Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 15/11/2006 11:47)
singan'olona
singan'olona, toa very izany izaho.. ... suite
répondu par ninih le 17/11/2006 15:42
xxx ( 14/11/2006 18:23)
concentration
Za oa tsy afaka miconcentre tsara amin'ny atoko mihitsy, ohatra ny valabalaka zany foana. Dia tsy mahita tory aza ndraindray. Tsy haiko hoe maninona. Nefa izaho amin'io mpianatra an, ilay tokony hicon... suite
répondu par xxx le 18/11/2006 17:09
xxx ( 14/11/2006 17:24)
homo
Izaho "homo", vita fanamasinana tany ampiangonana kristiana(canada). Inona no mbola antony hanenjehanan ny sasany anay?... suite
répondu par cutie le 15/12/2006 21:31
xxx ( 14/11/2006 16:15)
FANONTANIANA MIPETRAKA HO ANTSIKA MIANAKAVY?
Ny fanontaniana mipetraka voalohany dia ho an'ny eo @ fitondràna maninona kay raha mbà misy ihany ny vola hanaovana propagandy mbà hanaovana zavatra hafa mahasoa ny tanora e ohatra! izay andry iank... suite
répondu par mandrindra le 20/11/2006 14:35
xxx ( 12/11/2006 19:46)
raha nareo no @ placeko de in no ataonareo
zao zany lay resaka nisy olona zay niaraka tamiko de tam volohany zay tenanifampiresaka be tsisy otran zany tam telephone sy ny karazany efa hitanizany ny sariko de tara be izy zah zao zah zao tsy mah... suite
répondu par xxx le 05/12/2006 04:10
xxx ( 12/11/2006 09:58)
hono hoa! mba mahalina ity
hono hoa ry reto le lhl tsy ampy sperme reny ve miteraka sa ahoana? inona no antony mahatonga izany... suite
répondu par batita le 16/01/2007 11:06
xxx ( 12/11/2006 00:55)
Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
Inona ny ataonareo raha ilay miaraka @ akamanareo iny, dia laozany mijery vehivavy hafa? Hafa ny hoe mijery kely indray mandeha fotsiny, fa dia tena any foana, in-3, in-4, @ izay tsy mahalala mody ... suite
répondu par vale le 29/11/2006 10:17
xxx ( 11/11/2006 12:30)
Olon'ny fo....
rehefa tena olon'ny fo be lotra ve dia mora tia na dia tokony tsy hitia olona intsony aza e! ohatra raha misy olona tia anao ka somary manitona anao lay olona de lasa tia tampoka an'ilay olona ianao ... suite
répondu par naughtyboy le 27/11/2006 16:59
xxx ( 10/11/2006 20:21)
Miha very tsikelikely ny maha malagasy .....
Tano izay azo fa sarotra ny mila àry Andrianiko ny taniko .....Hatramin'i POOPY moa dia milàza @ hirany fa TSY MAHAMENATRA NY MAHA MALAGASY hoy izy..NEFA raha mijery ny zava-misy ankehitriny dia mam... suite
répondu par Tsingatsa le 16/11/2006 09:48
xxx ( 10/11/2006 16:52)
raciste ao france gasy/gasy
Milaza isika fa raciste ny frantsay kanefa tonga mitsidika ao france koa ny gasy, maninona mandositra sy miavonavona ireo gasy taratasy maromaro? Efa fiainana hiainan'ny zanak'olombelona io miseho a... suite
répondu par xxx le 14/01/2007 17:50
xxx ( 10/11/2006 14:07)
zava-bita hatrany
Madagascar remporte le «Globe Award 2006» du tourisme Cf> Les Nouvelles... suite
répondu par cabot le 13/11/2006 21:02
xxx ( 09/11/2006 23:33)
Agnostika
Rehefa namaky ny sasany amin'ny voalaza ao amin'ny site n'i Tsimiandravola ( http://www.geocities.com/tsinisijesoa/setrimpandavana.html )aho dia manamafy fa [u]NA misy aza andriamanitra[/u] dia mazava... suite
répondu par prime le 27/11/2006 12:30
xxx ( 09/11/2006 11:57)
wisa,kungna fou
dia manomboka indray ny rediredy ny mpijery filma ! ko raha tsy cinema ka hoe mampitandrina sy hanao zoro! izay mandray tsy raisina izay ihany no mahatonga ilay savoritaka!sa kosa mba te ho minisitry... suite
répondu par akama2006 le 15/11/2006 10:47
xxx ( 08/11/2006 14:37)
tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy
tena tsy nampoiziko velively ity sipako ity hoe mbola vierge.Efa 4è année @ gestion eto tanà izy ary 20 taona. Sendra nandalo teto dago za no niaraka taminy,tena mifankatia izahay ra jerena ary mi... suite
répondu par mandrindra le 13/11/2006 12:59
xxx ( 08/11/2006 14:20)
pute de luxe ny sipa eto tanà!
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty ... suite
répondu par pimaso le 30/11/2006 09:01
xxx ( 06/11/2006 18:44)
olombelo ricky
Salama isika Ho avy ary ilay nandrasana. Hitondra zava-kanto ho antsika indray i Dama sy Ricky ary i Hajazz ao anatin'ilay foto-kevitra Voajanahari izay sehatra iray ahafahantsika mitandro ny zava... suite
répondu par Fiffi le 08/11/2006 19:57
xxx ( 05/11/2006 19:22)
fitiavana-tenav?
misy v karazana lhl miandry tambatambazana foana fa tsy mba mahay manambitamby? ohatra rehefa misy ady na tsy fitovizan-kevitra d tsy mba manaiky diso na efa diso aza, fa miandry anilay vhv foana hana... suite
répondu par xxx le 09/11/2006 17:29
xxx ( 03/11/2006 23:23)
fanirina
ianareo vehivavy ve de mba maniry sy tia lehilahy iray na eo @ bikany na eo @ fihetsiny ka te hiaraka aminy ianareo? Mba azonareo lazaina eto ve ny antony ?... suite
répondu par MTN le 05/11/2006 20:46
xxx ( 03/11/2006 10:59)
resaka trano
:P o ry zala e,mba té hanana trano kely eny mahitsy aho hevitra iray lehibé mety mavita vé ra vola cinq million ,sao diran-doja na fitahin'olona,tsara è... suite
répondu par ratonga le 01/12/2006 23:03
xxx ( 02/11/2006 18:49)
DIEGO sy NOSY BE tsy tia merina!
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.6074