ST VALENTIN INDRAY ITY E

21. fasaly ( 14/02/2006 16:44)
:°)
22. Herimiafina ( 14/02/2006 16:52)
(l)(l)(l)(l)
23. fijo ( 15/02/2006 04:38)
sipagasy an,mba hevitra atsipy anie ny ahy iny e.
24. mandrindra ( 15/02/2006 13:31)
tena ny hevitr'ialahy lesy ry fijo no mety a.
mba ahamailako an'ireo milaza hoe mila zavatra spesiala ireo dia tsotra ihany e, ny andro dia samy hafa avokoa, ka anjaran'ny tsirairay no mampilay azy isanandro. ny daty indray dia samy manana ny azy raha hoe fahatsiarovana fa tsy hoe 14 febroary avokoa no daty sarobidin'ny rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8591