Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 21/11/2005 05:52)
Nisy saika hamono ny filoha Ravalomanana
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=37987&r=4&d=2005-11-21 Ny vaovao omaly no nandrenesako an 'io sy ireo gazety mpiseho isan andro ka tsara raha ry zareo no manao ny komentera. http://www.mi... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2005 22:48
ravatorano ( 21/11/2005 04:50)
hetsika nataon'ny namana serasera eto Dany 19 novembre 2005
Tontosa antsakany sy andavany tokoa ny heytsika izay natao ny 19/11/2005 teo ary nizotra arak'ireny programa nalefa teto ireny ihany. Fijeriko manokana izy ity fa tsy tatitra akory fa na izany aza di... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 21:21
ravatorano ( 11/11/2005 12:16)
Mifarana rahampitso 12 novambra izao ny fisoratana anarana
mifarana rahampitso 12 novembre izao ny fisoratana anarana amin ny fandehanana amin ilay hetsika atraon ny namana sezrasera dia ny excursion eny amin ny lac hotel ambohibao izany sy ny cabaret dancing... tohiny
novalian'i HeryLo ny 11/11/2005 14:11
ravatorano ( 24/10/2005 07:52)
feno zato taona ny rugby malagasy amin ity taona ity
Manomanana ny fahazato taonan'ny fisian'ny baolina lavalava na ny rugby idsika eto Madagasikara. Tany amin'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy satria nanao fihaoana hatrany frantsa a... tohiny
ravatorano ( 22/10/2005 09:28)
jirama sy ny delestage : mikaikaika ny mpanjifa
nivory omaly ny lohandohan 'ny mpisorona ao amin ny jirama ary dia nisy nanambara re tamin ny fahitalavitra fa mbola any amin ny taona a2007 any vao ho afaka ny delestage na fahatapahan 'ny jiro amin'... tohiny
novalian'i pakopako ny 17/12/2005 23:16
ravatorano ( 11/08/2005 06:40)
tselatra : indray miseho
Hikalo sy hivazo ny hirany indray ny tarika tselatra amin ny 20 ogositra ho avy izao ao antsahamanitra ka iza no hiaraka amiko amin io fa hirefotra sy hipoaka indray ny kianja maitso ao. Efa tonga et... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:01
ravatorano ( 29/07/2005 06:20)
Ny vaovao lehibe nambaran Atoa filoha Ravalomanana omaly
Raha tonga nanokatra ny SALAMA 2005 teo amin ny palais de sport Mahamasina ny Filoha Ravalomanana dia nanambara fa dia ho foanana ny hetra alaina amin ny fadi tseranana eo amin ny akora anaovana ny as... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 23:09
ravatorano ( 20/07/2005 05:47)
ny TIM sy ny antenimeram pirenena
Re erarn tany re eran danitra fa dia hametram pialana izany ny filohan ny antenimieram pirenena Lahiniriko Jean izay mpikatroka ao amin ny antoko ma... tohiny
ravatorano ( 28/06/2005 06:17)
Vita soa sy nilamina tsara ny fankalazana ny faha 45
ny fahaleovan tena-mpirenena iny. Ny tena nanaitra ahy tamin ny kabarin Ingahy Ravalomanana tamin ny kabary fiarahabana ny asaramanitra dia ny filazany fa afa-trosa tanteraka i madagasikara ka tsisy ... tohiny
ravatorano ( 23/06/2005 06:25)
Alain RAMAROSON élu à l'unanimité
Lors de la seconde assemblée générale qui s’est tenue hier après-midi, à l’hôtel Soimanga, à Manakambahiny, les 3 « N » ont finalisé les structures et les hommes chargés du suivi des rÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 22:07
ravatorano ( 16/06/2005 05:57)
fête des péres sy fetin 'ny ray
Reko fa amin ny alahady izao ny fetidepera sy fetin ny ray d gaga sy variana aho hoe ary toa tsisy pub kle toa tsisy kozy mihitsy izy zany sa efa manomboka ny antanan dany d tsisy miraika ny olona. A... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:08
ravatorano ( 14/06/2005 08:07)
Afaka roa taona dia hifidy ny filohan ny repoblika isika
Efa miomakomana amin izany sahady izao ny antoko politika samihafa .Ny sasany aza moa dia mitady izao teteza mita izao izay hita fa fanonganam panjakana tsotra izao.Amiko ireny dia ilay tsy mahari boa... tohiny
novalian'i eh ny 23/06/2005 11:22
ravatorano ( 31/05/2005 05:54)
fihaonana tao amin ny EPP Ampefiloha tamin ny 28 mai lasa te
[i][b]Ry namana hajaina isany[/b][/i] Vita soa aman tsara ihany ilay fivoriana natao ny 28 mai lasa teo tao amin ny EPP Ampefiloha ary dia isaorana an 'Andriamanitra izany . Ny namana nanatrika tazo... tohiny
novalian'i Blackman ny 31/05/2005 14:27
ravatorano ( 04/05/2005 07:44)
Ny adidy tsy an olondratsy hoy ny fitenenana.
Nahavita ny adidiny tokoa isika namana satria nanana solotena tamin ny famangiana an i namana naritsimba tamin ny fahoriana niantra tao amin ny fianakaviany tamin ny nahalasanan ny rainy. Misaotra an... tohiny
ravatorano ( 02/05/2005 06:22)
vita soa aman-tsara ny fihaonana teny amin i jaya !
:D Masaka b ilay fihaonana teny amin i jaya teny ankazomanga atsimo ny sabotsy lasa teo. Nangotraka tokoa ny fiahaonana satria nisy ny nanao cabaret nanpiarapeo tamin ny gitara ary tao koa ny nandi... tohiny
novalian'i andmia ny 28/09/2005 09:56
ravatorano ( 28/04/2005 05:51)
Mampataotra raha hisy tokoa ny fitokonan ny miaramila
Tamin ny gazety mpiseho isan andro androany no nahitako fa mety hitokona ny miaramila fa nahena ny karamany. htpp://www.lexpressmada.com/article.php?id=31612&r=11&d=2005-04-28 Misy miteny we inn no ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/05/2005 21:35
ravatorano ( 27/04/2005 08:33)
raikitra izany fa dia hisy fihaonana ho an ny namana rehetra
eto antananarivo amin ny zoma hariva izao eny amin ny namana jaya eny ankazomanga eo akaikin ny fiangonana M.E.T. Koa manasa antsika namana rehetra izany ho tonga amin io fotoana io izay manomboka am... tohiny
novalian'i Tenio ny 30/04/2005 12:39
ravatorano ( 18/04/2005 11:12)
vokadalao samihafa tamin iny fara.n ny herinandro iny
Teo aminny ny lalao [b]basket ball [/b][b][/b]izay hihaonan ny Seychelles,Maurice , Madagasikara . Mahorais sy Reunionnais izay ao anatin ny lalao CCOI 2005.Mad Consult Sebam 87 - Real du Port Luois ... tohiny
ravatorano ( 11/04/2005 11:19)
Manomboka izao dia hihezaka ny tenanay handefa vaovao tsy
ho anareo namana mikasika ny fanatanjaha tena eto antoerana , ny voka dalao amin ny faran ny herinandro sy ny lalao na hetsika karakaraina ka mikasika ny fanatanjahan tena. izany no atao dia mba hije... tohiny
ravatorano ( 30/03/2005 07:20)
Ny Paka 2005 tao Antsirabe
Maina takina ny Paka tao Antsirabe tamin ity indray mitoraka ity .Izay no azoko ilazana azy satria tena hita fa vitsy dia vity ny olona namonjy izany tany. Maro be ny antony fa raha ny filazan ireo o... tohiny
novalian'i moi ny 19/04/2005 09:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0574