Liste des messages

Liste des messages, inserés par ravatorano, par ordre de date
ravatorano ( 29/01/2004 17:42)
ahoana no hamohanana ny piratazy ?
Betsaka ny K7 piraty taloha fa izao efa ny CD indray izao no misy mamokatra ary misy tena milay ah ! Lé tompon'ny sangan'asa mbola tsy mahavokatra an'ilay izy ry zalà efa mamoaka ary ry lerony iany... suite
répondu par iartistika le 15/05/2005 14:18
ravatorano ( 28/01/2004 20:46)
ny sandam-bola malagasy
Efa mananika ny roa arivo ariary malagasy izao ny sandan ' ny Euro akiray.HIta izany fa mitotongana ny sandam - bola malagasy eo amin'ny tsena iraisampirenena. Raha nilaza ny heviny momba an'io ny mi... suite
répondu par peluche le 21/02/2004 12:17
ravatorano ( 28/01/2004 20:08)
mitady anciens élèves college Immac.Concept° Antsirabe
Manakory aby é ! Mitady mpianatra na mpampianatra anandalo tao amin'ny Ecole Immaculée Conception antsirabe taloha . Efa misy ny anciens élèves Maristes fa mba tsara raha atokana ny tao amin'ny ... suite
répondu par kitjo le 12/04/2004 15:54
ravatorano ( 22/01/2004 18:01)
mino ny "ody gasy" ve ianareo ?
ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny. Misaotra anareo mandray anjara é... suite
répondu par rafajeh le 18/02/2013 02:03
ravatorano ( 22/01/2004 17:48)
Lavo ny andry iray lehibe tao amin'ny "mafana"
Fakomaly no nidaosin'ny fahafatesana Ingahy Germain Rakotonirainy natsoin'ny sasany hoe : "Razery, Lynx". Raha teo amin'ny resaka politika dia nanana ny maha izy azy tokoa ny lehilahy aary tsisy mihi... suite
répondu par ravatorano le 22/01/2004 17:48
ravatorano ( 22/01/2004 12:19)
ny sida : fa maninn é ?
Fa maninona no tsy lazaina sy hamafisina avokoa izay mety mahatonga ny sida fa dé ajanona fotsiny eo amin'ny lafiny wé tandremo ny mijangajanga fa mety hitondra ny otrik'aretina sida. Moa ary ve ny... suite
répondu par ravatorano le 23/01/2004 20:41
ravatorano ( 21/01/2004 16:49)
maninn ny kofa no mahatsiaro kompleksé raha kely karama nohon'ny joba
Mbola tssy nanao statistika zà momba an'io fa ny ankamaroan'ny kofa kely karama noho'ny joba dé kompleksé avy hatrany ka raha mbola vao hivady dé mety tsy ho tanteraka mihitsy nohon'ny amin'ilay "... suite
répondu par fijo le 03/02/2004 20:36
ravatorano ( 21/01/2004 16:37)
inn no mahatonga ny antoko politika maro eto Madagasika
Mba lazao ny hevitrao ary misaotra indrindra amin'ny fandraisana anjara é... suite
répondu par kally le 24/01/2004 20:57
ravatorano ( 21/01/2004 16:32)
Ny fanamboaran dalana eto Madà
Mihetsiketsika mafy ny fitondrana ary misy tokoa ny ezaka eo amin'ny fanamboarana ny lalana.Miankina amin'izany ny famoaham-bokatra any ambaivolo rehetra any.Marina fa tsy godrao dhl ny lalana fa maro... suite
répondu par ravatorano le 05/04/2004 13:20
ravatorano ( 14/01/2004 20:54)
Ny antoko politika sy isika malagasy tia anazy
Efa maherin'ny 170 any izao ny antoko politika eto Madagasikara. Ny antony dia tsisy fepetra raisina maoa amin'itony fanorenana anazy tony fa dia rehefa mahavita statut ianao dia miantso mpanao gaze... suite
répondu par six le 04/03/2004 12:03
ravatorano ( 13/01/2004 12:14)
kristianisma sy ny malagasy
Azo lazaina ve fa fivavahan'ny razantsika malagasy ny fivavahana kristianina ?????? ... suite
répondu par TOKY NY AINA le 01/03/2017 11:54
ravatorano ( 12/01/2004 12:06)
rabôgany
kofa toy ny inn no tena mahasarika anareo jô ireo ? Ny lélà mantsy hono tsy mba misy faharatsiany fa bôggany dhl... suite
répondu par fijo le 03/02/2004 16:33
ravatorano ( 12/01/2004 11:06)
kabarin-Dra8
Mba aiza o aiza ny hevittsik amireny.isika lé vahok tsy mandady harona .Ny sosy betsaka fa ny ampiasana azy no manairana.Tsy matoky ny olona omena hampiasa ireny vola reny ve Ra8 é ! Ka raha betsak... suite
répondu par kally le 24/01/2004 09:01
ravatorano ( 08/01/2004 20:53)
Ingahy Pety sy ny fitondrana
Lany Maire iny Ingahy Pety.Dé nilaza izy fa nisy miaramila roalahy nalefan'ny fanjakana hamono anazy fizikemén. Dé nanamafy izany ny namany Ingahy Voninahitsy .Ny mahagaga anefa dia ity raha misy ... suite
répondu par xxx le 22/01/2004 17:32
ravatorano ( 13/05/2003 10:00)
13 Mai teny Mahamasina
Zà aloha tsy teny fany vaovao reko tao amin'ny Don Bosco tamin'ny 12 ora atoandro no entiko hitondrana azy. Raha namotika ny estrade ny vahoaka tonga teny izay nanohitra an'ity fihaonan'ireto KMMR t... suite
répondu par xxx le 15/05/2003 08:33
ravatorano ( 14/04/2003 18:57)
fa maninn é !
fa maninn tokoa wà ny kofa no tsy maintsy fônn mi-joba é ! na dia efa misy tsilo be aza eo dé mbola misy mahasaky miditsa iany. Ity net ty né ry zalah ka fitaka no bobaka eto é ! Ny joba midit... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0361