Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 02/11/2006 17:54)
Afaka hitondra firenena ve ny pasitera?
Amin'izao fotoana fifidianana izao dia tafiditra an'isany mandray anjara amin'ny firotsahana hirotsaka ho fidiana ny pasitera.Nisy boky nosoratan'i nenilava fa amin'ny andro farany dia an'isany ho voa... suite
répondu par prime le 28/11/2006 12:10
xxx ( 01/11/2006 01:08)
Fanambadiana
Mba toroy hevitra ry reto @ ty resaka fanambadiana ty a! Tena ilaina ve ny fanaovana fiofanana miaraka @ mopera na pasitera alohan'ny hanaovana mariazy? Inona ny tombontsoa azo ary mety ho inona ny v... suite
répondu par andry08 le 09/11/2006 12:21
xxx ( 31/10/2006 07:09)
Nazislamisme: France vs Ozie
http://www.france-echos.com/actualite.php?cle=10638... suite
répondu par boubounezy le 01/11/2006 22:45
xxx ( 30/10/2006 18:39)
TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY SIPA ANKEHITRINY...
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny indrindra eto @ tanàna (DAGO) dia mahalasa saina ihany ny sipa ankehitriny fa miodina atsy miodina aroa ny fiainana sarotra ve no mahatonga an'izany sa in... suite
répondu par batita le 13/01/2007 10:30
xxx ( 30/10/2006 16:31)
mbola aiza 'zany e!
Aza marary fo fa resa-birtoaly daholo io e, te hanao amiko eo ka zao ve hoe owa owa owa! :-P... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 06:42
xxx ( 30/10/2006 09:42)
mec and mec
fa ahoana no eto madagascar indraindray tsy dia tena serieu ny relation entre les deux mecs ... suite
répondu par boygay le 13/04/2007 07:36
xxx ( 28/10/2006 05:49)
Lettres à un tueur
Tsy haiko na firy tamintsika no nahita an'iny film iny fa mamaky an'ilay dinika etsy ambany etsy io aho hoe "ny taminay" dia mahatsiaro an'ilay izy. Ny niafarany moa dia tantara be dia avy eo mba nisy... suite
répondu par Fiffi le 01/11/2006 18:54
xxx ( 27/10/2006 23:57)
manina
Za ohatra ny mila hevitra avy aminareo. Vao roa taona izay aho no taty andafy fa ohatra ny leo be izany aho.:evil: Inona kay no mba fialamboly mahafinaritra aty ankohatra ny toaka.... suite
répondu par ninih le 10/11/2006 14:15
xxx ( 27/10/2006 09:39)
mila toro hvt o!!
Manana sipa efa ho erintaona sy tapany aho izao fa efa fantatro h@ voalohany hoe efa anolonkafa izy.Mbola niaraka ihany izahay ary tena mifankatia tokoa.Mbola tsy nahatsapa fitiavana tahaka izany aho ... suite
répondu par fily le 05/01/2007 12:35
xxx ( 26/10/2006 21:11)
tokony mba hisy rediredy eh
nareo ve tsy mahatsapa fa ohatra ny milay zany ny mirediredy nefa manalabaraka. Amin'itony anonyme itony tokony mba manararaotra mirediredy fa tsy serieux be foana.... suite
répondu par boubounezy le 01/11/2006 22:42
xxx ( 26/10/2006 08:41)
Bill Gates Foundation
Bjr daholo, Mba mailomailo ihany raha mahazo an ity e! fanazavana : http://henrikaufman.typepad.com/eclectihklog/2006/04/incroyable_bill.html BILL GATES FOUNDATION LOTTERY A Votre ... suite
répondu par dailynews le 26/10/2006 15:43
xxx ( 24/10/2006 15:37)
Tena leo politika aho
Asa nareo raha mba tahak'ahy fa tena leo tanteraka an'ity politika ity aho. ... suite
répondu par vitsika le 28/10/2006 13:43
xxx ( 24/10/2006 13:02)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana; Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 17:29
xxx ( 24/10/2006 09:18)
MADAMA be spons!....
Ahoana no fahitanareo ny cas efa manomboka miseho toy izao .Madama efa manenika ny 40 taona ,ao ny manambady ara-dalàna ao koa ny rava toka-trano na manao-tena dia misipa @ bandy kely 25 à 30 ans.D... suite
xxx ( 22/10/2006 10:46)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana; Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 17:30
xxx ( 21/10/2006 07:53)
ny taminay
Miarahaba antsika rht Miala tsiny alou ra sendra lava ity zvt soratako ity, miala tsiny ko ra ts mitonona fa ts de fombako lôtra le mitatara fianana fa zany hoe nony asoparana ataon’ny sasany dia ... suite
répondu par Fiffi le 05/11/2006 18:13
xxx ( 19/10/2006 10:20)
hiasa sa tsia?
vokatra ny petrole gasy! Mitady mpiasa 6 volana. http://engineeringjobs.net.au/jobs.nsf/z/38312... suite
répondu par dailynews le 23/10/2006 13:53
xxx ( 19/10/2006 08:54)
mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary
manaonn daolo vao vety2 no nahazo ordi, koa manararaotra engana milaza ny fiainako aty. mafy ny mahazo ahy fa gasy aho nanambady mena sofina, mimpetraka aty ambanivohitra be mihintsy aho, de mijaly b... suite
répondu par sitlo le 16/03/2007 15:57
xxx ( 17/10/2006 10:13)
Lasa ao Paris daholo ny dossier étudiant rehetra
Ahoana indray io ? Sao dia mampiahiahy izany ?... suite
répondu par Fiffi le 24/10/2006 09:28
xxx ( 17/10/2006 10:12)
Fa rehefa vita ny fianarana dia inona no tokony atao ?
Toa lasa voatery tsy maintsy mitady inscription foana isan-taona lava izao. Mankaleo. ... suite
répondu par Fiffi le 23/10/2006 20:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1229