rehefa tsy hay aza be zesita an-gazety

1. xxx ( 20/10/2004 05:56)
manoratsora-pona le panao gazety le.... :-D :-D :-D ra olo-tsotra mo maninona fa to panao gazety!
\"Auf Wiederseen meinen Damen und Herren\"

http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=428&ART=6928
novalian'i ratiavao ny 30/11/2004 17:56
2. fijo ( 20/10/2004 22:05)
rehefa tsy diso letsy ny teny gasiny dia tsy maninona izany an
3. ikaretsaka ( 21/10/2004 03:26)
izay mako hoa.. ary rehefa tafita ny hafatra
4. fijo ( 21/10/2004 21:39)
izay indrindra.
5. ratiavao ( 30/11/2004 17:56)
Ny gazety dia varotra ka anjaranareo mpividy no misafidy fa aza marary fo @ izany eo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0445