Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 25/05/2004 13:22)
Tonga eto antoerana ary izao i Milon
Ho antsika namana mpankafy ny hira mazefatra dia tonga omaly maraina i Milon Lead guitar ny tarika Kazar ary hanao fampisehoana varatra b ao antsahamanitra ny 24.06.04 izao. Hivoaka amin ny 03.06.0... tohiny
novalian'i riffeur ny 07/06/2004 00:50
ravatorano ( 21/05/2004 12:11)
rehefa mba nanao stat kely aho dia hitako fa ny resaka politika no vitsy mpandray anjara
Ny mahatonga an izany dia tsy haiko aloha na leo politika marina isika na ahoana nefa dia hevitra no hampiadina eto. Sa kosa v maivakitsaka loatra ilay adi hevitra ka mahatonga ny olona tsy handray a... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 23:38
ravatorano ( 17/05/2004 06:31)
Inona no ataon 'ny fanjakana amin izao toe-javatra misy eto amitsika izao :fitokonana atsy,fiakarana vidin entana tsy era'ny aina aroa ?
MitokoSECES,ny Magistrat eto Tanà ary dia tsy manao service minimum izy ireo amizany fa dia tena mihevitra ny hanafoana ny birao mihitsy.Ny minisitry ny fitsarana anaefa dida nilaza fa manan mauvaise... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2004 00:03
ravatorano ( 14/05/2004 11:12)
rivodoza
nahazo anarana ilay rivo doza noresahako teto iny ary dia izany "Juba"izany no izy aminy. Any amin ny 1850 km atsinanan i vohémar na Iharana izy io omaly tamin ny telo tolak andro. Mizotra mianatsi... tohiny
ravatorano ( 07/05/2004 11:17)
depression tropicdale
Misy depression tropicale niforona omaly tamin ny folo maraina leran i Madagasikara any amin ny 3200km avaratra antsinana an ' Antsiranana no misy anazy. Mbola tsy nahazo anarana izy io ary koa mbola... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 13:22
ravatorano ( 04/05/2004 12:42)
Midangana tena mila ho sempotra ny vahoaka
Nilaza ny Filoha Ravalomanana omaly fa tsy eto Madagasikara ihany no misy ny fisondrotry ny vidim piainana fa saika manerana an izao tontola izao mihitsy. Misy marina izany saingy ny fiantraikany any... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 00:24
ravatorano ( 30/04/2004 08:28)
RNM na ny radio nasionaly malagasy
Feno 73 taona ny RNM izao satria niorina tamin ny 29 avril 1931. Maro ny zavatra niainan nizany radio nasionaly malagasy zany.Tao ny mangidy sy ny mafaitra tao koa anefa ny may toy ny tantely. Ho an... tohiny
novalian'i jaombilo ny 03/07/2004 12:24
ravatorano ( 29/04/2004 11:15)
ny joro sy ny sorona ! ahoana ny hevitrareo momba azy ireo ?
Ny sorona dia fanaon ny zanak ' Israely raha nitalahoi na nanao fivavahana na nila fibebahana tamin Izy Tompo ry zareo.Voalaza ao amin ny Levitikaosssy koa fa tsy ny biby rehetra dia azo atao sorona a... tohiny
novalian'i hendry ny 30/04/2004 18:30
ravatorano ( 23/04/2004 06:29)
Ady amin ny kolikoly
Mafana dia mafana ny fandrafetana, ny fanaovana atrik 'asa momba ny ady amin ny kolikoly. Aminareo namana inn no mety mahatonga azy io ary ahoana no iadivana aminy ? Misokatra ny adi hevitra ary mi... tohiny
novalian'i ludo ny 06/08/2004 06:34
ravatorano ( 16/04/2004 11:12)
ahoana indray ity IP miharihary b ty
tena zendana aho nahita anio , tsary nampoiziko mihitsy.Ny olana amin io mantsy dia izao : raha sendra misy mahalala ny IP nao dia asa fotsiny Tsy tokony ho jerena v ny momba an izay e... tohiny
novalian'i six ny 29/04/2004 09:21
ravatorano ( 07/04/2004 08:48)
iza no mino an 'i Jehovah ary iza no tsy mino ?
Misy namana nilaza fa Andriamanitra no inoany fa tsy Jehovah izany.Iza no afaka nanavaka na manome valiny mahafapo momba izany satria sao dia iray ihany ireo? Mazotoa ary !... tohiny
ravatorano ( 02/04/2004 12:17)
regroupement scorpion cosafa castle cup
asa na ny federasionina na ny minisitera mihitsy no tena vendrana fa aiza ve ka amin ny 18 avril izao no hihaona amin i Mozambika ny scorpion malagasy nefa izao vao manao regroupement,firy andro zany ... tohiny
novalian'i totty ny 26/12/2004 01:29
ravatorano ( 01/04/2004 11:00)
ny sandam bola malagasy ( tohiny ) : 1 euro = 12 000fmg
tsitako tsony ze ambara fa dia miteny ho azy zany. Mbola ny offre sy ny demande ihany ve izao no entina iala bala aminio sa kosa inn ? Ny smig eto dago nefa izao dia noferana ho 230.000 fmg> Inn no ... tohiny
novalian'i kitjo ny 05/06/2004 13:17
ravatorano ( 31/03/2004 09:06)
Menalootsa
Nodimandry ny 28 Mars 2004 teo amin ny faha 27 taonany i Razafinimanana Fidy na Rafix mpitendry gitara solo tao amin ny tarika Menalootsa izay manao ny hira mavesatra. Ny namana rehetra eto amin ity ... tohiny
novalian'i nirijimka ny 08/04/2004 12:49
ravatorano ( 31/03/2004 08:54)
Ilaina ve ny fisarahana ?
Na efa vita vody ondry, soratra ,mariazy,niteraka ny olona roa mbola misaraka ihany , mangataka ny divorce.Koa ilaina tokoa ve ny fisarahana ?... tohiny
novalian'i herylo ny 28/10/2004 10:51
ravatorano ( 30/03/2004 11:54)
crn tany toamasina
Olona eo amin ny telo arivo teo no nanaraka ny fanehoakevitra izay nataon ny crn tany toamasina. Nilamina ny teny amin ny Kianja nanaovana ny hetsika ary dia tsy niova ny fandehan ny tantara fa dia mb... tohiny
novalian'i kitjo ny 31/03/2004 11:29
ravatorano ( 25/03/2004 11:27)
niakatsehatra i Pasitera omaly
Ny tiako ho lazaina eto dia ny Pastera Ray amandreny Richard Andriamanjato.Namory mpanao gazety izy sy ireto namany ireto : Voninahitsy,Zaranaina,Atoa sy Rtoa Phillippe sy Elia Ravelomanantsoa. Raha ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 21:17
ravatorano ( 23/03/2004 17:35)
ofpacpa sy ny crn
nitarika fihetsehana teny amin'ny kianjan;ny 13 Mai ry zareo tamin'ny samedi lasa teo ffa tsy nahavanona satria efa tonga nialoha andry zareo teny koa ny tsy mankasitraka izany hetsika izany.Vokany sa... tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:52
ravatorano ( 30/01/2004 10:54)
Toa mangina mpanohitra tato ho ato
Vita ny fanovana ny gvt teto dia niaka peo ny mpanohitra toan'dry Faharo,Voninahitsy sy ry Mara Niarisy. Izao nitotongana be ny vola malagasy mba inn no nolazain'izy ireo ?????Sa tsy arany tsara ny a... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 11:14
ravatorano ( 30/01/2004 09:18)
zaranaina sy ny sida
Ingahy Zaranaina dia mpikaroka ary mitsabo amin'ny alalan'ny fanafody malagasy izay antsoina hoe fitsaboana nentin-drazana. Izy dia nilaza fa nahita ny fanafody fanafoanana ny "charge virale" ao amin... tohiny
novalian'i totsy ny 26/03/2013 02:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893