ST VALENTIN INDRAY ITY E

1. xxx ( 10/02/2006 14:49)
inona re no cadeaux tena tian'ny sipa atolotra azy e ...lingeries ve sa voninkazo sa in vaky ny saiko
2. nani ( 10/02/2006 15:29)
nena aloha zavatra tsy mora simba fa azo atao souvenir no zavatra tena tiako e!! Fa ni cholcolat sy ni vonikazo sy ny parfum isakarani zani mba hoe fanampiny fotsiny :lol: , amin izay anie refa ani aorina ani de mba tadidiko foana hoe ty laia zoko tamin st valentin !!
3. sipagasy ( 10/02/2006 16:22)
hihi ny ahy nefa efa hitako fa modiako taitra be fotsiny @ talata hihih sady ao @ ilay itiavako azy mmhhhh rojo ny hitako ao izao asa raha hisy fanampiny na tsia hihihi
4. sonwin ( 10/02/2006 17:06)
xxx>teny mamy manavao indray ny fifankatiavana omena azy e
5. nani ( 10/02/2006 17:27)
sipagasy , hihihihi efa weee aza beuu tsikilokilo mbola nitsikilo tao ihani njiko , lazaiko izy weeee amidio njai io rojo io fa tss lol
6. fasaly ( 10/02/2006 18:58)
:-w=((
7. kinaoly ( 10/02/2006 19:05)
kidoro =))=)) zany ndray hono no tandasy eto, vaovao vao azoko zao hariva zao tao @ karajia io =))
8. fasaly ( 10/02/2006 19:45)
:roll:8O
9. fijo ( 11/02/2006 04:44)
ary raha homena fitiavana fotsiny ve de diso????izany hoe manan be e
10. akamatiana ( 11/02/2006 05:13)
fijo :-D

nenah (l) iany no ilaiko avy aminy
11. sipagasy ( 11/02/2006 17:34)
mmhhhh i fijo nga tsy virja intsony???? mmhhhh^^
12. isrine ( 12/02/2006 12:09)
F'angaha miandry St Valentin nareo vao hanao fanomezana ny olontiana...
Azo atao fanomezana avokoa anie ny zavatra rehetra e, ohatra hoe mandeha mijery silema, na ividianana billet hijereny mondial dieny izao izy....
13. fasaly ( 12/02/2006 14:06)
mba hafa ihany kosa lay asiana fety manokana e! amiko aloha e! :wink:
14. dadabe ( 13/02/2006 02:09)
Mpandefa : akamatiana [ Valio ] 11-02-2006 09:13:12
Lohateny : Re : ST VALENTIN INDRAY ITY E
fijo

nenah iany no ilaiko avy aminy

njy aza mbola minera ko, sa efa manana ny anabaviko le ?:-w:-w
15. kala ( 13/02/2006 10:58)
f'angaha kou moa miandry st valentin foana vao hifanome zvt e!
:-D:-D:-D
xxx > atao ze zvt efa mba notsiriritiny efa ela reny no atao surprise omena azy ê! sa:?::?::?::?:
16. fasaly ( 13/02/2006 11:34)
kala: tsy ilay fanomezanjavatra ange no tena mikony e! fa ilay mi feter azy no tena manja indrindra dia ny surprise maro isakarazany miova kely am mahazàtra isan'andro, ohatra hoe tonga i rams ny hariva ohatra de vita ny sakafo rehetsa sns...de mande dodo amzany de ny chambre sy ny fanjina fenoinao petale de roses, ny labozia mirehitra maro be sns..... misy ny mahavita toy izay rehefa izay hoe hi feter ny st valentin zay, fa mba zavatra special noho ny andavananjo zany e! ho an'ny tena mpifankatia mou io an!:wink:
17. cutie ( 13/02/2006 14:21)
ny ahy reto tononkalo no tiako a :-D:-D:-D:-D
18. isrine ( 13/02/2006 15:22)
fasaly: zany hoe ny vehivavy zany no miasa manao ny rehetra dia rangahy migesta fotsiny avy eo. Ko maninona raha mandeha @ resto na hotely...
19. fasaly ( 13/02/2006 15:30)
ka ramose kou efa milanja KDO BE AVY ANY KA8 DOMY TAPANY DE MANDOHA ERANY :°)
20. isrine ( 14/02/2006 16:34)
zao zany no fanomezana tsara indrindra: maka conge rangahy de izy no manao ny asa ao antrano @ io andro io e. fanomezana tena tsara an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7749