Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 30/03/2005 06:56)
Jean Marc KOUMBA dia voaraoka hiala ny tanana
araky ny voalazan ny gazety miseho isanandro maro dia voalaza fa voaraoka hiala eto Madagasikara Ingahy Jean Marc KOUMBA izay mpiandry manokana na garde rapproché ny filoha Ravalomanana. Izao no fij... tohiny
novalian'i cheboman ny 31/03/2005 09:54
ravatorano ( 18/03/2005 12:27)
fanovana mambra ao amin ny governemanta
Fanitsiviny izao no nisy fanovana io governemanta Sylla io ary dia tamin ity farany ity dia Ingahy praiminisitra Lefitra mihitsy no nisaorana fa nahavita ny adidy nampiandraiketina azy. Gagagaga ihna... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 20:04
ravatorano ( 09/03/2005 11:31)
Fiadina ny amboaran i afrika eo amin ny tompon daka sy tompo
Nampalaelo tokoa ny fiafaran ny lalao nihaonan i Kaiser Chief sy ny USJF Ravinala teo Mahamasina ny alahady teo satria dia maro ny naratra ampolony maro ary dia nisy tovolahy kely anakiroa 9 sy 13 tao... tohiny
ravatorano ( 04/03/2005 06:30)
hafahafa ihany aloha raha izao fisehony izao
Raikitra ny greve atsy mandeha koa ny ary. Greve syndicale ireo. Ny mahagaga dia izao raha vao misy resaka grevy dia milaza avy hatrany ny fitondrana fa mamofopofona politika na koa we greve politik... tohiny
novalian'i bendrina ny 14/04/2005 16:38
ravatorano ( 31/01/2005 10:26)
fandalovan ny cyclone ernest tany antsimo
azonareo http://www.les-nouvelles.com ka ao amin ny à la une na ny http://www.madagascar-tribune.com samy nivoaka androanay 31.01,05 dhl ireo fa tena henjana tokoa ny nahazo ny vahoaka tany toliary. ... tohiny
novalian'i lo ny 04/02/2005 06:20
ravatorano ( 31/01/2005 08:48)
mba velombolo indray ny football eto amin ny tanana
Resin ny USCAFoot izay tompon dakan i Madagasikara tamin ny isa 4-1 ny tazanianina teo amin ny fiadiana mandroso ny tompon ny amboaran ny afrika eo amin ny lalao voalohany hifanitsanana :D http://ww... tohiny
ravatorano ( 25/01/2005 09:07)
fanafihana diplomaty sy solotenan ny banky mondiale ary manampahefana malagasy vitsivitsy izay niaraka nivoery tamin ny trano iray anà diplomaty frantsay iray teny Mandroseza
Efa tena henjana tokoa ny tsy fisian ny fandriampahalemana eto amin ny tanana satria efa diplomaty mihitsy v no tafihiny amin izay indray ry lerony tsy mbo misaro tava akory nefa misy malagasy manamp... tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:37
ravatorano ( 14/01/2005 08:29)
tena cause humanitaire marina v no hanampian ireo firenen dehibe tandrefana ny any asie izay voan ny Tsunami teo sa misy resaka ambadika toy ny hoe nohon ny tombotsoany any ?
Nahagaga ihany tao ho ao ny fanambarana nisesy fa tsy ampy roa herinandro akory dia nahazo fanampiana indroa avo heny ny Croix Rouge frantsay ho an ny traboina any asie voan ny Tsunami nefa hoy ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:29
ravatorano ( 11/01/2005 08:26)
ny namana xhy dia nametraka izao fanontaniana izao tamiko hoe \"\" ny tsy fahampian ny fifaneraserana ara barotra anaty sy ivelany no mahatonga ny inflation ?
Tsara houzy raha mba atao hiadian kevitra izany fa samy hanana ny heviny isika namana koa mansa anareo ary ny tenako sy i xhy handray anjara amin izany .... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/07/2005 10:55
ravatorano ( 11/01/2005 08:18)
iza no mpihira na tarika malagasy hitanareo sy tsapanareo nahavita betsaka tamin iny taona 2004 lasa iny ?
Izany hoe ny tiako lazaina hoe nahavita be dia ireo tianareo sy nanakaiky ny foanareo ary tsapanareo fa anisan ny nakafizin ny olona maro manodidina anareo. Ny safidiko manokana aloha dia ny tarika A... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 21:48
ravatorano ( 10/01/2005 13:22)
Hena : nilentika ry zalah fa tsy hita firy teny ambony akalana rehetra teny amin ny mpivarotra teny teto andrenivohitra.
Efa ho herinandro izay no vitsy ny hena na hen omby io na hena kisoa hita teny amin ireo mpivaro kena teto andrenivohitra>Raha nisy aza moa teny ho eny dia teo ami ny 5 000 ariary ny iray kilao amin i... tohiny
ravatorano ( 10/01/2005 12:58)
mety ho hanahhirana ny fahasalamany v ny toy izao sa dia efa izany tokoa ny hoe fandrosoana ry zareo ah !Mahagaga ny fandehan ny fivoarana ara tekinolojika sy ny siansa eh !
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans. Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup ... tohiny
novalian'i sechat ny 12/01/2005 14:56
ravatorano ( 10/01/2005 12:47)
vehivavy roumanina fitoamby enipolo taoana mitoejaza kambana
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans. Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup ... tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 21:02
ravatorano ( 10/01/2005 09:34)
Ny kabary nataon Ingahy Rajemison Rakotomaharo v tena tsindro paingotra sa kosa mba entina hilazana fa misy ihany ny olona mahay miteny mahitsy amin ny Filoha ?
Maro ny olona no gaga sy tena variana tokoa tamin ny kabary izay nataon Ingahy Rajemison Lehiben ny Antenimieran doholona na ny Sénat. Ny antony dia ny nolazainy fa tonga izao ny fotoana hampiasana ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/01/2005 20:33
ravatorano ( 10/01/2005 09:26)
ahoana ny hevitrareo amin ireny kabary nataon Ingahy Filoham pirenena Ravalomanana ireny ?
Voalohany indrindra eo amin ny fiakaran ny karaman ny mpiasam panjakana ho 12% nefa voalaza ny stat fa maherin ny 25% ny inflation asa na amrina koa io na tarehimarika omena fotsiny. Manarak izany di... tohiny
novalian'i xxx ny 16/01/2005 09:34
ravatorano ( 13/12/2004 07:09)
Ingahy Ravalomanana sy ny fitondrana amin izao fotoana izao : diso fanatenana marina v ny vahoaka ?
Amin izao fotoana izao d b ny mimenomenona a ry milaza mihitsy fa \"\"nareo no nifidy an io\"\" na dia anisan ilay mpifidy azy aza ilay olona. Inn no antony mahatonga izany : -Izay fitondrana nifand... tohiny
novalian'i judicael ny 08/04/2005 06:27
ravatorano ( 18/11/2004 09:32)
vary ihany wa nenay malagasy
Gaga be aho omaly raha nijery vaovao tamin ny fahita lavitra fa d misy milaha bary indray amin izao.Teny ankadifotsy teny ambohimanarina ary anio maraiana aza moa dia nisy gazety niteniteny foana hoe... tohiny
novalian'i booboo ny 20/12/2004 14:52
ravatorano ( 16/11/2004 11:30)
Tsymisy mihaino intsony v ny mpanao politika eh ?
Mahagaga ahy mantsy fa rehefa misy debat amin ny tv na radio ireny d hitako faf vitsy ihany ny olona no mihaina na mijery an ireny.Ny any amin ny faritany izay tsy misy afa tsy tvm aloha dia voatery i... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2005 11:24
ravatorano ( 16/11/2004 08:34)
USJF/RAVINALA nanao poa droa tamin ity taom pilalaovana ity !
Teo amin ny taranja baolina kitra na ny foot ball dia vita tamin ny alahady teo ny fiadiana ny amboaran i Madagasikara na ny coupe de Mada 2004.Ny nifanena tamin izany dia ny USCAFOOT izay ekipan ny c... tohiny
novalian'i Rojoukel ny 23/05/2005 08:40
ravatorano ( 16/11/2004 08:17)
Ambondrona
Hiakatra antsehatra eny amin ny palé eny mahamasina indray ny tarika Ambondrona amin ny herinadro ambony iny . Amin ity taoana ity dia io no faran ny fampisehoana ataondry zareo mandeha irery eto an... tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 21:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1761