Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
12/08/2006 10:04)
aiza o!!
mitady an'i "lalao" namana tao @ "club du jeudri" aho.misaotra anao mamaly ny antsoko....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 21/09/2006 08:21
xxx
(
10/08/2006 14:07)
regime
:roll:inona kay ry reto ny regime tena eficace fa tena tsy mety mahia mihitsy aho a...
tohiny
novalian'i cathy ny 26/08/2006 00:36
xxx
(
09/08/2006 10:42)
Aza tia raha
mba omeo le tonon'ny aza tia raha an'i Vaiavy Chila...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 04:31
xxx
(
08/08/2006 22:26)
MBA MITADY OLONA
SAO RE DE MBA FANTATRAREO I RAJANSON NAMBININA ZANAKA MEDSSINSPECTEUR EFA AVY NIPETRAKA TANY MAROANTSETRA IZY TALO,MANANA RAHAVAVY ATAO HOE TAHINA sy SOSO ARY ANADAHY ANDY IZAY...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:33
xxx
(
04/08/2006 11:48)
fomba
mba tanisao ry zareo ny fomba tokony hatao rehefa eny imasom-bahoaka a!
ohatra hoe: invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 20:50
xxx
(
03/08/2006 09:49)
Anjara
nisy niresaka tatsy amin'ny ilany tatsy hoe anjara, angatahina amin'Andriamanitra sy ny sisa, tenenina ao daholo izay tianao rehetra, ny sahaza ve sa ahoana ? Dia ity misy tantara kely iray tantaraiko...
tohiny
novalian'i majesty ny 07/08/2006 03:56
xxx
(
03/08/2006 08:39)
ahoana no atao mba hialana @tahotra diso tafahoatra
za reto izay ataoko de to mampanahy hoe sao de tsy mety foana nefa tena tspako fa manimba ahy be le izy hany ka na zvt tsy misy dikany ary de matahotra aho de lasa mmmiteraka blem hoahy ihany. Mba ...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:10
xxx
(
02/08/2006 19:03)
fanontaniana
manana olona tiana za , ny olana d izahay mifanalavitra toerana , zany we 400km eo , tia b za aloha ilay bandy t@ voloany , nefa taty aoriana d mahita zavatra niova za, satria samy tsy d nisy firy int...
tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:15
xxx
(
02/08/2006 14:31)
lasa ny saiko
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana?
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/08/2006 18:19
xxx
(
02/08/2006 05:15)
be panendaka any andafy (france)
mapitandrina ny terataniny ny thailandais tsy ande France fa be mpanendaka. http://www.expatica.com/source/site_article.asp?subchannel_id=25&story_id=31810&name=Thailand+warns+against+travel+to+France...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 06:56
xxx
(
31/07/2006 09:22)
@nareofitiavana ve ny tsy fahatokisana
manana namana tsotra za lhl,de mpiarmianatra amiko izy io@plus manbady noefa lehibe niantso ahy t@phon izy de notapahiko satria teo nyvadiko de noraisiny ho sipako de tsy nahatoky ahy izy @nareo ahoan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 15:47
xxx
(
31/07/2006 09:03)
ahoana no fandraisanareoan'ity
mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 03/08/2006 12:11
xxx
(
30/07/2006 12:29)
Embona 4 real
Coup de gueule atsipy any an-dranomasina,
Veloma ry Dago, tany nahalatsahan'ny tavony, nahalehibe, ary koa hilevenana. Na aiza na aiza misy ahy tsy adinoko ianao.
Veloma ry Dada sy Neny, Ray a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 13:14
xxx
(
28/07/2006 06:40)
Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha
Ahoana ny tena fandehany ho anareo lehilahy miaraka amin'ny vahaza (vavy). Inona no lesoka sy tombony hitanareo ? Ahoana ny fikotiana azy raha oharina amin'ny vehivavy gasy ?
...
tohiny
novalian'i nambina ny 13/08/2006 18:05
xxx
(
27/07/2006 20:19)
fitiavana manokana an'i cutie
hito zany de natokako manokana an'i cutie ! mila ny hevitrareo namana zah fa tena haka vady an'i kala cutie...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 29/07/2006 10:35
xxx
(
27/07/2006 08:55)
dde de conseil
misy olona miaraka amiko zany d moi je l'aime vraiment d taty aorina d fantatro oe il veut resortir avec son ex d mba mangataka conseil aminareo re a,in no tokony ataoko fa tena ts haiko tsony mits......
tohiny
novalian'i elsami ny 28/07/2006 07:11
xxx
(
27/07/2006 05:39)
Vehivavy manaiky fitahana amin'ny fomba rehetra
Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny vehivavy sasany mba tsy hilazako oe ny vehivavy rehetra , manaiky fitahina, laingana ary ko ampirafesina de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampifaly zanak'olona de...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 28/07/2006 13:06
xxx
(
26/07/2006 14:30)
Famitahana vehivavy @fomba rehetra de rariny ve?
:twisted:^^Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny lehilahy sasany mba tsy hilazako oe ny lehilahy rehetra , mamitaka mpandainga ary ko mampirafy de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampijaly zanak'olona d...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/07/2006 18:25
xxx
(
25/07/2006 13:38)
mitady olona hivantanana
Misy Mgasy telo mianaka( mpampianatra any Dago izy mivady)nahazo green card. Tsy manana olona hivantanana . sao dia mba misy afaka afaka mandray azy ianareo any Amerika? Mba lazao eto azafady. Misaotr...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2006 14:31
xxx
(
25/07/2006 13:33)
mila fanampiana avy aminareo ao Paris
Misy doko Mgasy te-hanokatra cabinet medical ao Paris. Sao dia mba misy afaka manampy azy ianareo izay toerana tsara tokony halehany na manampy ara-toro-hevitra.Misaotra mialaoha...
tohiny
novalian'i Mitah ny 03/08/2006 14:07
