Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 06/01/2006 15:53)
Hafatra kely
Mampalahelo fa betsaka ny namana ato amin'ny serasera no miavona sy manavakavaka, tsikaritra ato amin'ity sehatry ny dikina ity izany ary indrindra fa ao amin'ny karajia. Samy malagasy ihany daholo an... tohiny
xxx ( 05/01/2006 07:33)
clips
Tys mety ve raha mba asiana clips koa eto @ serasera. Ahoana ny hevitrareo, sa tsy mety ry Hery?... tohiny
novalian'i oligan ny 27/02/2006 06:01
xxx ( 04/01/2006 09:34)
"Ahoana re ny hitranga @ 2099 e"
Resaka avy tamina forum momba ny informatika ity: http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?11,590864 Mba tatahaky ny ahoana re ny zavatra hitranga @ 2099 e? Ny teknolojia ny fifandraisana?... mba mire... tohiny
novalian'i lapino ny 09/01/2006 11:21
xxx ( 03/01/2006 17:50)
manadino
Misy vehivavy namako izay tiako be mihitsy (vraiment amoureux azy zany zah e). Efa noteneniko izy dia lazainy hoe:"tsy mba mieritreritra izany aminao hoy izy zah satria efa misy olon-kafa eritreretiko... tohiny
novalian'i Fantara ny 13/01/2006 08:14
xxx ( 03/01/2006 16:38)
mahantra
Tena miha mahantra hatrany tokoa isika gasy na dia anisan'ny manana tany manankarena sy anisan'ny vitsy mponina indrindra eran'izao tontolo izao. Fa inona ary no mahatonga ilay fahantrana e???... tohiny
novalian'i kally ny 05/01/2006 18:38
xxx ( 03/01/2006 14:30)
vehivavy tia mangainga
raha vao ny vehivavy no mihoatra ny 24ans dia lasa tia mandainga,inona no antony?... tohiny
xxx ( 31/12/2005 14:43)
Fitia virtoaly
Hafiriana (firy volana ? firy taona ?) ny fitiavana no afaka mijanona virtoaly ? Rehefa mihaona ve dia mihamafy ilay fitiavana sa mety mihalefy ? ... tohiny
novalian'i pissoa ny 24/02/2006 10:53
xxx ( 30/12/2005 14:47)
FIJORONA VAVOLOMBELONA
izany hoe ny amin ny rehetra na ny ratsy na ny tsara ,rehefa mety marina mahalina ... tohiny
novalian'i methode ny 04/02/2006 22:47
xxx ( 30/12/2005 14:06)
tratra ambodiomby (NAMPIRAFY EH )
dia ahoana ? inona no hevitrao raha ny vadinao no tratranao nefa ianao tia azy iza no atao sorona ny tenanao ve sa ny zankao ve sa ilay fitiavana zakanao ve ianao tsy saropiaro indrindra sa hody fanin... tohiny
xxx ( 29/12/2005 17:11)
vaovao
Nisarka hono izy roalahy mpihira malaza t@ tarika tragedie????... tohiny
novalian'i riam ny 06/01/2006 09:25
xxx ( 27/12/2005 22:27)
Hanambady hono
Sahirana hono ny papa katolika eo am pandinihana ny hoe tokony hanam bady ve sa tsia ireo mopera satria be dia be hono ankehitriny ireo mopera any Eropa sy Amerika avaratra no mangataka ny hanambadian... tohiny
xxx ( 23/12/2005 18:56)
Namana mila fanampiana
Miarahaba anareo rehetra, za ihany ilay teo aloha io fa nanandrana fotsiny azony efa nanoratra aho teo fa toa tsy nety ilay izy. D zao ry reto a, misy olana iray ity somary lavalava nefa tena mila fa... tohiny
xxx ( 21/12/2005 09:28)
MITADY an'i STEPHANE PAZZAPA na izay olona mahalmahita azy
izaho ( mpamorona sady mpitendry ) dia manana projet ho anao koa raha hitanao ity dia manorata, fa raha ohatra ka tinao ilay vokatra dia afaka miara miasa isika handrian_ony@yahoo.fr ao isika miresa... tohiny
novalian'i joda ny 24/12/2005 19:10
xxx ( 20/12/2005 12:35)
anga-drano
Mba toroy fanafody angadrano nandramanareo namana ka nahomby hoe fa mahaliana ahy be le izy!... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
xxx ( 20/12/2005 11:05)
ho anareo vehivavy
hono a mba misy sipa ve ato te hananjaka fa tsy te hanambady , dia za zany ra misy dia vonona hiatonka ilay mamany sy ny zaza , ra misy ny ilaina , ny anarany tsy man... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2005 14:21
xxx ( 11/12/2005 10:57)
lasalasa wa ny saiko
Misy fotoana aho mandinika an'i Madagascar , maro ireo olona mila fanapiana eo @lafiny rehetra ary maro koa ny olona te handefa fanampiana na ny vahiny zany na ny avana aty ivelany , nefa ny olana di... tohiny
xxx ( 10/12/2005 03:46)
Gasy Mpilalao COUNTER STRIKE
Mitady gasy mpilalao COUNTER STRIKE en reseau dia mba hifanome fotoana. Efa misy maromaro izahay fa mbola tsy ampy. Sady milay kokoa raha tafiaraka TEAM ny samy malagasy. Efa misy ny serveur hilalaova... tohiny
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 15:00
xxx ( 09/12/2005 13:25)
mila toro hevitra
miaraka @olona iray izay tia fiainana be za (oh:boite,misotro,sigara,vehv....),tena tiako izy io , nefa ny mahakamo ahy d ny fijeriko azy d toa tsy reciproque ilay izy , za foana no mitelephone azy , ... tohiny
novalian'i perla ny 29/12/2005 09:59
xxx ( 07/12/2005 11:42)
atimo atinagnagn
Il ne faut pas minimiser la situation dans le Sud-est. A Vangaindrano, des morts sont enregistrés. le phénomène «Kere» est réel. http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=770&ART=14063... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 21:17
xxx ( 04/12/2005 19:22)
regle
sao d mafantatra zavatra na fanafody mampitaraiky regle nareo fa sur aho fa tonga ny regle @ reveillon nefa za manana programme andeha toerana lavitra ka mahakamo b ilay izy! ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4927