Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 06/07/2006 13:03)
be zavatra
Izaho mpanoratra dia vehivavy fa mba saika haka hevitra aminareo lehilahy aho. Tsy izany mantsy fa ny fikan'ny vadiko dia kely dia kely. Rehefa mijery ireny film x reny izahay dia lasa ohatra ny menat... tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:55
xxx ( 06/07/2006 07:19)
ampio ahooo ry namana
misy olona iray tena tiko sy milaza ho tia ahy,marary ny foko ,tiako be mihitsy izy,tsy ho tanteraka mihitsy ny fitiavanay satria izaho efa manana olona miaraka amiko,ilay bandy tiako io mahafantatra ... tohiny
novalian'i 6372sl ny 08/07/2006 16:21
xxx ( 06/07/2006 06:56)
MONDIAL isan'ny ratsy indrindra
Asa aloha ianareo raha mitovy hevitra amiko fa ity Mondial 2006 ity no isan'ny Mondial ratsy indrindra. Tsy hoe akory resy ny ekipa nalaiko dia miteny izany aho fa ny zava-misy mihitsy no manosika ahy... tohiny
novalian'i sasa ny 10/07/2006 03:44
xxx ( 05/07/2006 09:37)
resaka mariage
Resaka depense mariage Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka... tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:40
xxx ( 05/07/2006 09:02)
tarika Njila
Hono ho'a e! Tena ho avy eto Madà hono ny tarika Njila??? Dia marina ve fa 28Juillet izao izy ho ao am Eldorado??? Merci e!... tohiny
novalian'i mmimi ny 24/07/2006 09:05
xxx ( 05/07/2006 08:05)
tampon
tsy misy risque ve ny fampiasàna tampon? ... tohiny
novalian'i Rice ny 27/08/2006 02:02
xxx ( 05/07/2006 04:25)
Resaka mivantana...
Yahoo messenger no tiko lazaina, hono hoa ry zareo izay mahalala: Zao mantsy e, hitako en ligne ilay namako dia manoratra ho azy aho toy ny mahazatra nefa izy tsy mamaly mihitsy, voalaza fa mampias... tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 09:48
xxx ( 04/07/2006 10:03)
ALLAITEMENT MATERNEL 2
Mba mila fanampiana avy aminareo aho raha mety na tsia ilay izy, zahako dia olona avy niteraka, efa ho 3 mois izao ny zanako, ka deux semaines ihany aho no nampinono azy, ka izaho moa tsy tena bien in... tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2006 10:09
xxx ( 03/07/2006 17:15)
aona ny hevitrareo @ity dinika iray ity
misy mpivady roa zany mpivavaka nefa ny ray @zareo reo manao sipa, de nefa zareo isakiny alahady mandea mivavaka fona de mandray fona zany le raika mpanao sipa iny satria mataotra an-dravadiny kanefa ... tohiny
novalian'i cutie ny 05/07/2006 18:26
xxx ( 30/06/2006 07:09)
mamoaka rivotra , inn no antony ?
inn no mahatonga an' le mamoaka rivotra maloto ( mangetotra ) foana ? inn no antony ? inn no tokony atao hisorohana azy ? izaho d matetika voan' io ary tena tsy tàna tokoa, sady miha-lasa habitude, i... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 20:02
xxx ( 30/06/2006 06:42)
vohoka
Misy afaka manome fanazavana ve ny amin'ny fanisana volana mandra-piterahana. Raha ohatra ka hoe manomboka amin'ny fotoana itsaharan'ny fadimbolana no anisana azy? Raha ohatra ka amin'ny fotoana na... tohiny
novalian'i tisera ny 10/07/2006 05:41
xxx ( 29/06/2006 22:58)
fiarahamonina adalam-b...
adalan'io raha io ny fiarahamonina Malagasy: tratra ambodiomby, vodiondry, mifanolo-bodirindrina, vodiakoho, tsy loa-body, vody andro merika,... :°)... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2006 09:25
xxx ( 28/06/2006 13:48)
Feno popup serasera
Izaho irery ve no mahazo an'ilay izy fa lasa feno popup kely be dia be rehefa manokatra serasera aho. Sa normal izany ?... tohiny
novalian'i hery ny 29/06/2006 20:38
xxx ( 28/06/2006 09:39)
tiana fantarina
tiako fantarina we ahoana ny fipetrakin'ny volanareo lhl tsy manambady fa manana sipa , hirevenareo sy angoninareo sa mba hamalifaliana ny sipanareo koa?tsy we sipasipa fa sipa ho alaina vady io resah... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 11:15
xxx ( 28/06/2006 09:31)
vola
tiako fantatra kely we ahoana ny fomba hametrahana ny asiny vola na valeur eo @fiarahan'olon-droa raha mbola tsy mpivady , zany we olona efa samy manajanaka , vhv divorcé mananjanaka 1 ary lhldivorcÃ... tohiny
novalian'i HESHA ny 06/07/2006 06:50
xxx ( 28/06/2006 08:18)
ahona no fomba hamolahana lhly
misy ireo lhly ireo miseho mana-kambo zay mba hatorohy ny fanaovana azy eh!marina mihintsy lay hoe rehefa tina de manararaotra... tohiny
novalian'i tsoupou ny 14/07/2006 07:59
xxx ( 28/06/2006 08:13)
ahoana no hamatarana ny lehilahy hoe tena tia
ahona no hamantarana ny lhly hoe tena tia indrindra lay tsy be teny ireny tsy fantara intsony zay ao am- pony?... tohiny
novalian'i soasoafy ny 12/07/2006 13:10
xxx ( 27/06/2006 14:45)
fa mba ahoana hoa!!!!!!!!
fa mba atoroy hevitra ny tenako hoe ahoana no mba maha be nono!! tsy ny hoe le efa niteraka fa mbola tovovay fa za tsy misy noon nefa rehefa manao akanjo mapiseho nono de fisaka be ny tratra!! misaotr... tohiny
novalian'i xxx ny 11/09/2006 14:05
xxx ( 27/06/2006 14:10)
International Foundation for Science.
Hono ho aho, efa nisy nangataka famatsiambola hanaovana fikarohana amin'io IFS ve ianareo? http://www.ifs.se/ Mba hazavazavao heo raha efa mba nisy nanao azafady fa izaho koa te hanao an'io mant... tohiny
xxx ( 27/06/2006 13:11)
Mba toroy hevitra re e!
Nisy namako niara-nanao sonia bail hanofa trano izay ka dai niara-nisoratra tamin'ny contrat ny anaranay roalahy sy ny sonia ary ny an'ny tompontrano. Maharitra 10 volana ny contrat kanefa dia nits... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2006 21:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1212