Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 23/11/2006 08:18)
sambany teto antany nisy an 'izao toe javatra izao
aiza no nisy an izany hoe kandidà marobe izany indray hanao fampielezan kevitra d iza no hofidiana d iza no ho tohanana tena matrina ny lazain i kitjo fa tsy zakan ny olona ka na eny amin ny karti... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 09:58
ravatorano ( 08/11/2006 06:09)
nodimandry omaly hariva ny renin 'i avylavitra
Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesina antsika namana fa namoy ny reniny ny namana avylavitra omaly hariva :cry::cry::cry:.Hisy fitsapana alahelo sy famangiana izay hataon'ny namana serasera rahampi... tohiny
novalian'i watafon ny 16/11/2006 19:29
ravatorano ( 31/10/2006 06:48)
festival rock beautiful eo antsahamanitra ny 05/11/2006
Dia hiseho antsehatra faraparany indray izao zany ny taraika tselatra amin izao fandalovany eto Dago izao.Nampitondraina ny lohahevitra hoe festival rock beautiful ilay hetsika izay atao ny 05/11/06 a... tohiny
ravatorano ( 29/10/2006 07:10)
Vita soa aman-tsara ny fitsangatsanganana e
Fisaorana an'andriamanitra no anokafako ity lohahevitra ity nohon'ny nanomezany fahasalamana,fahavitrihina,sy fotanana nahafahana nanao iny fitsangatsanganana teny Vontovorona iny. Isaorana koa ireo ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/01/2007 13:25
ravatorano ( 02/10/2006 06:16)
sarotra ny miteny na mananatra olona amizao
Gaga b ny nahita tovolahy nifamaly tamin ny olona lebebe iray omaly.Ny anton ilay fifamaliana izany lasa ady saritaka sy savorovoro b teo analakely dia izao : notenenin ilay razoky ilay zandrikely mba... tohiny
ravatorano ( 02/10/2006 05:59)
ny fanamafisam-peo amin ny fampisehoana eto Dago
Nisy fampisehoana omaly teo amin ny gara Soarano ka nadraisan ireo isan ny kalaza amin ny gadona soft rock sy rock metal eto amin ny nanatà. Ny tiana ho lazaina fotsiny dia tena tsy mendrika miitsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 09:40
ravatorano ( 17/09/2006 08:19)
fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago
Faly mihaoana aminareo indray amin ny alalann ity lohahevitra ity :D Omena anreo eto izany ny fiketrehena ny fety sy fihaonana ary ny asa hatao ho an ny namana serasera Dago , fandaharam-potoana hatr... tohiny
novalian'i mbaliana ny 04/01/2007 17:20
ravatorano ( 30/08/2006 07:46)
habibiana tsy roa aman tany ny toy itony !
Habibiana Novonoiny ny zanany dia nananton-tena izy Noho ny adiny tamin'ny vadiny dia novonoin'ity raim-pianakaviana ho faty aloha ny zanany vao notaperiny ny ainy. Hafatra an-taratasy no napetran... tohiny
novalian'i rivodoza ny 25/09/2006 12:22
ravatorano ( 28/08/2006 11:52)
resin ny maki izany ny zambianina 59-18
Rugby - Coupe d'Afrique Les Makis bousculent les Zambiens L'équipe nationale de rugby n'a laissé aucune chance à son homologue zambienne. Les Makis ont laminé l'imposant pack de leurs adve... tohiny
novalian'i Razouzou ny 29/08/2006 10:48
ravatorano ( 21/08/2006 14:47)
tena mahagaga ity voalaza ato ity zay niseho anio
POLITIQUE [b]Election présidentielle Menace des natifs des cinq provinces Les projets de perturbation de l’élection présidentielle se font jour. Le soi-disant groupe des natifs des cinq pr... tohiny
ravatorano ( 18/08/2006 05:40)
Notanana ampon ja i David Rajon
Fanodinkodinam-bolam-panjakana Notanana am-ponja i Davida Rajaon [b]Vola be tsy hita noanoa mitentina 6,2 miliara ariary no nahodinkodina teo anivon'ny tetik'asa Fid izay nitarika ny fitanana am-p... tohiny
novalian'i dibbah ny 09/05/2008 16:07
ravatorano ( 10/08/2006 06:50)
nanambara fa hilatsaka ho fidiana koa zany zao ny Gal FIDY
ELECTION PRESIDENTIELLE Le Général Fidy candidat Midi-Madagasikara 10/08/2006 La liste s’allonge. Et ils sont maintenant quatorze à s’être déclarés candidats à l’élection présid... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 07:35
ravatorano ( 31/07/2006 08:33)
nirehitra ny birao iray tetsy anosy tribonaly
Le bureau des juges incendié le quotidien du 31/07/2006 Incendie criminel. C’est le premier constat qui a été fait hier après que le bureau des juges en charge de l’affaire évasion à la m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/08/2006 10:07
ravatorano ( 31/07/2006 04:12)
fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera
Fitsangatsanganana any Toamasina hataon 'ny namana serasera Dagoeto Madagasikara. Raha niatrika ny fivoriany ny mpitantana ny fikambanana namana serasera Dago dia nanapa-kevitra fa hitaona ny namana ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:31
ravatorano ( 30/06/2006 05:25)
mitombo iray indray izany ny mpilatsaha ho fidiana prezidà
Election présidentielle : Ninie Donia candidate ! La rédaction 29-06-2006 La chanteuse Ninie Donia est candidate à l’élection présidentielle du 3 décembre ! Elle a annonc... tohiny
novalian'i vale ny 01/07/2006 09:39
ravatorano ( 28/06/2006 06:23)
Akom baovaon ny fankalazana ny 26 juin 2006
Défilé du 26 juin ailleurs Le « Tambatra », pour la candidature de Pety Rakotoniaina Le « Tambatra » a investi la place et englouti les autres formations politiques. Le TIM n'a pas du to... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 11:20
ravatorano ( 22/05/2006 08:51)
miaramila iray maty voiatifitra teny antsonjombe omaly
ANTSONJOMBE -Miaramila iray maty voatifitra Maty voatifitra ilay miaramila tsy nanao fanamiana. Miaramila iray, araka ny vaovao marim-pototra voaray teny anivon'ny etamazaoron'ny tafika malagasy, ... tohiny
novalian'i benito ny 04/06/2006 23:19
ravatorano ( 12/05/2006 04:28)
Mampanantena fifidianan malalaka sy ankahalalahana i Ra8
[b]Scrutin présidentiel-Ravalomanana promet une élection libre et démocratique[/b] Le pouvoir rassure. Le président Ravalomanana lance un appel du pied pour mettre en confiance l'opinion publique... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 18:50
ravatorano ( 12/05/2006 04:24)
raha ity voalazan ny gazety ty d tena matanjaka i Lahaniriko
Politique Jean Lahiniriko à la présidentielle [b]15 hélicos et un 4x4 par district ?[/b] L’ex-homme fort de Tsimbazaza, Jean Lahiniriko n’a pas tardé à officialiser sa c... tohiny
ravatorano ( 12/05/2006 04:00)
Andriamatoa Mahafaritsy Samuel no filohan'ny AN vao2
ASSEMBLEE NATIONALE. Un Tuélarois succède à un autre Tuléarois. Mahafaritsy Samuel a pris le relais après l’éviction de Lahiniriko Jean. Un Tuélarois en succède à un autre Tuléaro... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0558