika b ary le izy ato @ fitiavana ihany. saika hisaotra anareo aho noho ny fanampianare... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:10
xxx ( 25/11/2004 12:06)
peridural!
pour ve sa contre anle accouchement sans douleur nareo? ... tohiny
novalian'i rurik ny 06/05/2005 17:26
xxx ( 24/11/2004 11:22)
aveniran\'bioinformaticien any dago?
mba aiza ho aiz kay ny aveniran \'bioinformaticien any dago ?... tohiny
novalian'i nilsen ny 03/01/2005 18:34
xxx ( 24/11/2004 11:19)
f\'anga ra hoe manda dé saro-tiavina ,tss
:x mba tsy reveko mitsy zany le bandy tsy nazaka dé avy eo enao ndray no lazainy fa sarotiavina na miavonavona na zaza saina matahotra bandy tsy rariny e,mba mieritrereta iany nareo vao miteniteny ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:17
xxx ( 20/11/2004 05:05)
Ny an\'ny olona
Mbola miady varotra be @ fandraisana ny lalao olympika @ 2012 ny tananan\'i New York.. (mbola tsy tena raikitra akory hoe handray na tsy handray an) izao sahady nefa de efa vita ny plan ny complex... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2004 20:54
xxx ( 19/11/2004 21:23)
Fitaovam-pananahana
Inona avy no endriky ny filahiana na fivaviana efa hitanao? tavo io an Misy lava sanga toy ny akoholahy fataka Misy bilokaty toy ny fanoto tsy voapaly... tohiny
xxx ( 19/11/2004 15:34)
paolo maldini(foot),misy mankafy ve nareo?
nareo ve mba misy tia an\'paolo maldini(footballeur an\'italie) za mantsy tena mba mirevy an\'lery sy ny équipany(milan ac),fa toa efa tsy capitaine tsony izy zao,sa diso ve za?mba omeo vaovao momba... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 21:00
xxx ( 19/11/2004 15:29)
leo ny matory lava any ampianarana
o ry zareo a!tena mba te hibosy sy te hotafita ny tena nefa indrisy fa na de interessé tahaky n\'inona aza de ohatran\'milanja biriky lé paupière nay e!efa mba miezaka ny tsy hiaritory iany,nefa in... tohiny
novalian'i idealy ny 02/01/2005 06:46
xxx ( 19/11/2004 15:02)
des filles vierges,ca vous dérange les mecs?
mba tiako ho fantatra kely we nareo bandy ve tsy mitady hafa tsy filles experimentées,sa mba te haka ny role d\\\'initiateur koa!... tohiny
novalian'i saddam ny 05/09/2005 10:33
xxx ( 14/11/2004 06:10)
sipa miseho ho tompony
misy sipa masiaka be eto fa tompon\'ilay bandy miresaka aminay nefa dia virtuelle !!... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 23:21
xxx ( 11/11/2004 04:48)
Andriamanitra sy ny Architect
Ikaretsaka ihany ny mitantara fa XXX ity de ataoko XXX Indray andro hono dia tafaresaka Andriamanitra sy ny architecte ary niresaka momba ana conceot sy design. Dia nizesta t@ Andriamanitra hono n... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2004 22:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5055