Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 15/11/2005 15:33)
tsy misy rano
mitaraina ny tantsaha any Dago fa tsy avy ny orana ka tsy afaka mamboly vary ry zareo. izao no nolazain'ny ingenieur iray avy ao amin'ny APIPA (nalaina tao amin'ny [url=http://www.lexpressmada.co... tohiny
xxx ( 15/11/2005 11:07)
fiantsoana antelefon
sao mba misy mahalala hoe inona avy no azo ampiasaina raha te hiantso téléfon avy eto @ internety nareo? misaotra @ valinteny!... tohiny
novalian'i dah ny 08/02/2006 16:18
xxx ( 14/11/2005 17:25)
fanotaniana momban'ny fandefasana entana
nahita io site fandefasana entana io aho dia saika mba hanotany anareo hoe tsy misy atahorana ve io fandefasana entana makany dago io? inona ny evitrareo amin'io ?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:50
xxx ( 14/11/2005 11:58)
Fisaorana an'i Ornella - Jenna - Nirina
Isaorana ireo telo vavy nisolo tena ny gasy eto suisse tamin'ny missmanja 2005. Tsy ratsy ilay naka place 3 voalohany. Mankasitraka e. Bisous be de amin'ny manaraka njay!! ... tohiny
xxx ( 14/11/2005 11:40)
mba omeo torohevitra reto a
Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anef... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:41
xxx ( 14/11/2005 11:34)
ancien sfx
mitady mpianatra sfx promotion 200-2002 aty andafiny rika.... tohiny
novalian'i Itachi ny 10/11/2011 08:37
xxx ( 11/11/2005 16:00)
tia v?
za miarak @ ol!iz efa fantany fianakams ako ary za ihany kou!nandeha nilamina teny ny tantaranay!fa taty aoriana nisy olona zay nahafinaritra az ny tarehiny!! taty aorina nefa tsy niresaka tsony zareo... tohiny
novalian'i kilalaki ny 19/11/2005 15:56
xxx ( 10/11/2005 14:04)
tsory e!!
Fa maninona wa nareo vehivavy no rehefa tsy tia tsy miteny tsotra fa dia mody fanina na dia tsy hita sy tsy miraharaha tsotra izao??... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:28
xxx ( 10/11/2005 12:43)
Aza mba adala ihany e!
Mba ahafantarana ny adala izany hoe sitrana de tsy maintsy misy ny fanandramana atao aminy ka tamin'ity indray mandeha ity izany de zao no nataon'ny dokotera e! Nomena an'ilay fikopahana ireny izany ... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:14
xxx ( 10/11/2005 06:00)
Ary ahoana ndray ary ra mpitondra fivavahana silamo eto ?
Tinareo v ra mpitondra fivavahana silamo no hitarika antsika malagasy ry namana ?angamba de lasa ...... tohiny
novalian'i jentilisa ny 18/11/2005 10:14
xxx ( 09/11/2005 11:51)
Fampitomboana biz'oroka
Manahoana tompoko ô! Hono hoa nisy olana angah ny fampitomboana biz'oroka @ izao? tsy izany fa efa ho erinandro izaho no mitsidika isan'andro ilay fampitomboana fa tsy mahazo valiny foana!mba mila fa... tohiny
novalian'i cutie ny 10/11/2005 00:12
xxx ( 09/11/2005 11:00)
Fampitomboana tahiry biz'oroka
Manahoana tompoko ô! misy olana angah izao ny fampitomboana ny tahiry @ biz'oroka! efa ho 5 andro izay no mangataka fampitomboana ny tenako fa tsy misy valiny!mba mila fanazavana raha azo atao e!... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 12:52
xxx ( 08/11/2005 07:00)
famaizana mpangalatra
any amin'ny faritra sasany - rehefa misy olona manao hadalana, ohatra atao hoe tratra nangalatra, dia tsy gadraina fotsiny fa asaina mandeha eny an-dalam-be, [b]mitondra baoritra dia soratana ngeza be... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:58
xxx ( 06/11/2005 21:31)
ahoana ny fomba tsotra
Misy olona miaraka amiko an , tsy mitsahatra ny mitaraina olana (probleme) amiko izy . Tiako izy nefa leo be za mihaino ny tarainany miaro LAINGA , mahatsapa aho fa tsy dia tiany fa ny itiavany ahy di... tohiny
novalian'i cutie ny 12/11/2005 23:48
xxx ( 06/11/2005 19:06)
scorpion de madagascar:ahoana ny fahitanao azy
Fa maninona no tsy mba manao CAN sy MONDIAL ny scorpion?ny anarany hoe scorpion ve sa hafa mihintsy omeo ny hevitrao ... tohiny
novalian'i kafmalbar ny 13/12/2005 08:31
xxx ( 06/11/2005 15:08)
miangavy hevitra
Manao ahoana daholo Efa elaela ihany izay no nialana tany Dago. Tamin'ny tany aho dia niaraka tamin'ny olona iray. Talohan'ny nialako tany dia nisy fanapahan-kevitra noraisin'io olon-tiko io teo ... tohiny
novalian'i cutie ny 11/11/2005 04:57
xxx ( 05/11/2005 03:42)
Efa tsapaanreo ve?
Nareo ve efa nahatsapa fa vao maika mampitsiriritra ny bandy ny sipa refa tsy mety azony? Misy manko ny bandy sasany,ilay zatra manenjika sipa be reny sy malaza mahazaka sipa betsaka reny no lasa gai... tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:36
xxx ( 04/11/2005 23:20)
mihorohoro ny frantsay
Mihorohoro tanteraka ny Frantsay anaovan'ny tanora silamo azy. Mbola silamo ihany koa no mody ataon'ny gazetim-panjakana interview, nefa ny zanany aza ampanaoviny suicide????? Ho fantany ihany angamb... tohiny
novalian'i kally ny 15/11/2005 16:20
xxx ( 04/11/2005 14:53)
Mitady an'i Erika JOERG !
Izay mahita ka mahafantatra an'i Erika JOERG mba lazao aminy ity antso ity : vehivavy gasy tao @ ESCALE no mitady! tsy niova ny phone-ko sy ny ville ipetrahako!Namana tena mahafinaritra ianao nefa dia... tohiny
novalian'i xxx ny 13/11/2005 13:39
xxx ( 03/11/2005 18:59)
Fanontaniana
Afaka mitia olona roa ve ny olona iray ?... tohiny
novalian'i hesham ny 07/11/2005 15:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2573