Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
29/09/2006 07:44)
@rariny ve sa....?
zavatra tena nisy no hitako omaly
Sendra tratra dihy tongotra kely aho omaly fa tsy nahita taxi-be!ny toerana misy anay moa dia eny Bevalala ka somary mandalo alaala vao tonga,taitra tapoka aho reh...
tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:19
xxx
(
28/09/2006 09:56)
Mba mianara ihany e !
salut daholo !
Misy cousin-ko,niangavy ahy hitady vadt vazaha ho azy, (izy anefa tsy mahay miteny frantsy no tsy mahay manoratra frantsay,ary napetrany tamiko daholo ny rehetra momba azy, ary niten...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2006 17:35
xxx
(
28/09/2006 00:10)
Mitady trano na hefitrano NY City!!!!
Mba saika hila fanampiana ry namana sy tapaka fa mafy ny ataky!
Ny zavatra tadiaviko dia "information" momba ny trano hofaina, na hefitrano, na izay mety rehetra ao New-York, fa tsy maintsy makany ...
tohiny
novalian'i dailynews ny 29/09/2006 13:48
xxx
(
27/09/2006 16:06)
Fitia adaladala
Sao de mba misy mahay ny tonon'io hira io.
Misy hoe:
Fitia adaladala
Maro mpankahala
Ny fitiavako anao
............
Parson Jacques ngamba no mihira an'io.
Misaotra mialoha
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 13:28
xxx
(
26/09/2006 19:00)
Mpivady vao misara-toerana
Izany hoe mifankatia izy roa...
Handeha hianatra any ampita-dranomasina ny iray (1 na 2 taoana) de natao ny raharaha rehetra.
Aharitra ve ilay voady ny fanaovana? Sa resiny fakam-panahy.
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 02/10/2006 15:03
xxx
(
26/09/2006 13:08)
conseil pour obtenir un regroupement familial vers la france
Bonjour,
je suis ici en france, je suis enceinte et je me suis separé de mon mari.helas, je suis tte seule ici en france.
J'ai besoin de ma mere pour m'aider et m'assister pendant mon accouchement ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/10/2006 05:43
xxx
(
25/09/2006 18:45)
tsy mahita asa
Tsy haiko na ato alou no tokony hanoratra ity fa zao ry reto a:Manana namana akaiky izay aho tena tsy mahita asa mitsy hatramzao satria izy tsy manana bacc fa niveau terminal d tena mijaly be mihitsy....
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 02/01/2007 15:57
xxx
(
24/09/2006 15:21)
NANKAIZA LAY MENU
Manao aona daholo o, fa ta lasa tsisy ntsony lay menu du jour nefa za manaraka eto foana fa ahitana idée hafa fa ny omaly tsy miova foana no hohanina.
Avereno lay izy boubounezy a, sa indry sahira...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/09/2006 04:54
xxx
(
24/09/2006 09:30)
toe-javatra mampalahelo ka tandremo tsy hahavoa ny hafa
Raha niserasera tamin'ny olona ianao nandritra ny andro,herinandro,volana,eny an-taonany maro:dia nahalala taty aoriana fa sarin'olona hafa(sipakely tsara tarehy)fa tsy ilay namanao mihintsy no tompon...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/10/2006 07:32
xxx
(
23/09/2006 10:53)
mahazo valisoa
izay mahafantatra an'i kamoufle hono dia mahazo valisoa e, satria tena tsara kamoufle ny momba azy:°)...
tohiny
novalian'i vale ny 26/09/2006 21:38
xxx
(
19/09/2006 16:31)
nanala zaza
za ry reto efa nanala zaza efa in dimy angamba ... dia mety tsy hampiteraka intsony ve izany na hampisy problema ny fiterahana? marihina fa nanenina be aho (azonareo bedesina eto) ary io dia nitranga ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
xxx
(
19/09/2006 13:38)
vehivavy mola (Elia Ravelomanantsoa)
Nahoana no ataoko hoe vehivavy mola?
Satria ny tenany ary tsy velony koa hirotsaka, hirotsaka, tsy mitovy anie ny mivaro-tena sy ny mitondra firenene e!samy miatomboka @ mi fa tsy mitovy e!
Ny zanan...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 23:05
xxx
(
19/09/2006 13:30)
Mivavaka tokoa Ve aloha RaFaly (ravalominana)
Tsy hiteny a hoe minana inona izy fa zay e minana izy.Nataoko hoe ra faly satria izy isak'izay tany alehany dia ny ao am-bavany d ny hoe faly aho vao manombaka ny teniny, iza moa no tonga eo ka tsy ho...
tohiny
novalian'i razily ny 09/10/2006 01:28
xxx
(
18/09/2006 23:36)
Mythomane!
Mba saika hanontany anareo namana re ry zareo e! Inona no tokony hatao amin'ireny olona mythomane ireny? Ilay tia mitantara valamaty izany e!
Tsy izany mantsy fa tao anatin'ny olana goavana aho no se...
tohiny
novalian'i andry08 ny 21/09/2006 15:22
xxx
(
18/09/2006 17:15)
film le retour de antson fo
antson fo alo ty an,fa sady ady hevitra ko nefa, fa refa manambady sy mananjanaka sy manana sipa b d b ve de tsy mahazo manao antson fo ntsony,sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiar...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 20:23
xxx
(
17/09/2006 20:40)
lhl gasy ve ti!!!!!!!!!!!!!!!!!
marihina fa vhv ny tenako!!! @zao fotoana izao mba mila ny hevitrareo a hoe ny lhl gasy ve ty atao "fellation"(lehoe tia tetrafina ny anibna nareo)dia mba mahazo tsirony!!!!!!!!!!8O8O8Oraha ny %no jer...
tohiny
novalian'i belaza ny 22/10/2006 20:36
xxx
(
16/09/2006 17:26)
mangataka hira
manaona daolo o!
azafady ry reto a! mba miangavy anareo sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hira hoe ZAZA KAMBANA iny dia mba mangataka raha azo atao fa tena mba tiako iny hira iny.Ny mpihira azy al...
tohiny
novalian'i gerard_lenormal ny 04/10/2020 08:09
xxx
(
16/09/2006 13:58)
Inona ny fiantraikany @ ilay zaza?
Za sy le jobako mifanalavitra be ny toerana, refa niaraka indraycmandé izahay d bevohoka i kala za lavitra anefa lazainy fa ahy io,eny matoky azy ihany aho alou, fa ny hahazo an'ilay zaza no tsy haik...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:19
xxx
(
16/09/2006 13:47)
Tsy miteraka vavy
Sali dole !
Za d tsy miteraka vavy h@ izao efa 2 ny zanako d lazain'olo fa tsy manao sport hono,anefa za mba manao sport, arakan'ny nolazainy tamiko d ny lehilahy sportif d miteraka vavy satria mi-...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:01
xxx
(
15/09/2006 09:25)
hormone
ahoana no ahfantaranahoe mikorotana ny hormone...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 09:27
